Ho tratry ny Xmas sy 2009 dia MBA VONOY NY BAOLINA
1. penguin (
24/12/2008 12:12)
Mirary soa ny tsy ankanavaka ary ireo mpihevin-tena ho mahay politika rehetra ééé. Enga anie mba tsy handany andro olona amin'ny resaka tsy hinanankanina intsony fa mba hamono BAOLINA amin'izay oooo. Hahahahihihi.
Dia mampamangy ra-zanety na i naughtyboy, badboy, nanas, kidoropamba, Annie2006, ra-salopard, patrick2000tsahay, Hafotsibe, bazylou be saina, ravatobe, kanotalahy, sy ry politika avolenta isanisany.
Fanta-daza ary mahay politika daholo ny Gasy ve ooo????
Misaotra anao penguin!! Enga anie mba ho feno vorona matavy ny vilanin'ny tsirairay, n'inoninona karazany, tahaka ny gana, gisa, akoho,...penguin(sady mety matsiro izao izany)lol!!!!
Dia irariana izany ny rehetra mba hiverina hifanasa vangy eto indray @ 2009, indrindra ireo vorona sisa tsy maty t@ ty fety ty!!! 8) 8) 8)