Ao anaty boky mena
1. xxx
(
31/12/2008 08:59)
Ao anaty boky mena
misy soridalana
de ny lalampandresena
sy ny fahafahana
Ndao ampio didier Ratsiraka
mba hanatateraka ilay
fiteny mamy hoe
Mcar hatr@ zao
mijoro fa tsy madohalika
Nohirahirana ery izy t@ zany fotoan'androny fa zao Mcar efa tena mandady fa tsy mijoro itsony ee!Mampalahelo ty nataon'ilay ravalo tsivalahara ty.
misy soridalana
de ny lalampandresena
sy ny fahafahana
Ndao ampio didier Ratsiraka
mba hanatateraka ilay
fiteny mamy hoe
Mcar hatr@ zao
mijoro fa tsy madohalika
Nohirahirana ery izy t@ zany fotoan'androny fa zao Mcar efa tena mandady fa tsy mijoro itsony ee!Mampalahelo ty nataon'ilay ravalo tsivalahara ty.
novalian'i mpisotrtoaka ny 23/01/2014 09:39
2. badboy
(
31/12/2008 10:19)
Ka ilay namorona ilay hira tsy handolika koa ange rehefa avy nampandady @ tongotra sy tanana ilay firenena dia mbola mitady ny hiverina hamapandavaka ireo efa mandady @ kibony @ izao fotoana izao!!
Mila olombaovao ny firenena ary mila olona hanaja lalampanorenana na hanavao azy ho tsaratsara kokoa ho an'ny malagasy tsy vakivolo!!! 8) 8)
Mila olombaovao ny firenena ary mila olona hanaja lalampanorenana na hanavao azy ho tsaratsara kokoa ho an'ny malagasy tsy vakivolo!!! 8) 8)
3. penguin
(
02/01/2009 10:06)
Enga anie ka ahay handinika ny ho aviny anaty firaisankiana ny Malagasy ka tsy ho variana amin'ny resaka miverin-dalana. Taona 2009 vaovao handinihana sy hanamboarana fiainana vaovao amin'ny hevitra hivoarana tsy hisian'ny fanasarantsarahana ny Malagasy.
4. anjaro
(
06/01/2009 07:36)
Betsaka ny hevitra tsara ao, saingy isika olon'ny fo loatra:ny tsy fitiavana lay nanoratra azy no betsaka!
5. penguin
(
06/01/2009 09:38)
Atidohan'olona maro no nanovozana ireny ary nisy no natao "copy & paste" tetsy sy tary ka tsy mahagaga ny fisian'ny zavatra tsara tao anatiny. Na izany na tsy izany afaka mamaky sy manovo hevitra amin'izany ny ankehitriny fa tsy hampiasa izany 100% mihintsy akory amin'izao taona 2009 izany ankory. Miandry zavatra mifanaraka ny toetr'andro ny vahoaka ra-xxx
6. andrywui
(
06/01/2009 14:44)
tsy hisy fanantenana vanona tsony angamba fa na olona tsy mande ra aza ve de olona efa hitan'ny masonao isan'andro tonga avy eny Ivato matetika fa zara ra mitafy sy mihinana de mbola milamina ihany ny konsiansinao mitsidraka ao anaty avion n'ny volan'ireo vahoaka milonjitry ny fahatrana ireo! ka rehefa tsy misy saina intsony nareo de aleo amboarina fa tsy mi pass intsony zany fanandevozana moderne zany fa ndana mitsy miainga any!
7. penguin
(
06/01/2009 16:14)
Izahay Malagasy tsy mahatsiaro handevozina koa nareo indray no miseho hisolo vava vé ?
8. andrywui
(
06/01/2009 17:08)
kay ve ra penguin misolo tegna ny pokn malagasy aby y!!
aza mba mteniteny fogna agnareo liaka reto fa agnao zao ve de ahasolotegna agnay, fa de tarogna ro ataobe ny agnao liaka ty fa tsa misy raha vanona aby ny raha volagninao
aza mba mteniteny fogna agnareo liaka reto fa agnao zao ve de ahasolotegna agnay, fa de tarogna ro ataobe ny agnao liaka ty fa tsa misy raha vanona aby ny raha volagninao
9. xxx
(
06/01/2009 21:02)
penguinve misolo tena anay,may ary ry letia an,de mamonoa tena,koratsizay no iza koa,ela tsy misy dikany sy tsy misaina io ve?sanaavy za raha hanaiky anizany!zay tay foana manko le politika eto dagoeto,na de ita fa mila hinatay le gasy de misy miseho mivoaka misolelaka fa hoe izahay de gasy fa lainga zany, mbola hinan'ny ................. anareo aminio nareo
10. penguin
(
07/01/2009 14:40)
Tsy mbola nihinana izany izahay Malagasy fa nareo sarintsariny no nihinana izany ka tsy afaka ny hametra hanareo tsy ho vokin'izany mihintsy ny tenanay. Leiro dia aza ny Malagasy no hirariana ratsy fa tapero ho anareo tsara izany tsy fihinanay Malagasy izany. VASOKABE vééé? Nihinan'ny.... :-D :-D :-D :-D
11. mpisotrtoaka
(
23/01/2014 09:39)
Nahazo vaovao nareo zao d hendry tsara amzay ary ! Tsy mfanakiakiana intsony a ! Miasa tsara d petraka tsara !