tena tia
1. Astrella
(
26/12/2008 17:25)
mba mangataka io hira n'i poopy io a azafady, tena tia, le misy hoe saro piaro aho , aminzay jerenao saropiaro ny amin'zay momba anao
novalian'i diamondra27 ny 26/12/2008 19:06
2. diamondra27
(
26/12/2008 18:55)
salut
jereo ao amin'ny dailymotion-ko fa misy ao sy ao am blog skyrock koa
http://diamondra27.skyrock.com/11.html sady misy tonony dia mazotoa mihira
fa ho an'iza akia io hira io , hummmmmmm tsara be le paroles an :wink:

3. diamondra27
(
26/12/2008 19:00)
ity ilay ao am daily e, fidio ao ny hiran'ny poopy, http://www.dailymotion.com/playlist/xrahj_diamondra27_poopy
dia raha te hahita hira hafa na playlist hafa dia mifidiana ato http://www.dailymotion.com/playlists/diamondra27
za akia malahelo fa tsy afaka manao reveillom miaraka am poopy f'angah ndry tsy ho any am le reveillon aty paris

4. diamondra27
(
26/12/2008 19:06)
ary le we atao ahoana tokoa ngah tsy tiandry http://diamondra27.skyrock.com/5.html