Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
02/01/2009 11:06)
famindràna razana
Mba saika hanontany tompoko, azafady...
Sao misy mahalala ny fanao rehetra rehefa hamindra razana amin'ny fasana vaovao? na afaka manome soso-kevitra ? Ny faty tsy handrasana am-bohitra fa fonosina d...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/01/2009 11:46
penguin
(
02/01/2009 10:00)
Mba hiray saina ho amin'ny TSARA anie ny Malagasy rhtra.
Mirary ny Malagasy rehetra ahita fahombiazana ary ahalala mandinika ny ho aviny ao anaty firaisankiana ahazoana ny TSARA sy FANDROSOANA ary samy hanalavitra ny hevitra rasty rehetra mety hamingana ny ...
tohiny
novalian'i penguin ny 05/01/2009 11:55
ravatorano
(
02/01/2009 07:07)
fiarahabana ny namana rehetra tratry ny taona2009
Arahabaina tsisy ankanavaka isiaka namana rehetra mpiserasera eto amin 'ity lohahevitra politika ity amin' izao fahatongavan'ny taoana vaovao izao.Enga anie ka hitondra soa,fanambinana,fahombiazana,fa...
tohiny
rubishiram
(
01/01/2009 17:52)
rossy ikalasoa
tsisy ikalasoa nefa ilay hira tsara loatra :( ...
tohiny
rush
(
01/01/2009 13:11)
Tratry ny taona vaovao
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2009, ho taona feno fahasalamana, fitiavana, fahombiazana , finoana ary fahasoavana anie ho antsika tsirairay avy!...
tohiny
novalian'i arialy ny 10/01/2009 06:42
tojo94
(
01/01/2009 12:24)
manao fangatahana kely azafady ôh^^
bjr serai t-il possible d'avoir les paroles de la chanson a : poon "nangina"
mci bcp et bnne année :D ...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/01/2009 13:04
rakotoline
(
01/01/2009 11:36)
taona vao
miarahaba ny rehetra tsirairy tratin'ny,hitondra soa ho any rehetra anie ity taona ity ary ho ela velona daolo e,hitohy hatrany ny firaisan_kina sy fifanapiana,biz dol (l) :-* ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/01/2009 14:07
rakaroka
(
01/01/2009 07:14)
Bonne Année doholo!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/NECF6F%7E1.GIF[/IMG]
Dia inn avy aza ny firarian-tsoa?... Ny fahitanareo 'ty taona vao2?...
Samby soava-tsara am 'zay misy azy aby fa noho ny ...
tohiny
novalian'i Bita ny 03/01/2009 11:09
alfred
(
01/01/2009 00:32)
voninavoko mananary
:wink: ...
tohiny
rahery08
(
31/12/2008 19:25)
Anao ny safidy
Manahoana daholo nareo !!!
Marina tokoa fa tsy mba nanana safidy isika raha tonga tety an-tany !
Eny fa na dia ny vani-potoana, na ny kolon-tsaina , na ny maha-lahy na vavy sns… tsy mba nananant...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/01/2009 16:35
belaza
(
31/12/2008 15:28)
fangatahana hira
mba mangataka ana'ilay tononkiran vononavoko mitondra ny lohateny hoe Tsiriry roa azafady izay manana o!misaotra betsaka!...
tohiny
novalian'i Noue ny 31/12/2008 15:50
Zozoro
(
31/12/2008 13:11)
NY REHETRA
Arahaba ho an'ny rehetra rehetra tsy hankanavaka izay tratran'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany androany. Dia samy ho tratrin'ny 31 décembre 2009 indray !!!!...
tohiny
novalian'i Zozoro ny 17/01/2009 09:24
ridads
(
31/12/2008 12:00)
ianao you MARION
TSISY...
tohiny
xxx
(
31/12/2008 08:59)
Ao anaty boky mena
Ao anaty boky mena
misy soridalana
de ny lalampandresena
sy ny fahafahana
Ndao ampio didier Ratsiraka
mba hanatateraka ilay
fiteny mamy hoe
Mcar hatr@ zao
mijoro fa tsy madohalika
No...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 23/01/2014 09:39
diamondra27
(
31/12/2008 08:25)
fiadanana ho amin'ity trano ity...
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=10&andininy=1-24&dika=
...lioka10:
2 Ary hoy Izy taminy: [b]Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mb...
tohiny
novalian'i prime ny 09/01/2009 06:30
sitlo
(
31/12/2008 05:35)
frista kely faran'ny taona
Hivalona ity ny taona dia aleo asiana diam-penina farany,
[center](l)__________________________________________________________(l)
dia nivalona ilay taona,
roa arivo
valo amby
dia nivalona...
tohiny
novalian'i sitlo ny 31/12/2009 14:03
badboy
(
31/12/2008 00:12)
Hoy ny SM : tapaho izay mahatonga ny fahotanao .....
Iza no efa nanota ka sahy nanala ny masony, na nanapaka ny tanany na ny tongony, na nangoaka ny lohany hahatratrarany ny atidohany, na nanentsina ny lavatsofiny na lavabod.ny na ny lavakorony na ny la...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/01/2009 16:17
badboy
(
31/12/2008 00:04)
Mila mamorona antoko pôlitika ny mpiserasera hahazoana fana
Mila mamorona antoko pôlitika ny serasera hahazoana fanampiana avy any @ filoha mpirenena!! Tsy maninona fa i penguin no atao filoha lefitra mpiandraikitra ny mpikambana, kidoro no lohany ary nanas n...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 03/01/2009 18:54
ikalamako
(
30/12/2008 23:07)
Arahabaina sefo tratry ny fitsingerenan'ny nahaterahana a !
[b]Raha tonga ny fetin'i Hery
Dia andrehetana jiro,
Tolorana sary sy boky,
Anaovana laoka matsiro[/b]
an an an fa :
[b]Ny akanjo sy laoka hono tsy tiany
Ny bà fafany hatrany,
Ny tiany raha...
tohiny
novalian'i vale ny 31/12/2008 18:27
benaivo
(
30/12/2008 20:08)
mandehana mankany tefy de dadah
raha mba misy mana, dia hisaorako mialoha ê!tratry ny daholo isika ê...
tohiny
