FANASANA

1. Bhiou ( 24/12/2008 14:29)
Ny antoko Mpihira Hasin'ny Lanitra dia faly manasa anao hiara-hisaotra sy hanome voninahitra an'Andriamanitra noho ny nivimbinany antsika nandritra ity taona 2008 ity ka ametraka sahady ny taona vaovao ho eo ampelatanany. Izany dia iarahana @ TGC, Hosana, Alfa izay ho tanterahina ao @ tranom-pokon'olona Isotry ny 27-12-08 @3 ora. tsy misy vidim-pidirana ka tongava maro รด!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1969