Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
llk26 ( 05/01/2009 07:54)
angataka hira
le hiran i mirado oe tsy ho very iny... tohiny
niryna ( 05/01/2009 04:29)
Iza no efa nifanena tamin'ny anjely ?
Miarahaba antsika rehetra tratry ity taona 2009 ity aho.Ny fahasoavan'Atra anie hoe eo amintsika tsirairay avy. Zaraiko antsika ireto tantara ireto : 1- Nisy fotoam-pivavahana tao amin'ity fiangon... tohiny
niryna ( 05/01/2009 03:53)
Ny atao hoe vehivavy manan-karena
Isika rehetra dia samy manana tarigetra sy tanjona tiana atao avy. Ny fomba fiteny,ny fomba fijery ,ny fomba fiasa, sns dia azo itarafana ny momba antsika. Mba nahavariana ahy ity ka dia zaraiko h... tohiny
novalian'i niryna ny 17/01/2009 04:56
Celest1 ( 04/01/2009 20:22)
Antsika jiaby
Mahajanga sy Florida(USA) mitovy ny hafanana izahay aty an-toerana tena mahita ok!... tohiny
novalian'i Papoose ny 07/01/2009 15:27
kidoropamba ( 04/01/2009 16:19)
Fonja vaky. Miandry ny fametram-pialann'ny ministra
Hitanareo fa faly miompy foan,a ingahy jentilisy ao @ bilaogy. hin!hin!hin!hin!hin! Efa malotoloto mantsy ny rano ao an-tanAna ka dia mitady hiompy mafimafy ny vahoaka ry zareo avy any jentilisy. ... tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:42
silver ( 04/01/2009 16:01)
sahirana
Miarahaba atsika rehetra tratry ny taona vaovao,hitondra fahasalamana sy fahasoavana lalandava ho atsika anie ity taona ity; Mba mila toro-hevitra avy @ lhl sy vhv aho ra azo atao: manana zandry lahy... tohiny
novalian'i MAZUMI ny 22/01/2009 07:42
salopard ( 04/01/2009 14:34)
endrinkendrika zafy albert , Hery aiza?
Jentilisa ao @ blog-ny milaza fa i zafy no namaky ny fonjan'ny tsiafahy. Marina ve fa vaky? Voatery ho zafy ve, sa manao PUB ny Blog-ny i Jentilisa? Ary i Hery izay mpakasitraka Jentilisa(vakio je... tohiny
novalian'i hery ny 05/01/2009 10:57
Bita ( 04/01/2009 10:35)
Hiran'i Rainindimby
Mba agatahiko ity hira ity izay mahay na dia toniny iry monja aza. Rosilia, Rosilia Sao mba hitan-droky re ny lamba napetrako teto a? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i lanto ny 10/01/2009 21:26
salopard ( 03/01/2009 19:52)
FIJO SY RABILABILA
Fa mpivady ve izy mitsam ireny e! Toa samy fan club ny athée samy nanomboka nisintaka t@ mi-decembre, ary mandritran'ny herinandro maromaro ary toa samy tsy afaka manao Internet mandritra ireo f... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/01/2009 18:59
Bita ( 03/01/2009 12:10)
28 Fevrier 2009
Misy fihaonan'ny Gasy any Dresden Allemagne ka raha misy te ho avy raisina antana-droa ary milaza mialoha koa mba hikarakarana. Ny tohiny ho hita ao @ www.madagasikara.de Tongava re, tongava re, tong... tohiny
novalian'i Bita ny 08/02/2009 09:07
Fiffi ( 03/01/2009 12:09)
tsy mampatonga saina......
heu....tena ohatran'we tsy tonga saina zany zah raha tany am magasin grand frais nahita ny vidin'ny lichis.....7,90€/kg ny mangue diego=15,90€/kg masaka be le mangue , manitra be hummm........ tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:41
Bita ( 03/01/2009 12:08)
Aleoko izy no maty toy izay aho hamono olona maro
Nantsoina tany @ fitsarana ity Ranamana iray satria voalaza fa namono ny vadiny. Rehefa teo @ anoloan'ny fitsarana dia nekeny daholo ny fanontaniana rehetra napetraky ny Mpitsara. Mpitsara: Sendra... tohiny
novalian'i Koditra ny 12/01/2009 17:03
xxx ( 03/01/2009 11:19)
Magie
Mampivadi-po fa tandremo http://fr.video.search.yahoo.com/video/play?p=magie&ei=UTF-8&fr=yfp-t-501&tnr=21&vid=00018015006 http://fr.video.search.yahoo.com/video/play?p=magie&b=361&ei=UTF-8&fr=... tohiny
novalian'i Simpona ny 25/01/2009 14:46
Bita ( 03/01/2009 11:03)
Volon-drambontsoavaly 200 Kg
Nandeha nitady volon-drambon-tsoavaly 200 Kg ity Amerikana ity ary noteteziny daholo izay olona mpiompy soavaly ary tonga teo @ ity mpiompy iray ity izy ary hitany fa mety ho ampy 200 kg ny volon'ireo... tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/01/2009 09:48
cla732 ( 03/01/2009 10:56)
mitady site majunga
BONNE ANNEE JIABY Enga anie ty taona ity hitondra fahombiazana sy fahasalamana hon'ny tsirairay. Zaho mitady site anciend2 majunga. efa misy 1mois no nitaviavako azy io, taloha zaho nahazo tsara io... tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/01/2009 02:19
Bita ( 03/01/2009 10:26)
Physicien sy ilay Microsoft programmeur
Tratry ny taona 2009 daholo ary mirary ny soa rehetra ho antsika jiaby. Niaraka nandeha t fiara iray ireto 2 lahy ireto. Ny iray Physicien injenieur ary ny iray Microsoft programmeur....? Nofenoin-... tohiny
razaiverson ( 02/01/2009 19:16)
voasary
manao ahoana daholo ! mba mihila ny tonon'i "voasary" ilay hiran'i mahaleo aho raha mba azonareo ampiana a amin'ny tononkira ao ilay izy Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i molota ny 09/01/2009 06:49
niryna ( 02/01/2009 18:06)
Ahoana ny fankalazana ny taona any aminareo ?
MIarahaba antsika rehetra samy tratry ny taona 2009 ! [img]http://www.indobase.com/holidays/new-year/gifs/happy-new-year.jpg[/img] [img]http://www1.istockphoto.com/file_thumbview_approve/6149793/2... tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2009 13:22
xxx ( 02/01/2009 16:31)
certificat d'hebergement
Miarahaba antsika rehetra tratriny taona 2009 , ary de mirary soa sy fahombiazana . Ty mba misy fanontaniana apetrako aminareo namana , refa manao certificat d'hebergement ve ka misy zazakely tsy amp... tohiny
novalian'i xxx ny 03/01/2009 12:10
Angie ( 02/01/2009 12:06)
Tsiky dia ampy fa tratry ny taona
[center][b][size=18px][color=red]Miarahaba ny Namana rehetra tratry ny taona 2009[/color][/size][/b][/center] [img]http://farm4.static.flickr.com/3241/3159677544_b0d10c7b3a.jpg[/img] [center][b]... tohiny
novalian'i gasyjean ny 05/01/2009 13:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.1088