Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 27/12/2008 12:44)
Fanabeazana aizana
Inona ry zareo ny fanabeazana aiza tena tsara ?? Ny ahy Implanon no ampiasaiko vo 2 mois zay fa tena mihakely za , sady nisy 1mois zay mbola tsy tonga ny regle-ko . Ny sasany nefa vo manao fanabeazan... tohiny
novalian'i Madnaoda ny 23/02/2009 12:26
xxx ( 27/12/2008 11:37)
tsy nande regle 03 volana / tsy bevohoka
26 ans zah, mbola tsy niteraka efa handray telo volana izay ny regle tsy tonga, efa in-2 nanao test de grossesse za tanatin'izay fa negatif foana le izy. Nisy 02 semaine zay nande tany @ gyneco za, n... tohiny
badboy ( 27/12/2008 11:05)
Fiverenan'ny nasionaliszasion
Énergie Le carburant de l’État arrivera en juin La société nationale du pétrole devra entrer en fonction d’ici trois mois. L’Etat devrait commencer à importer du carburant vers la moitiÃ... tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:45
badboy ( 27/12/2008 09:37)
Hitovy @ fiafaran'i xavier ratsiraka ny ihafaran'i tgv
Miverina @ paikadiny taloha @ izay ny fitondrana ka tsikerainy ny fanalana zaoridira!! Mbola ho avy tsy ho ela koa ny filazana fa naodina ny sôsin'ny commune!! Ny tanjona dia ny fanatsoahana ny eo mb... tohiny
novalian'i karavasy ny 02/01/2009 10:35
niryna ( 27/12/2008 03:16)
Raha misy manome zavatra ho anao
Raha misy manome zavatra ho anao ,dia kinga aho miteny hoe [b] Misaotra Tompoko o [/b] [color=blue] Ilay fanomezan'ATra dia Jesosy kristy[/color] [color=red]Iay misaotra tompoko dia ny finoanao an'... tohiny
novalian'i coopsal ny 05/01/2009 13:58
Fall ( 26/12/2008 20:26)
hira
Miarahaba anareo rehetra e! :D mba saika angataka tonkira le oe "AZA AVELANAO IREY AHO" hiran'i IZIT na i Tizibon... tohiny
novalian'i Noue ny 30/12/2008 17:53
Astrella ( 26/12/2008 17:25)
tena tia
mba mangataka io hira n'i poopy io a azafady, tena tia, le misy hoe saro piaro aho , aminzay jerenao saropiaro ny amin'zay momba anao... tohiny
Fiffi ( 26/12/2008 15:15)
ho antsika aty ivelany.....
heu.....ho antsika aty ivelany dia misy ny poste radio internet wifi... taloha manko rehefa hihaino radio [b]gasy[/b] de tsy maintsy mampirehatra pc kalou zay vao afaka mihaino an ! nefa misy a... tohiny
novalian'i Papoose ny 26/12/2008 23:02
saranga ( 26/12/2008 09:05)
Mitady serial number JetAudio 7
Zay mba manana dia alefaso amiko ny numéro de série Jet AUdio v7. Merci dia ho ela velona e... tohiny
malala1 ( 26/12/2008 08:32)
siosio ka mety ho marina ve
Mifampiarahaba amin'ny fianakaviana aho satria fety ny andro dia mifampilaza vaovao sy ny fiainana ary tafiditra tao anatin'izany ny resaka politika. Talanjona indray aho raha nahare fa hoe mety hisy... tohiny
novalian'i ainaheri ny 30/12/2008 06:23
badboy ( 25/12/2008 18:20)
Inona ny tena marina momban'i Jesoa?????
Alors que l’on dit le christianisme essoufflé, la figure de Jésus passionne. Homme pour certain, fils de dieu pour d’autres, il n’a jamais autant occupé l’actualité culturelle. Mais pourqu... tohiny
novalian'i prime ny 06/01/2009 11:32
tsihataorana ( 25/12/2008 13:04)
'Zaho mbola tia nefa...
Joyeux Noël Efatra taona 'zay no niaharanay sy vadiko, samy mias izahay roa. Tiko izy ary tena najaiko. Mifofotra mafy aho mba hanatsara ny tokatranonay... Roa herin'andro lasa zay: no... tohiny
novalian'i atonamia ny 17/02/2009 07:45
Fiffi ( 25/12/2008 01:30)
Joyeux Noêl
[img]http://membres.lycos.fr/textart/12/GS_64cc998fd4d7ba47c0825a667e3b437e.gif[/img] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/re... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/01/2009 15:40
dadasy ( 24/12/2008 14:42)
Miala any indray ny Christy3, mbola izy koa ve??
Vao zao za no niditra teto androany, de somary nijery ny namana vaovao, ka nanaitra ny masoko ny namana vaovao "christy3", vavy avy any senegal ary tsy miteny gasy fa anglisy. Asa re raha misy ifandra... tohiny
novalian'i hana ny 30/12/2008 13:44
Bhiou ( 24/12/2008 14:29)
FANASANA
Ny antoko Mpihira Hasin'ny Lanitra dia faly manasa anao hiara-hisaotra sy hanome voninahitra an'Andriamanitra noho ny nivimbinany antsika nandritra ity taona 2008 ity ka ametraka sahady ny taona vaova... tohiny
penguin ( 24/12/2008 12:12)
Ho tratry ny Xmas sy 2009 dia MBA VONOY NY BAOLINA
Mirary soa ny tsy ankanavaka ary ireo mpihevin-tena ho mahay politika rehetra ééé. Enga anie mba tsy handany andro olona amin'ny resaka tsy hinanankanina intsony fa mba hamono BAOLINA amin'izay ooo... tohiny
novalian'i karavasy ny 02/01/2009 10:32
jack0030 ( 24/12/2008 08:09)
vahaolana koa ny mitony
attaqué par foza_orana.vbe n'est pas l'amer à boire vavaka azo atao Que le Sacré Cœur de Jesus soit loué adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles . Amen (promess... tohiny
colaps ( 23/12/2008 20:06)
tantara kely!
ity nisy gidro kely nahafatifaty sy nahafinaritra kely tany an'ala izay nilaozan-dreniny noho n tahotra nianjady taminy, ny liona dia anisan'ny biby masiaka d masiaka atahoran'ny rehetra izay nanana ... tohiny
novalian'i colaps ny 13/01/2009 17:11
xxx ( 23/12/2008 19:17)
Dedikasy
Ny tenako zany dia faly manao dedikasy manokana ho an'i Prezida hery amin'izao zava-tsoa nataony izao, (tsy inona izany fa ity tranokala serasera ity) ka hindrana an'ilay hiran'i christophe "les mots ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 29/12/2008 10:47
niryna ( 23/12/2008 16:47)
Iza koa no mbola mahita ?
Indraindray dia mahavariana ny fomba fitenintsika fa misy fanoharana foana a. MIvandravandra toa mason-tanalahy. Medameda toy ny sarety. MIrimorimo toy ny angidina. Tsy mba mipitrapitra mampalahelo f... tohiny
novalian'i lulah70 ny 21/01/2009 16:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.762