Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 23/12/2008 16:43)
Dia saiky nandefasany hafatra avokoa izany isika rehetra ?
Nisy olona taloha mantsy mitovy an'io ihany milaza fa maty ny rainy ,manambola be izy ka afaka avadika amin'ny kaontiko ilay vola :roll: dia hitsoaka any Senegal izy fa mipetraka ao amin'ny camp ... tohiny
novalian'i Mimhie ny 08/01/2009 11:43
niryna ( 23/12/2008 16:25)
Ny Fitiavan'Andriamanitra: Happy Birthday Jesus !
Inona no mibahana ao an-tsainao rehefa tonga ny fankalazana ny krismasy ? Maninona isika no mankalaza izany andro malaza izany ? Amiko dia ahatsiarovako ilay Mpamonjy izay teraka anavotra ny olona r... tohiny
novalian'i niryna ny 22/01/2009 12:05
Samoana ( 23/12/2008 15:43)
Alaivo sary an-tsaina
"Un footballeur a dû être hospitalisé durant une semaine après qu’un arbitre lui a brisé l’os du nez à coups de bâton. L’agression s’est produite à Ambohijanahary Antehiroka la semaine... tohiny
novalian'i Simpona ny 27/12/2008 18:31
AndoRAL ( 23/12/2008 14:30)
Tandremo
Misy Mpisoloky tafiditra eto amin'ny serasera.org ka miangavy antsika mba hitandrina misy mombamomba azy ato nefa tsy feno tanteraka. Jereo ity adiresy ity fa efa miparitaka be ilay izy -amin'ny teny ... tohiny
roxanaha ( 23/12/2008 09:27)
vehivavy tsy mety bevoka
Bonjour daholo grave ry reto zany hoe tsy mananjanaka zany a! Za mba efa te hiteraka satria efa feno taona ho @ zany(26ans @ taona ho avy). Mba efa nanao le test d'ovulation ihany ary tena hitan'ilay... tohiny
novalian'i roxanaha ny 06/02/2009 09:37
benasy ( 23/12/2008 07:13)
Iza no mahalala ?
Hevitra tena tian'ilay ohabolana holazaina "Trafonkena ome-mahery, ambava homana, am-po mieritreritra." - Mahery (tsy masaka tsara? na tsy nadrahoina mihitsy) ve ilay trafony ? - Sa ny fomba fanol... tohiny
novalian'i benasy ny 14/01/2009 11:25
colaps ( 22/12/2008 20:10)
RANOMPITIAVANA
Inona kay ilay hoe RANOM-PITIAVANA??? raha mba nikaot vehivav mpianatra iray n tenanay d hoy iz tamko oe d omenao RANOM-PITIAVANA v zah? io mants n mb tiako amzao fety izao goy inona ity hangata... tohiny
novalian'i ainaheri ny 23/01/2009 13:43
Mio21 ( 22/12/2008 17:07)
Io ary hoa ilay efa nahiako ela be!
Hatraiza ny fatahoran'ny Ra8 an'i Andry TGV ? Efa natahorany hatrany amboalohany io bandy kely io. http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47f8cb4b4a961 Ampiako hoe : Ra8 tsy t... tohiny
xxx ( 22/12/2008 16:48)
ka'iza k'aiza
Indray andro hono..... Namangy ny namany teny Anjanomanal ny mpilalao avy ao Isotsy fa maty ny mpilalao rugby iray Toy izao ny tantara: Mpamangy: kaiza kaiza daholo nareo Vangiana: zao k... tohiny
novalian'i colaps ny 02/03/2009 17:18
kidoropamba ( 22/12/2008 16:45)
Mitomany fa may ny hotely. Faly fa lafo i Madagasikara
Iza ary ireto olona mitomany fa may ilay hotely kanefa faly be raha mahita fa lafo namidy @ Daewoo ny tanindrazana? De hotely hitsenanana an'ireto afirikana mainty kibo ireo izany no MANAN-DANJA kok... tohiny
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:46
coopsal ( 22/12/2008 14:32)
Izay tsy nataonareo tamin'ireny madinika ireny ...
"[size=14px][color=blue][i]Ary rahefa ho avy amim-boninahitra ny Zanak'olona otronin'ny anjely rehetra, dia hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny voninahiny izy; ho vory eo anatrehany ny firenena r... tohiny
kelly13 ( 22/12/2008 14:30)
?
windows7? manaôna izy io ze efa mampiasa? sôtsa... tohiny
novalian'i Koditra ny 01/01/2009 19:26
tsiafoi1 ( 22/12/2008 13:33)
Mbola tsy teraka ny TENA contre'Amiral
Fomba fijery hafa de hafa ihany izy ity ary hevitra ampiadiana, ka raha diso de aleo hijanona ho ahy samirery : Ratsiraka = Zafy Albert = Ravalomanana = Andry Rajoelina Mahavalalanina ny politik... tohiny
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:48
MMS ( 22/12/2008 13:21)
Inona ny marina?
Tena faly be aho nandre antso t@ telephone fa teraka any @ Hopital ny vadiko. Gaga sy talanjona nefa aho raha vao nijery ilay zaza fa mitovy tsy misy valaka tamin'ilay sipan'ny vadiko efa nosarahany e... tohiny
novalian'i mala ny 27/01/2009 02:27
tinarivelo ( 22/12/2008 12:58)
mpamindra fo izy
Mba mangataka ny tononkira n'i Lola vaovao mitondra ny lohateny hoe "mpamindra fo izy", misaotra betsaka... tohiny
xxx ( 22/12/2008 12:21)
naharay an'ity ve ianareo?
Miarahaba anareo namana, manana PS hafa aho dia gaga fa nahazo ity mess perso ity t@ ireo PS rehetra. Ianareo koa ve? sao mba fandrebirebem-bahoaka itony? Ahoana ny hevitry ny Admin? Ny ao @ momb... tohiny
novalian'i dadasy ny 25/01/2009 01:30
pharmac ( 22/12/2008 10:32)
avoine
Manaona daolo, mpikambana vao2 Hono oa, aona n fiantsona le zava-maniry le oe "avoine" am teny gasy? karazan'iron varimbaza iron n bika2ny. Manana propriété tsara ko mants izy io am fiasan eo am l... tohiny
novalian'i Lejoba ny 29/12/2008 11:00
mosy ( 22/12/2008 07:56)
Mila vonjy e!
salut daholo, akama vaovao ity mba mila vonjy kely, ireto misy hira mba ilako tokonkira izay mba afaka manome ana: - Izaho tsy maintsy mihira "Lolo sy ny tariny" - Olona samy hafa foko, Hanaraka ana... tohiny
novalian'i mosy ny 22/12/2008 13:33
bozyboleta ( 22/12/2008 07:08)
Mirehitra ny Hotel 5 étoiles handraisana fivoriana
Ataoko ato @ "Politika" ity lohahevitra ity satria mino aho fa misy ifandraisany be mihitsy @ rivotra politika eto @ tanàna @ izao fotoana izao. Mirehitra @ izao ora anoratako izao ny hotely lehibe ... tohiny
novalian'i dadasy ny 23/12/2008 18:03
jasa ( 22/12/2008 05:04)
akondro
tsy dia tadidiko loatra ny titre fa misy an'io resaka akondro io ilay hira ary i Rah-ckiky no mihira azy; dia misaotra mialoha... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4931