Inona ny marina?
21. heidi
(
23/12/2008 17:01)
Koditra:
heidi:
nipopy in aky izany ry papoose
poupée gonflable :-D :-D
ka ireny angaha mibotsina raha tsy pôpina e!
:-P
22. kotobekibo
(
23/12/2008 22:51)
Papoose:
zvt tsy azo ialana zany ry MMs, aza manaiky an zany fa na mitovy @iza na mitovy @iza de aza manaiky fa nandray anjara t@ fipopiana tao!!! :°)
D mila mandray anjara @ fiopiana koa v ?
Izany v tsy hiverina hipôpy indray ? :-D :-D :-D
24. diamondra27
(
24/12/2008 14:47)
MMS :raha ny fahalalako azy dia izao, mety efa niaraka elabe le sipan'ny vadinao taloha sy le vadinao , dia natetika niaraka ara-nofo foana ry zareo dia mbola misy kely sisa zay tavela ao ka rehefa tonga ny tsirin'ainao dia tsy ampy daozy fa ny an'ny le taloha mbola nanjaka de lasa nanaraka ny tarehiny le izy.
marina fa we le spermatozoide-nao no nahabevoka azy , mampitombo sns fa le taloha to mbola misy effet-ny ihany sa aoana re e
marina fa we le spermatozoide-nao no nahabevoka azy , mampitombo sns fa le taloha to mbola misy effet-ny ihany sa aoana re e
25. diamondra27
(
24/12/2008 14:48)
MMS nomen'Atra ny fara e, dia maroroa taiza, efa nanatitra rompatsa izany ny havana rehetra sa ahoana
de ianao ihany ve no mahita we tsy mitovy aminareo le zaza fa am le kofa taloha sa ny manodidina koa milaza izany
de ianao ihany ve no mahita we tsy mitovy aminareo le zaza fa am le kofa taloha sa ny manodidina koa milaza izany
26. diamondra27
(
24/12/2008 14:50)
am manaraka dia aleteho lalina be le fandehany fa tsy maintsy mitovy aminao ny zaza mivoaka eo
28. Papoose
(
24/12/2008 16:16)
fa lahy ve lo sa vavy le zaza moa??
raha lahy de aza mety mihinana ny lohatsisiny rehefa karakaraina izy!!! :°)
raha lahy de aza mety mihinana ny lohatsisiny rehefa karakaraina izy!!! :°)
32. tsihataorana
(
26/12/2008 11:07)
Samy problème daholo io ry MMS fa mahaiza mionona @zay hanananaeh! Raha ny zavatra tsy hita maso alou de aza atao mankarary fo fa aleo anie ny henjen'omby masika toy izay henjen'ny fitiavana eh! Tiavo foana ny zaza fa mbola hiova hitovy aminareo roa izy.
Mahereza eh!
Mahereza eh!
33. kotobekibo
(
26/12/2008 11:31)
Papoose:
fa lahy ve lo sa vavy le zaza moa??
raha lahy de aza mety mihinana ny lohatsisiny rehefa karakaraina izy!!! :°)
ka raha tsy azy aza ilay zaza , efa mitondra ny anarany ihany d lasa azy kouh!
toy ny ol nanangana rehetra e!
diamondra27 > sady ny vavy namana ao antrano , ny bandy kely manko tsy maintsy ny hivoaka ny trano ihany no mahamaika azy , tsy hita hanampy .
34. Papoose
(
26/12/2008 23:14)
ka tsy mihinana an'le fika fotsiny anie wa eee!! fa tsy misy idirany @ anarany, enao ko mampme :-D :-D :-D
35. kotobekibo
(
27/12/2008 09:56)
mba maika hijery ilay positif @ ilay zaza lahy fotsiny ny ahy e! ilay fika mlanko azo omena ireo zoky olona hafa ao @ fianakans . :-D :-P
37. kotobekibo
(
29/12/2008 22:56)
D mody asaina ny voisin efa soira-soira d omena azy d mody hoe anao ny voninahitsa rangahy a! :-D
38. ari.malala
(
30/12/2008 12:39)
:-P tsy hoe manampy tratraka ny olan'i MMS fa tamin'ilay zanako farany teraka dia tena nitovy tsy nisy valaka tamin'ny endriky ny rainy izy an na hatramin'izao aza :-P
39. Papoose
(
31/12/2008 18:19)
tsara anie zany eeee!!!!marque deposee!!
kotobebol, ko ra voisin konjo ngamba daka sidina no azo :-D :-D :-D :-D
kotobebol, ko ra voisin konjo ngamba daka sidina no azo :-D :-D :-D :-D
40. mala
(
27/01/2009 02:27)
Tena faly be aho nandre antso t@ telephone fa teraka any @ Hopital ny vadiko. Gaga sy talanjona nefa aho raha vao nijery ilay zaza fa mitovy tsy misy valaka tamin'ilay sipan'ny vadiko efa nosarahany efa ho roa taona ny zanakay vao teraka. Nefa 'lay kofy efa tsy monina eto an-tanana. Inona ny marina?
Aôna koa zany revinareo zany? Fiainana efa milay v nomena anareo zany dia mbola mahita fomba animbana sy anasarotana an'azy koa nareo. Ny sasany aza mila fa mbola tsy manana!