naharay an'ity ve ianareo?

1. xxx ( 22/12/2008 12:21)
Miarahaba anareo namana,
manana PS hafa aho dia gaga fa nahazo ity mess perso ity t@ ireo PS rehetra. Ianareo koa ve? sao mba fandrebirebem-bahoaka itony?
Ahoana ny hevitry ny Admin?

Ny ao @ momba azy hoe lahy, ato izy milaza fa vavy

Hello
How are you today i hope you are fine,My Name is Miss Christiana,I saw your
profile at serasera.org and love it.
I will want us to be friends,for something important which I would like to
share with you,and we will get to know each other better, I hope you don't
mind being my
friend. l want you to send an email to me to my email address
(christianc71@yahoo.com), so that l can give you my picture for
you to know whom l am. please i am waiting for your responds to my
email address (christianc71@yahoo.com) Remember the distance or
colour does not matter but love matters alots in life) yours new
friend Christiana.
Please am waiting for your lovely reply to my email address
christianc71@yahoo.com


:?:
novalian'i dadasy ny 25/01/2009 01:30
2. heidi ( 22/12/2008 12:28)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m494e5f8540d2d :)
3. Mirananirina ( 24/12/2008 12:00)
Nahazo koa aho fa tsy hitako ilay hafatra fa spam dia nofafana,ny mpndefa no io fa mody hoe Christ2 indray
4. rurik ( 26/12/2008 16:48)
za ko vao nahazo anio de nofafana fa SPAM homo :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
5. Koditra ( 26/12/2008 17:20)
za tsy nahazo.
Dia ikropaka be zao lery hanao vérification oe fa maninn io bandy no tsy nahazo nefa efa mba nasesiny par ordre alphabtq ny olona nandefasana. :-D :-D
6. 08051972 ( 30/12/2008 20:04)
Zà ko nahazo an'io fa aôna ny momba n'io ol e?
7. xxx ( 08/01/2009 18:04)
fa iza io fa naharay ko zah
8. belakely ( 10/01/2009 01:47)
za koa naharay dia novaliako.
Dia novaliany indray aho hoe olona mampalahelo be izy fa mitady olona mba hampahery azy sns ...... dia najanoko teo fa ohatran'ny hafahafa.
9. ZoRajoela ( 11/01/2009 18:24)
Izaho koa nahazo. Nofafako fa fantatra be izao fa mirakitra hafetsena.
10. fitiatantely ( 12/01/2009 11:46)
za koa nahazo , tsssssssssssssssssssss
11. benasy ( 16/01/2009 13:40)
Poinsa fa mahay teny gasy i ranamana io matoa tafiditra ato amin'ny sersera
Avelao handefandefa aty amiko aty f'ataoko mahita ny tsy fahitany
Ompa, ozona, kaikitra, daka, kôkôty, komondry,omeko ny kou de ripla ny mousklavin'ny tetezan'orony .....amin'ny teny gasy an! sy amin'ny teny anglisy koa + teny swahili !!!! satria afrikana bambané indray 'reo !Tssssssss
12. dadasy ( 25/01/2009 01:30)
moramora benasy a! misotroa kely aloha rano mangatsiaka e! marina e! de mitonia ho'a f'aza manao an'io! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2924