Hitovy @ fiafaran'i xavier ratsiraka ny ihafaran'i tgv
1. badboy
(
27/12/2008 09:37)
Miverina @ paikadiny taloha @ izay ny fitondrana ka tsikerainy ny fanalana zaoridira!! Mbola ho avy tsy ho ela koa ny filazana fa naodina ny sôsin'ny commune!! Ny tanjona dia ny fanatsoahana ny eo mba hidiran'ny ekipany!! Efa izay ihany koa moa no nitranga hatrizay talohan'ny fifidianana izay nahatonga ny filazana hoe raha tsy lany ny ekipako dia tsy hisy fandriapahalemana eto anatananarivo!! Dia io mitranga io!!!
Bon courage lesy TGV!! 8) 8)
Bon courage lesy TGV!! 8) 8)
novalian'i karavasy ny 02/01/2009 10:35
2. rabingogilabanga
(
27/12/2008 11:07)
hazavao tsara ny hevitrao:
Xavier ratsiraka, tsy nanana fahefana, sy tsy homme politique sahala @ andry TGV
Tous les deux sont jeunes, oui, mais la ressemblance s'arrête là
donc aza afangaro ra-badboy havako
Xavier ratsiraka, tsy nanana fahefana, sy tsy homme politique sahala @ andry TGV
Tous les deux sont jeunes, oui, mais la ressemblance s'arrête là
donc aza afangaro ra-badboy havako
3. badboy
(
27/12/2008 11:21)
:-D :-D :-D Tsy nampoiziko ho hisy artiste mhay atsikana tahak'izao teto!! Manapaka mihintsy ianao rabingobilabanga havana!! :-D :-D
Tena tsy maharaka sa, fohy fitadidy sa, aleo angamba ataoko hoe mody tsy mahalala!! Dia aleo mba ampahalalaiko azany rabingo havana!!
Mazava aminao tsara nagamba ilay fitoxiana eto rabingo havana!! ;-) ;-) :-D
Tena tsy maharaka sa, fohy fitadidy sa, aleo angamba ataoko hoe mody tsy mahalala!! Dia aleo mba ampahalalaiko azany rabingo havana!!
- Item 1 Maire = asani Andry TGV @ izao ho an'antananarivo, ary asan'i xavier tao toamasina
- Item 2 Fanagadrana nohon'ny tsy fanalana zaoridira, ankoatry ny resaka fanodikodinambola = nitranga tao toamasina ary nampidirana mandat de dépôt an'i Xavier, ary atao tanjona ho an'i Andry TGV
Mazava aminao tsara nagamba ilay fitoxiana eto rabingo havana!! ;-) ;-) :-D
4. badboy
(
27/12/2008 11:22)
Oay diso frappe aho fa Rolland ratsiraka no tiako amabra re ah!! :^) :^)
5. rabingogilabanga
(
27/12/2008 11:50)
titre: Hitovy @ fiafaran'i xavier ratsiraka ny ihafaran'i tgv
Oay diso frappe aho fa Rolland ratsiraka no tiako amabra re ah!!
raha diso frappe dia rolland lasa roalahy ratsiraka , na rouleau ratsiraka, na raulond, fa rolland lasa xavier, dia toa mampieritreritra.
non tsy diso frappe ianao, fa trop passionné, manoratra sujet 3 na efatra ao anatin'ny 1 heure. tsy misy fotoana hanaovana reflexion intsony. passion et raison ne font pas toujours bon menage
mitandrema ry havana badboy;
6. badboy
(
27/12/2008 12:09)
Aleo ary ataoko hoe "lapsus" ilay izy ranamana rabingo raha izay no ahafahanao kokoa mahazo ilay hevitra!!
Passion rime toujours avec raison, à un détail près que ça dépend de la valeur de celui qui y répond!!
Raha tsy passionné Bill Gates dia tsy ho nampiasa windows ianao ranamana etc....
8) 8) 8)
Passion rime toujours avec raison, à un détail près que ça dépend de la valeur de celui qui y répond!!
Raha tsy passionné Bill Gates dia tsy ho nampiasa windows ianao ranamana etc....
8) 8) 8)
7. rabingogilabanga
(
27/12/2008 13:44)
badboy:
Aleo ary ataoko hoe "lapsus" ilay izy ranamana rabingo raha izay no ahafahanao kokoa mahazo ilay hevitra!!
Passion rime toujours avec raison, à un détail près que ça dépend de la valeur de celui qui y répond!!
Raha tsy passionné Bill Gates dia tsy ho nampiasa windows ianao ranamana etc....
trop passionné no lazako ra-bdboy havana, le mot trop prend toute sa proportion ici.
ary eto mbola trop passionnée hatrany ianao, satria MAC OS X LEOPARD, no ampiasaiko fa tsy windows, ary tadidio fa i bill Gates sy Steve JOB (apple) dia ady be tany @ fitsarana, satria ny code source Mac OS dia betsaka no mitovy @ windows.
fa iny moa resaka hafa
maintenant ny resaka ravalo, TGV, rolland ratsiraka, dia izao:
comparaison n'est pas raison,
ny fitiavan'ny olona an'i ravalo t@ 2006 (afera rolland ratsiraka), tsy hitovy @ fitiavan'ny olona a'ni ravalo @ fin 2008 (affaire TGV) mihena foana izany isan-taona, izany izao,
antananarivo tsy toamasina,
ary TGV tsy ratsiraka
8. badboy
(
27/12/2008 15:03)
:-D :-D :-D Tsy haiko aloha na izaho na ianao ranamana rabingo no trop passionné @ ty fanaovana dokambarotra an'ilay bus makany itaosy léoparda sy fanatsiahivana ilay raharaha tsy voavalin'ny fitsarana amerikanina hatrizay! Ianao indray koa moa izany eto no mbola tena nahalala ny tena nisy fa ny fitsarana tany jamban'ny harenabean'i Mr Gates dia nangina!!!! :-D :-D :-D
Ary aza dia tia mampiasa ohateny na "dicton" vilana tahak'io moa fa mba raiso @ tena heviny ilay izy!!
Comparaison est raison : raha lafo ny asssurance Mama, ka mora ny assurance Ny Aro, dia ny fampitahana na "comparaison" no nahatonga ny fandehanana any @ mora izany hoe izay ilay "raison" na antony!!!
Ka raha ny efa fahitana ny fanagadrana nohon'ny resaka zaoridira tany Toamasina no ampitahana ny zavamisy @ izao @ Andry TGV dia hoy aho hoe izay minia tsy mahita ilay fomba fiady arahaina paika tokana dia tena efa ta hitampimaso, na koa nagamba manana tombotsoa manokana ny hitsitonganan'i Andry TGV any ambalatavoahangy!! Comparaison est toujours raison!! cqfd!!
Ps : C'est pas au vieux singe qu'on apprend à faire des grimaces, ka ohatry ny hahatsapako tsipaky ny mialaina miampy fialonana izany ao anatin'ilay hevitrao ranamana rabingo, sady ohatry ny tafidtra lalina na "impliqué émotionnellement et personnellement" izany ianao!! Aleoko mieritreritra hoe diso ny fijerevako anao!! 8) 8)

9. xxx
(
27/12/2008 22:57)
taitaitra koa ity bandy ity, sao dia ho tapaka lalandra eo? ny lalana tsy maintsy mitohy,izay manakana rehetra de trongisina avokoa
miala any e
miala any e
10. Simpona
(
28/12/2008 07:48)
Saika tsara ilay ady hevitra fa saingy ny fomba fiteny ato no tsy milay. Maninona moa isika raha miezaka ny mifampihaino dia mifampiresaka tsara fa manjary miteniteny foana.
11. kotobekibo
(
28/12/2008 15:38)
Simpona:
Saika tsara ilay ady hevitra fa saingy ny fomba fiteny ato no tsy milay. Maninona moa isika raha miezaka ny mifampihaino dia mifampiresaka tsara fa manjary miteniteny foana.
marina izany less
:-D :-D :-D
12. badboy
(
28/12/2008 16:13)
Ka ato ange no afaka mifanasa vangy tsara eh!! Ary iarahan'ny be sy ny maro mahita eto ny adalana!! Fa na izany na tsy izany dia miandry ny 13 janvier izany hijerena ny hataon'i TGV sy ny hataon'ny mpitondra!!! Efa kely sisa J-16!!! :roll: :roll:
13. badboy
(
28/12/2008 16:26)
Inona koa moa no mahatsy milay izao adihevit'izao?? Satria ve mampiseho ny fahaizany rabingo na mahay mamaly badboy dia hoe tsy milay ilay izy??? Sao dia ianareo mitsam kotobekibo sy sampona no tena tsy milay!!! 8) 8) 8)
14. kotobekibo
(
28/12/2008 20:48)
Raha ny ps -tsika rehetra no jerena d tsy misy milay na d ny 1 aza klé :
rabingogilabanga , badboy , kotobekibo , simpona sa sampona... :-D :-D :-D
rabingogilabanga , badboy , kotobekibo , simpona sa sampona... :-D :-D :-D
15. badboy
(
28/12/2008 23:29)
Aiza no hisy solonarana badboy tsy milay izany!! Enao kosa kotobekibo de faly ny hanao laniko fara eto foana!! :twisted: :twisted:
16. penguin
(
30/12/2008 15:11)
badboy vééé no milay sa Xavier sa Roalahy sa Ratsiraka ihany no tiana haverina ra- badboy ? Sa avy any aminareo koa TGV ????
17. badboy
(
30/12/2008 18:38)
Aza mifararemotra fa hita izao ny fahalemendrafanja sy ny ekipany!! Favy ilay TGV!! Vao trerominy kay de mipetraka!! Nilamina tampoka teo ilay fampihorohoroana momba ilay zaoridira lazaina fa nitobaka!! Nanaiky ny hiarahiasa @ TGV ihany!! Aiza re izany eh!! Inona indray ny fika vao² mitsingevana manaraka hiainga avy any??? Efa ho avy ny 13 janvier!! humhum!! Mahaliana ny hitranga @ io fotoanba io!! Efa nanao réservation any @ pôle ve penguin fa mila mitsoaka matanjaka ianareo @ io fa raha tsy izany dia ilay sisa tsy maty t@ faran'ny taona voavoly @ andron'ny épiphanie :-D :-D :-D :-D : !!! :^) :^)
18. karavasy
(
02/01/2009 10:35)
Ho tonga haingana anie ny 13 Janvier ahitana izay tena voan'ny karavasy mampitsovaka. Aza adino fa izay tsy mahay mively miverina aminy ihany ny fisafelehany.