Ny Fitiavan'Andriamanitra: Happy Birthday Jesus !

1. niryna ( 23/12/2008 16:25)
Inona no mibahana ao an-tsainao rehefa tonga ny fankalazana ny krismasy ? Maninona isika no mankalaza izany andro malaza izany ?
Amiko dia ahatsiarovako ilay Mpamonjy izay teraka anavotra ny olona rehetra sattria samy tiany ho voavonjy avokoa isika rehetra ary dia nampahafantarin'Atra ahy,antsika,izao tontolo izao , mazava izany amin'ny teniNy hoe:
16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.


17 Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao
, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.Jaona 3:16



Ny Fahasoavan'ilay Tompo Mpamonjy an'izao tontolo izao anie ho ao amintsika mandrakariva .Derao ny anaraNy fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindrampoNy
(l)niryna

novalian'i niryna ny 22/01/2009 12:05
2. ikaretsaka ( 23/12/2008 16:59)
ataovy tsara aloha ny avent ry niryna an...
3. badboy ( 23/12/2008 17:10)
ikaretsaka >> Tsy manaiky mihintsy ity ranamana nyrina ity!!! Mety tsy fatany angamba fa olona anie no niady hevitra hametraka io andro io ho fety, ary ny 25 desambra dia fety paîen taloha no navadika ho taona nahaterahan'ilay inoany!!! Izany hoe lainga ilay daty!! Ary tsy adala akory ny tandrefana rehetra manao io fety io ho fetin'ny ankizy sy fotoana ifankahitan'ny fianakaviana noho ilay hoe andeha hivavaka satria fotoana nahaterahan'ilay inonana!!! :twisted: :twisted:
4. rijadolly ( 23/12/2008 17:34)
badboy a! Misy Kristianina tsy mankalaza io daty 25/12 io,de ahoana zany?zay ve ny hanamporofoina hoe tsy Kristy Ilay inonay? Isnandro² no misy io fankalazana samihafa ny hinoany io fa tsy hoe isaky ny 25/12 ihany,fa kosa eo no hitan'Finoana sasany hanehoany fanoherana ny fahavalon'Kristy fa nandresy i Krity.Satria i Kristy ndray no hankalazaina fa tsy ilay voalazanao etsy ambony ra marina ny teninao.
5. badboy ( 23/12/2008 18:54)
rijadolly >> Aiza ary ranamana izany!! Aza mody tsy mahita tahakio fa mahatonga mampanotany tena hoe mody jamba ve sa minia tsy mahita!!! Jereo tsara ilay sary napetrak'i niryna sy ny lohateny, izay mifandraika @ ilay daty 25/12 na dia 2 andro aloha aza!! Dia vakio izay tantarainy ao dia ho hitanao fa izy mankalaza ilay 25/12 ary izay no mba nahatonga hay nizara ny kely fantatro aratantara momba ilay daty!!! :evil: :evil:
6. ikaretsaka ( 23/12/2008 22:08)
Tsy fety paien ihany io fa fety jiosy ihany koa ka: hannukkah
Ny akamartoan'ny bokindreo moa tsary misy ny bokin'i maccabee ka .... fa voalaza ao anefa io
Ao @ boky voalohan I maccabee toko faha 4 ao io mazava tsara
7. badboy ( 24/12/2008 06:10)
ikaretsaka >> Marina ilay hoe misy an'io fety io saingy tsy 25 déc (le 25ème jour du 9ème mois Casleu) ilay izy no sady maharitra 8 andro! ;-) ;-)
8. tywa68 ( 24/12/2008 06:29)
MIRARY SOA ANTSIKA REHETRA @ZAY FETY ATAONY ZANY E :-* :wink:
9. prime ( 24/12/2008 09:16)
Andriamanitra anie hamaly fitia anareo ka hitondra fiadanana amin'ny fiainanareo... manaova fety mahafinaritra daholo dia derao Jesosy fa ao Aminy no tena ahitana fiainana sy fiadanana...
10. bor2lais ( 24/12/2008 15:44)
Païen taloha fa efa Kristiana kosa ankehitriny ! Izany rahateo koa no isan\'ny nahatongavaNY : hamonjy izao tontonlo izao, ka isan\'izany ny païen (raha hino Azy izy) !
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra !
11. ikaretsaka ( 24/12/2008 15:45)
badboy:

ikaretsaka >> Marina ilay hoe misy an'io fety io saingy tsy 25 déc (le 25ème jour du 9ème mois Casleu) ilay izy no sady maharitra 8 andro! ;-) ;-)


Nangalan'i Julien sy I Gregoire inspiraka ihany io ka.... ary anisan'ny nampisy ny disadisa tany aloha be tany entre ny orthodox sy ny romain.

Le 25 eme jour aloha de 25
Fa le hoe 9 eme mois de taddio fa ny taombaovao an dry zalahy manaraka ny calendrier lunaire ange de eo @ faraparan ny martsa eo aby (alahamady gasy) e...dia ampio 9 io ga matetika miitontona dec.

Ny momban ilay 8 andro indray de io no nahatonga andry ortho hoe epifania vo mankalaza ny noely satria teo no noforaina I jesoa ary ny an'ny jiosy dia @ rehefa foraina vao lazaina ny anarany...

Marina fa I Jesoa no ankalazaina, fa na izany na tsy izany dia zavatra tsara ho fantatra ihany ireny anton-javatra sy tantarany ireny indraindray..mba haha boen fonde ilay finoana fa tsy mitsingevana fotsiny
12. kotobekibo ( 25/12/2008 23:50)
badboy:

ikaretsaka >> Tsy manaiky mihintsy ity ranamana nyrina ity!!! Mety tsy fatany angamba fa olona anie no niady hevitra hametraka io andro io ho fety, ary ny 25 desambra dia fety paîen taloha no navadika ho taona nahaterahan'ilay inoany!!! Izany hoe lainga ilay daty!! Ary tsy adala akory ny tandrefana rehetra manao io fety io ho fetin'ny ankizy sy fotoana ifankahitan'ny fianakaviana noho ilay hoe andeha hivavaka satria fotoana nahaterahan'ilay inonana!!! :twisted: :twisted:


marina fa tsy volana desambra no nahaterahany ary marina fa fety païenne no nalaina tahaka satria tsy hitan'ny eglizy izay fomba hanakanana ny païens , tsy hankalaza ny fetiny ,
io no hevitra hitany : aleo hampiarahina @ fety païenne ny antsika d miara-manao fety amin-dry zareo tsika , ary marina ny hevitr'izy ireo t@ izany andro , satria takon'ilay fety kristianina ilay fety païenne taty aoriana .
Tsy hoe lainga fa diso ilay daty , satria tany antsaha ny mpiandry ondry sy omby t@ Kristy teraka donc tsy ririnina taty avaratra .


13. ikaretsaka ( 26/12/2008 01:48)
Azo atao tsara ny morozy eny antsaha volana desambra raha any bethlehema sy ny manodidina ka... tsy de mahasosotra ny ririnina any
14. kotobekibo ( 26/12/2008 12:03)
Tena frizy beuu sy feno la neige less any ref volana decembre a!
Avela any antranony daholo ny biby ary ao no omena sakafo .
Ny sakafon'ireo ( mololo ) dia efa omanina mialoha ny ririnina ao anaty na granges . :o
15. badboy ( 26/12/2008 12:18)
Ka raha hifototra @ zavatra diso tahak'izao foana dia ho inona intsony no azo lazaina ho marina!! Manampy izany ny fahafantarana fa efa in3 farafahakeliny no novaina ny tena voasoratra tao anatin'ilay baiboly mba hifandraika @ tian'ilay nanova hampitaina!! Izany rehetra izany dia afaka hita na dia eo @ baiboly protestanta sy katolika fotsiny aza izay samy kristianina!! Tsy ho lazaina intsony ny fifanoherana misy eo @ silamo sy ny kristianina!!!

Ka dia izay no ilaina ireo fikarohana mba hahitana ny tena nisy marina ary koa tsy hahatonga ilay finoanoampoana sy filazana fotsiny hoe "satria izay no misy dia tsy azo toherina intsony"!! :twisted: :twisted:
16. kotobekibo ( 26/12/2008 12:35)
manaiky izany aho , fa t@ nanoratana ny baiboly koa anie d tsy hoe tena milay @ fandikàna ireo mpandika e!
Efa teny firy no nandikàna ny baiboly , hitanareo tsara anefa fa na phrase iray izao aza d miova ny dikany raha olona roa no màndika azy .

Misy tantara kely notatarain'i dadabe nay t@ zà mbola kely :
Nahazo ttsy avy t@ zanany hono ity RAD iray izay tsy mahay mamaky teny .
Nomeny an'i lé koto kely ( 10taona ) ilay izy , ka izao no vakiny , ( mitsatotsatoka ny famakin'i lé koto :
Any dada ! salama tsara aho ! veloma !
Nalahelo ity RAD hoe tsy tia azy intsony ny zanany . Tsy nahatoky izy ka niantso an'i dadapasy hamaky ilay ttsy :( milantolanto ny famakin'i dadapasy )
Aaaany daada ! salaaama tsaaaaara aaaaho ! veloooma !
Faly b ilay RAD hoe tena tia azy ilay zanany ary tsy manadino .


aza manasarotra fihainana e!
17. badboy ( 26/12/2008 12:58)
:-D :-D :-D :-D Tena ikotobekibo marina!!! :-D :-D :-D

Ny tanjompiainana dia ny tsy hahasarotra azy, saingy tsy misy izany fiaianan tsy sarotra izany, nofinofy izany!!!

Inona moa izany atao hoe tsy manasaropiainana izany??? Dia tsotra satria tsy mila misaina izay atao na ratsy na tsara, tsy mila mivkla fa tonga de izay tiana hatao no atao izany hoe tsy vohafehin'ny lalàna na arapanjakana ana arampinoana ..... Vao miezaka ianao manatanteraka lalàna iray, na avy aiza io na avy aiza dia efa manasaropiainana!! Ka io ilay fiaingana @ hevidiso sy zatra manaiky hevidiso ka dia ny diso rehetra lazaina fa marina!! Ka az tsiny ikotobekibo fa be loatra angamba ny diso natelinao ranamana ka izany no nahatonga ny kibonao ho ngeza tsara!! ;-) ;-) :twisted: :twisted: :twisted:
18. kotobekibo ( 26/12/2008 13:26)
tsy hoe : izay tiana hatao d atao tsy mety kosa e! ol misy saina tsika afaka manavaka ny mety sy ny tsy mety .
Ny mety atao au MAX , ny tsy mety atao au MIN . Tsy miteny zà hoe mety dôly ny ataoko .
Ny hoe " miainga @ hevitra diso na zvt diso lazaina fa marina " d tsy d'acc avy hatrany zà .
Averiko indray : Amiko tsy diso raha tsy misy porofo milaza fa diso io .
Hitanareo , tahak' ilay hoe akoho sa ny atody no voalohany ? ref tsy misy porofo matotra d izay nampianarina ahy t@ 1° no raisiko ho base ( tahaka ny hoe marina ) na hoy élah aza hoe hevidiso .
Tsy hita fa somary lezefa ny tenanay , ka tsy d mahay manazava ilay terme hoe " manasarotra fihainana " , fa mety ho azonareo angamba ny tiako lazaina , sinon avereno amiko fa raisiko antanandroa e!
19. ikaretsaka ( 26/12/2008 15:39)
kotobekibo:

Tena frizy beuu sy feno la neige less any ref volana decembre a!
Avela any antranony daholo ny biby ary ao no omena sakafo .
Ny sakafon'ireo ( mololo ) dia efa omanina mialoha ny ririnina ao anaty na granges . :o


Tsy tena frizy izany hoa any za efa nirozy tany indray xmasy fa any bira volana jiona aza firizy lavitra
20. kotobekibo ( 26/12/2008 17:27)
ikaratsaka > Tsy mandaha zà fa tany élah ary nafana t@ nandalovan\'élah tany .
Nefa kosa fantatr\'élah tsara fa nisy ny antsoina hoe \" réchauffement climatique \" .
Any Jerusalem d milatsaka en gle 2 fois par ans ny la neige .

http://www.dailymotion.com/relevance/search/neige%2Ben%2Bjerusalem/video/x48kxr_jerusalem-sous-la-neige_travel

Mbola sur @ tenenin\'élah v élah ?

Mba fantatr\'élah v ny variation nisy nandritra izay 2000 ans izay ?

Jereo fotsiny fa ny t° ao Jerusalem @ zoma ho avy izao 2 janv 2009 dia Min 2°C ary 4°C Max

http://www.lachainemeteo.com/index_detail.php?langue=fr&echeance=7&num_ville=6211#7

Mbola tsy manaiky ihany v élah fa mandanezy any ref andro ririnina ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.073