Mila mamorona antoko pôlitika ny mpiserasera hahazoana fana
1. badboy
(
31/12/2008 00:04)
Mila mamorona antoko pôlitika ny serasera hahazoana fanampiana avy any @ filoha mpirenena!! Tsy maninona fa i penguin no atao filoha lefitra mpiandraikitra ny mpikambana, kidoro no lohany ary nanas no sekretera, dia badboy mampitahotra izay mitady handrodana ilay antoko pôlitika!! Ainahery atao mpikirakira ny fifandraisana, nauhtyboy sy annie2007 atao mpitatitra!!!
Raha misy tsy voatonina dia iangaviana izy haka ny karatrany na koa handoa ny sarampidirana raha tsy izany dia tsy eken'i penguin ny fidirany!! 8) 8)
Fa ilay anaran'ilay antoko izany no mbola tsy hitako sady tsy haiko hoe hoatrinona moa izany no sôsy mety azo @ izany!!! :^) :^)

répondu par ainaheri le 03/01/2009 18:54
2. penguin
(
31/12/2008 07:08)
Lesona azo taiza indray izany ry badboy be saina aaaa??? Antoko politika faha-firy ambizato sa sy roanjato indray ????
Miresaka Obama ianao saingy lazao koa fa tonga namorona antoko tany USA izany Obama izany.
Raiso ny lesona fa aza faly miteniteny anaran'olona sy ny vitan'ny olona nefa ny fisainana mbola revi tsa haihaivoalavo tsy mampivoatra ny tanàna.

3. badboy
(
31/12/2008 10:09)
Aza sendaotra fa voa antotan'asa io fa tsy mbola tena ilay tokony ho izy!! Ilay hoe filoha lefitra ve no tsy mety @ penguin?? Ka tsy mety fa raha tsy izany izaho no atao filoha lefitra dia penguin izany mpanilika ireo mpanakorotana!! Raikitra??? :^) :^) :^)
4. Andribe
(
31/12/2008 12:05)
Ary raha atao hoe antoko politikan'ny mpiserasera 'lay izy ? APM avadika teny vahiny de hoe ALIENS PREDATOR MOVMENT ??? Tsy ratsy!!!!! :idea: :idea: :idea:
5. badboy
(
31/12/2008 12:48)
Andribe >> :-D :-D :-D !! Efa bonne zany APM izany fa tazomina @ ilay fandikana teny gasy!! Dia inona no toeran'i Andribe ao anatin'ilay antoko?? Sa atao mpandikateny rehefa mivoaka ny mpitondra??? Dia ohatry ny ahoana ny atao endrik'ilay karatra??
Dia ohatrinona aloha ny sôsy azo avy @ fanjakana fa sao de vary sosoa be rano fotsiny ny ho azo @ izany ka na ny karatry ny mpikambana aza tsy ho voatonta!! 8) 8) 8)

6. kidoropamba
(
31/12/2008 14:48)
Mahagaga ihany ity herin'ny vola ity satria nitsangana tampoka t@ maty ny antoko UDECMA/KMTP....dray dray dray.
Tena manangana @ maty mihitsy ity vola ity marina e.
ao koa ry reveRAN satro-bory izay mùiandry bonbon pekto sy biscuit tsy ampy siramamy
ao ry zeareo PRM izay tarihin'ingahy RALISON Roger izay gaga fa mbola tsy nahita ilay tarehin'ny 10 miliona ariary lazaina an-gazety.....
Fandri-boalavo foana hoa ny an'i filoha fa tsy misy zavatra seriE izany.
Ny hany zavatra mampiasa-loha an'i filoha izao dia ity raharaha Daewoo ity satria raha mihemotra io Daewoo io dia vita eo ny raopilany 60 miliona dolara. Airy forsa Ouany @ io efa nomena an'i Airmad kanefa te hitsangatsangana any ivelany ingahy rainy.
tsssssss! tena fitondran-dravalomanana marina e: Rediredy naturellement!

7. badboy
(
31/12/2008 17:10)
kidoro namana, efa afaka ora vitsy ny 2009 dia ho avy!! Noho izany ny fananganana ny APM izao no tanjona mba ahazoana ilay sôsy ho an'ny antoko!! Ka ny mombandry satrobory sy ny tariny tsy raharahiantsika fa ny antsika ny hahatonga ny tanjona no kendrena dia ny fananganana ilay antoko pôlitikan'ny mpiserasera!! Sady efa omena anao ilay toerana mahafiloha mbola manao alahelo tsy maty voalavo ankibo ianao ka dia ho raisiko ny toeranao!!
Fandaminana vaovao izany dia izaho no lasa filoha, dia kidor gird manampy an'i penguin manamboatra ireo mpanakorotana ny antoko!!! :^) :^) :^)

8. xxx
(
31/12/2008 17:49)
Ary i prezida hery mitifitra sary miaraka amin'ny prezida ra8 zany ho atao aiza??? sa tsy midika ininona ny mitifitra sary??? sa efa membran'ny TIM izy???. Nefa raha membran'ny TIM izy, dia zanaka TIM ange izany ity serasera ity sy ity antoko APM-nao vaovao ity??? :roll:
9. kidoropamba
(
31/12/2008 19:31)
Okay, ho anao izany ny filoha satria tsy tia io toerana io aho. Avelao aho ato @ treZOrié ato. Ao @ fitantanam-bola. Io foana no andraikitra mba tiako @ ireny antoko ireny: mpitantam-bola.
Ao aho afaka manaramaso tsara ireo izay tsy "azoro dE kotiZasion" ka misy penalitE mampitombo ilay vola haloha.
Mampiahiahy ihany aloha ity Hery TIM izany satria mandefa informasion any amin'ny levalo lery. Kanefa kosa mety misy ny ilAna an'izany Hery, TIM, izany ahamoramora ilay viremAN avy any iavoloha mitontona direkta ato @ kaonty bankera-ko (izay aloha mandrapahavitan'ny kaotin'ny antokoMpisera).
Arosoko eto tsy ho ela ny kaonty bankera-ko handrotsahana ny vireMAN sy ny kotizasion rehetra mba ahafahantsika manomboka miasa.
Toa mety mahaliana ihany ity resaka antoko amin'ny serasera ity ko.

10. badboy
(
01/01/2009 10:56)
Tratry ny taona daholo ry mpanasa vangy isany ary ho fitiora APM!!
Ka hery tsy mbola nangataka ny hahazo toerana ao @ ilay antoko atsangana!! Nohjo izany na dia pro Ravalomanana aza izy, izay tsy dia inoako loatra, dia tsy mampiova n'inon'inona izany!! Fa efa akaiky ilay fotoana izarana ilay sôsy fa ahoana ny teny filamatra, ny lokon'ny antoko, ny pôlitikany.....
Mba asio hevitra nama fa maty ankibo ilay antoko raha izao no mitohy!!! :^) :^) :^)

11. penguin
(
02/01/2009 10:13)
Antokon'i badboy voan'ny andribe sahady vééé ?
Mbola vazivazy sy kilalao ihany vééé no entina hinanan'ny mahantra ééé?

12. ainaheri
(
03/01/2009 18:54)
Zay vao itako ty kozy ty hihihi,mahita atao lisany reto ka :-D :-D :-D :-D