Inona ny marina?
1. MMS
(
22/12/2008 13:21)
Tena faly be aho nandre antso t@ telephone fa teraka any @ Hopital ny vadiko. Gaga sy talanjona nefa aho raha vao nijery ilay zaza fa mitovy tsy misy valaka tamin'ilay sipan'ny vadiko efa nosarahany efa ho roa taona ny zanakay vao teraka. Nefa 'lay kofy efa tsy monina eto an-tanana. Inona ny marina?
novalian'i mala ny 27/01/2009 02:27
3. kotobekibo
(
22/12/2008 13:32)
Hasard izany bainn a! inn ary ity ? Aza manasarotra fihainana .
Ref tsy mino élah d ataovy ny test ADN d vita .
http://www.easydna.fr/content/index.php?section_id=1
Sao d tahak'ilay blonde manambady vozongo .
Hoy izy mantsy an'ilay kofa vozongo nony teraka :
- Izany ny énao ref te hanao RS anaty maizina , izao ny zanan-tsika lasa maizina ( zaza metisy kely )
=))

4. Koditra
(
22/12/2008 13:53)
Tsy maintsy hoe io fanaovana test voalazan'i kotobekibo io no solution fa raha tszany dé tsy hilamina mandrakizay mitsy ny saina.
Mba jerijereo tsara iany alou lé zaza fa ndraindray mantsy reny zaza reny arakaraka ny fitomboany vao tena hita ny endriny ka sô dé animba saina eo fotsiny ny fieritreretana an'izany.

5. sakaizakely
(
22/12/2008 14:17)
inn kou ary ty tsy matoky vady andefimandry ity ? :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
taiza kou nisy zaza vo teraka de hoe mitovy be amindranona sy ranona, rehefa te hila vanona de tsory
fa enao no efa obsédé am le rafilahy, sodé manana complexe mikasika azy, io no diniho sy fakafakao
ny zaza vo teraka mbola miforiporitra ny hodiny tsy hita hoe mitovy amin'iza na iza, rehefa mihalehibe izy vo hita miandalana eny, nefa koa tsy voatery hanahaka ny endrikareo roa izy fa mety ny dadabe na ny nenitoa avy am lahy na ny vavy
mahaiza mifaly @ fahatongavan'ny zaza sy manotrona ny reniny fa tsy fotoana filana romoromo akory izao

6. kotobekibo
(
22/12/2008 14:35)
sakaizakely:
inn kou ary ty tsy matoky vady andefimandry ity ? :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: .........
mahaiza mifaly @ fahatongavan'ny zaza sy manotrona ny reniny fa tsy fotoana filana romoromo akory izao
izany no teneniko eo hoe inn ary ity ,
MMS > idiram-pasoavana v less d hila vanony élah , tssss....
Arabaina izany nomen'A/tra ny fara less , ary aza alefa ny eritreritra fa manimba zvt bdb , atokiso izy fa raha tsy izany tsy misy avenir eo @-nareo , ho gidra lava .
7. heidi
(
22/12/2008 14:47)
MMS:
Tena faly be aho nandre antso t@ telephone fa teraka any @ Hopital ny vadiko. Gaga sy talanjona nefa aho raha vao nijery ilay zaza fa mitovy tsy misy valaka tamin'ilay sipan'ny vadiko efa nosarahany efa ho roa taona ny zanakay vao teraka. Nefa 'lay kofy efa tsy monina eto an-tanana. Inona ny marina?
sao mba te hampiresaka koa ary enao izany andefaso mms sarini'lay zaza oe azafady
:°) :-D
raha tena tsy mahatoky reh! hiresaho milamina ny vadinao dia manaova test ADN e!
8. Koditra
(
22/12/2008 14:57)
heidi:
andefaso mms sarini'lay zaza oe azafady
hoe sô dé mba nanahaka anao ko ve lé zaza ?
:-D :-D
9. heidi
(
22/12/2008 15:00)
koditra: mba tsy hampihoro-koditra intsony an'i MMS dia aleo fatany mazava ny fandehany :-D na azy marina na tsy azy :-P
10. Lejoba
(
22/12/2008 15:14)
Aza vesarina kosa ny lohan-drafotsy vao avy niteraka ra-MMS ah. Nareo izay no obs an'ilay rafl t@ nanao dia nanjary nanahaka ilay zaza. Lazain'ny siantifika fa marina izany : mieritreritra ol iray foana dia manahaka an'iny ilay zaza. Tolo-kanina hoy ny Gasy.
Jereo fa afaka herinandro izao dia ol hafa indray no hitanareo ho endrik'ilay zaza : rafl 1 hafa koa? Aza hitako hono.....
Reveo manja @ izao fa mijaly ny ankizy eh.
Nomen'Atry ny fara eh
:-* :-* :-*

11. Papoose
(
22/12/2008 16:07)
zvt tsy azo ialana zany ry MMs, aza manaiky an zany fa na mitovy @iza na mitovy @iza de aza manaiky fa nandray anjara t@ fipopiana tao!!! :°)
13. Noue
(
22/12/2008 17:57)
MMS:inona no marina ??? ianao saropiaro be loatra angamba eee ! zao fotsiny ! ny zaza voateraka zany tsy mitovy @ iza na iza ! manana ny endriny manokana izy fa rehefa mialehibe zay vao hita eny oe mitovitovy na naka endrik'i eee ! aiza koa no misy an'zany oe avy dia mitovy be @ ilay sipany taloha ilay zanakao ??
Tena faly be aho nandre antso t@ telephone fa teraka any @ Hopital ny vadiko. Gaga sy talanjona nefa aho raha vao nijery ilay zaza fa mitovy tsy misy valaka tamin'ilay sipan'ny vadiko efa nosarahany efa ho roa taona ny zanakay vao teraka. Nefa 'lay kofy efa tsy monina eto an-tanana. Inona ny marina?
=)) =)) =)) =)) =)) =)) andraso kely aloha rehefa feno 3 volany any ho any dia hitanao eo eee !
14. ikaretsaka
(
22/12/2008 20:42)
sakaizakely:
inn kou ary ty tsy matoky vady andefimandry ity ? :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
taiza kou nisy zaza vo teraka de hoe mitovy be amindranona sy ranona, rehefa te hila vanona de tsory
fa enao no efa obsédé am le rafilahy, sodé manana complexe mikasika azy, io no diniho sy fakafakao
ny zaza vo teraka mbola miforiporitra ny hodiny tsy hita hoe mitovy amin'iza na iza, rehefa mihalehibe izy vo hita miandalana eny, nefa koa tsy voatery hanahaka ny endrikareo roa izy fa mety ny dadabe na ny nenitoa avy am lahy na ny vavy
mahaiza mifaly @ fahatongavan'ny zaza sy manotrona ny reniny fa tsy fotoana filana romoromo akory izao
ny ahiahy kosa tsy hihavanana hoy ny ntaolo malagasy
17. sitlo
(
23/12/2008 12:51)
Izaho koa mba ohatra an'i sakaizakely. Ahoana koa no itenenanao hoe mitovy amin'irỳ itỳ nefa zazakely vao teraka?
Tia hampiresaka aho hoe.
Tia hampiresaka aho hoe.
18. Rafahafahana
(
23/12/2008 14:01)
Ny zaza vao teraka anie ka manana ny endriny hafa mihitsy é, mahandrasa kely fa rehefa 3 volana miakatra io vao tena hitanao ny endriny mety hitovy tanteraka aminao indray aza izy :lol: :lol: , ny ahy aza manga ny masony tamin'ny vao teraka nefa zahay mivady tsy manana maso manga, 3 volana izy zao niova mitovy amin'ny masonay ny lokon'ny mason'ilay zazakely.
20. heidi
(
23/12/2008 17:00)
Papoose:maita lazaina tssss
heidi:
nipopy in aky izany ry papoose
boita bizou akia a! :-D
:-D