Ny Fitiavan'Andriamanitra: Happy Birthday Jesus !

41. niryna ( 27/12/2008 02:51)
badboy:

:-D :-D :-D :-D Tena ikotobekibo marina!!! :-D :-D :-D

Ny tanjompiainana dia ny tsy hahasarotra azy, saingy tsy misy izany fiaianan tsy sarotra izany, nofinofy izany!!!

Inona moa izany atao hoe tsy manasaropiainana izany??? Dia tsotra satria tsy mila misaina izay atao na ratsy na tsara, tsy mila mivkla fa tonga de izay tiana hatao no atao izany hoe tsy vohafehin'ny lalàna na arapanjakana ana arampinoana ..... Vao miezaka ianao manatanteraka lalàna iray, na avy aiza io na avy aiza dia efa manasaropiainana!! Ka io ilay fiaingana @ hevidiso sy zatra manaiky hevidiso ka dia ny diso rehetra lazaina fa marina!! Ka az tsiny ikotobekibo fa be loatra angamba ny diso natelinao ranamana ka izany no nahatonga ny kibonao ho ngeza tsara!! ;-) ;-) :twisted: :twisted: :twisted:


badboy a,aza manaiky taritin'ny olona havia,havanana eo hoe oviana izy no teraka ,ny but dia ny hoe fahatokisana ny fanomezana nomen'Atra anao .
42. ikaretsaka ( 27/12/2008 03:56)
anisan'ny zavatra manampy @ fandalinana ny finoanao sy hijerena ny maha marim-pototra azy ny fahalalana sy ny fanontaniana momba izany ry niryna an,
farafaharatsiny mba hay ny inoana sy hay ny mi defend nohon'ny minomnino fahatany dia anontanian'ny olona de manao ohatran'ny fombanao fotsiny le


"hay va reee.. :-* " sisa rehefa tsy mody fanina :wink:
43. kotobekibo ( 27/12/2008 08:48)
ikaretsaka:

Mamoaka izy letsy e...jereo ny fiainan-jareo ao. De jereo ny ondry any fa mbola mivoaka aby rehefa ririnina. Ny rechauf. Clim. Raha any mediteranee de tsy inoako loatra hoe niha nafana.... jereo ny akanjon ny grika sy romanina taloha fa rebareba



marina ny tenin'élah ary e! :D
44. badboy ( 27/12/2008 09:20)
niryna:


badboy:

ikaretsaka >> Tsy manaiky mihintsy ity ranamana nyrina ity!!! Mety tsy fatany angamba fa olona anie no niady hevitra hametraka io andro io ho fety, ary ny 25 desambra dia fety paîen taloha no navadika ho taona nahaterahan'ilay inoany!!! Izany hoe lainga ilay daty!! Ary tsy adala akory ny tandrefana rehetra manao io fety io ho fetin'ny ankizy sy fotoana ifankahitan'ny fianakaviana noho ilay hoe andeha hivavaka satria fotoana nahaterahan'ilay inonana!!! :twisted: :twisted:
kotobekibo:


marina fa tsy volana desambra no nahaterahany ary marina fa fety païenne no nalaina tahaka satria tsy hitan'ny eglizy izay fomba hanakanana ny païens , tsy hankalaza ny fetiny ,
io no hevitra hitany : aleo hampiarahina @ fety païenne ny antsika d miara-manao fety amin-dry zareo tsika , ary marina ny hevitr'izy ireo t@ izany andro , satria takon'ilay fety kristianina ilay fety païenne taty aoriana .
Tsy hoe lainga fa diso ilay daty , satria tany antsaha ny mpiandry ondry sy omby t@ Kristy teraka donc tsy ririnina taty avaratra .






=D> =D> io koa misy iray manazava ,misaotra e



:-D :-D :-D :-D Izay izany ilay tena marina na hoe diso aza dia tsy koi izany fa izay ny anay!! Dia na diso aza ilay fampianarana azo, dia ampitaina ihany satria io no tiana ho marina, ary ampitaina @ zanaka amanjafy mihintsy!! Ny mahagaga anefa dia izy mampita diso indray no mampitahotra hoe "tandremo ary sao mampianatra diso" :-D :-D :-D !! Dia izaho indray no hiteny aminao hoe mitandrema ianao milaza fa manaraka sy mahay ny tian'ilay modely arahanao atao fa efa nanambara izy fa hotsarainy ianareo!! :twisted: :twisted: :twisted:
45. kotobekibo ( 27/12/2008 09:53)
tsy hoe fampianarana diso anie ilay izy e!
Tsy raisina @ izay , ilay daty tena izy tsy misy mahalala fa kosa andro iray symbolique .
Izay no nolazaiko tary hoe na fantako aza fa diso io d ekeko , satria tsy misy hafa mampiseho ny tena marina ( daty marina ) .
Azo atao ny manadihady sy manatsikera , fa kosa mila manolotra vahaolana élah isany hanoloana ilay teo aloha . ( valable io eo @ fihainana manotolo )
46. badboy ( 27/12/2008 10:50)
Azo atao ny manadihady sy manatsikera , fa kosa mila manolotra vahaolana élah isany hanoloana ilay teo aloha . ( valable io eo @ fihainana manotolo )
Misaotra manohana fa mbola ilaina ny fitohizan'ny fikarohana satria mbola maro ny zavatra mila ahitsy!!! :twisted: :twisted:
47. ikaretsaka ( 29/12/2008 01:26)
tsy voatery ho vahaolana foana ka..
(sa azo atao hoe vahaolana sy olana koa ..rehefa tsary fantatra ka ampahafantarina?)
48. prime ( 29/12/2008 09:00)
Fitiavan'Andriamanitra, famonjena, fiadanana, fifaliana mandrakariva... :)
49. badboy ( 29/12/2008 10:52)
Koa inona izany no antony hisokafan'ny fiangonana rehefa 25 déc ary ny toriteny dia ny nahatongavan'ny rôle tety antany??? Koa maninona ianareo mianakavy no miazakazaka miangona rehefa 25 déc ary mankalaza ilay daty?? Ianareo ihany ange izany no manohana ilay fisian'ilay daty eh, nefa fantatrareo hoe tsy io no izy ary tsy misy mahalala ilay izy!!!

Mahatalanjona ny fifanoherankevitra sy ny atao misy eo amintsika ato @ serasera!! :( :( :(
50. prime ( 29/12/2008 11:09)
25 desambra dia andro napetraky ny fiangonana tamin'ny fotoan'andro (efa fantatra ny antony nahatonga ny safidy hianjera amin'io daty io) ka hajain'izay manaiky fa zavadehibe loatra izany fankalazana ny nahatongavan'i Kristy ho tonga olona izany... fandrindram-potoana no iraisana amin'io daty io ka iarahana mitodika amin'ny halehiben'ny fitiavan'Andriamanitra fa tsy ilay daty loatra no zavadehibe... maro ny fiangonana no tsy mankalaza ny nahatogavan'i Kristy satria izay no maharesy lahatra azy ary tsy diso koa nefa izy raha tsy mankalaza izany satria tsy ny nahatongavan'i Kristy no fototra iorenan'ny finoana kristiana fa ny fitsanganana amin'ny maty ka iakarana any an-danitra any amin'ilay fiadanana mandrakizay... :D

Tsy fifanoheran-kevitra izany fa fanentren-tena manoloana ny voninahitr'Andriamanitra... misy ny mankalaza, misy ny tsy mankalaza...rehefa samy ho an'i Kristy izany dia sady tsara no tsy misy bedy fa samy ho Azy avokoa...
51. bor2lais ( 29/12/2008 14:52)
Miombon-kevitra tanteraka @ i prime aho eto ...
Dia arahabaina daholo isika rehetra nahatratra ny Krismasy !
52. fahamarinana ( 29/12/2008 15:08)
prime:
Fitiavan'Andriamanitra, famonjena, fiadanana, fifaliana mandrakariva..
prime:
misy ny mankalaza, misy ny tsy mankalaza...rehefa samy ho an'i Kristy izany dia sady tsara no tsy misy bedy fa samy ho Azy avokoa...

:arrow:iombonako hvtr koa prime eto... :) (l)
53. badboy ( 29/12/2008 15:10)
Ranamana sy ilay fampisehoana teny filamatra tahaka ny fahabeazan'ny fitiavan'Atra, fanetretena, fanenjehana, efa voalaza ... :-D :-D :-D Izay moa ilay fomba fandangolangoana hatrizay ary mbola mitohy hatr'izao!! Tsara fa mahay lesona!! Ary efa tsara ilay fihezahana tsy miziriziry fa manaiky hoe tsy voatery ho hino an'i jesoa akory vao hahazo ny fanjakan'ny lanitra!! Lalana iray ao anatin'ny maro io fa tsy io irery raha ts'izany dia ny kristianina ihany no ho lasa any, nefa misy ny finoana jiosy, silamo, ihindou, bouddha!! Ireo koa milaza fa hahazo ny fanjakan'ny lanitra na tsy mino an'i Jesoa aza!!

Saingy ny tsy tsikaitrao ranamana mpanetritena sy be fitiavan'Atra dia pôlitika no nahatonga io daty io fa tsy dia ilay fahaterahana velively no tena tiana napetraka teo!! 8) 8) 8)
54. kotobekibo ( 29/12/2008 21:03)
48. Mpandefa : badboy [ Valio ] 29-12-2008 11:52:03
Lohateny : Re : Ny Fitiavan'Andriamanitra: Happy Birthday Jesus !
Koa inona izany no antony hisokafan'ny fiangonana rehefa 25 déc ary ny toriteny dia ny nahatongavan'ny rôle tety antany??? Koa maninona ianareo mianakavy no miazakazaka miangona rehefa 25 déc ary mankalaza ilay daty?? Ianareo ihany ange izany no manohana ilay fisian'ilay daty eh, nefa fantatrareo hoe tsy io no izy ary tsy misy mahalala ilay izy!!!

Mahatalanjona ny fifanoherankevitra sy ny atao misy eo amintsika ato @ serasera!!


Izay ilay lazaiko hoe tsy mamaky tsara élah , na koa te-ampisy ady hevitra d lasa miteniteny foana .
D lasa tahak'izay ny fahitan'élah ny soratra ao anaty baiboly sy ny dikany ,

vakio tsara ny daty nanoratako sy ny daty nametrahan'élah io fanotaniana sy ny namoahan'élah io conclusion io .

44. Mpandefa : kotobekibo [ Valio ] 27-12-2008 10:53:08
Lohateny : Re : Ny Fitiavan'Andriamanitra: Happy Birthday Jesus !
tsy hoe fampianarana diso anie ilay izy e!
Tsy raisina @ izay , ilay daty tena izy tsy misy mahalala fa kosa andro iray symbolique .
Izay no nolazaiko tary hoe na fantako aza fa diso io d ekeko , satria tsy misy hafa mampiseho ny tena marina ( daty marina ) .
Azo atao ny manadihady sy manatsikera , fa kosa mila manolotra vahaolana élah isany hanoloana ilay teo aloha . ( valable io eo @ fihainana manotolo )
55. badboy ( 29/12/2008 21:54)
na fantako aza fa diso io d ekeko

Mampiseho ny tena fototra iorenan'ny toetsain'ilay manambara ilay fehezanteny eto!! Fantany hono fa diso fa ekeny "ho marina"!! Io no antsoiko hoe nifototra @ diso!! Ary zatra mifototra @ diso ka tsy te haheno sy hahita ary manaiky ny tena marina intsony!! Ary ny tena ambaran'io hevitra io dia isan'ny olona tsy manaiky hivoatra aratsaina ny mahasakt manambara ny hevitra tahak'izao satria miziriziry hatrany hoe "ny ahy no marina, na diso aza, satria anahy"!!! Za tsy hanaraka anao any @ fahadiisoanao ranamana fa ny lalan'ny fahamarinana no efa nodiaviko ary mbola diaviko!! 8) 8) 8)
:twisted:
56. kotobekibo ( 29/12/2008 22:27)
44. Mpandefa : kotobekibo [ Valio ] 27-12-2008 10:53:08
Lohateny : Re : Ny Fitiavan'Andriamanitra: Happy Birthday Jesus !
tsy hoe fampianarana diso anie ilay izy e!
Tsy raisina @ izay , ilay daty tena izy tsy misy mahalala fa kosa andro iray symbolique .
Izay no nolazaiko tary hoe na fantako aza fa diso io d ekeko , satria tsy misy hafa mampiseho ny tena marina ( daty marina ) .
Azo atao ny manadihady sy manatsikera , fa kosa mila manolotra vahaolana élah isany hanoloana ilay teo aloha . ( valable io eo @ fihainana manotolo )


Vakio tsara h@ farany bainn a! fakafakao sy alalino tsara aloha vao miteny ouah !
Tsy hiady hevitra @ élah eto @ ity resaka ity aho .
Ao ary fa atao hoe marina ny an'élah e! :-D :-D :-D
57. badboy ( 30/12/2008 10:11)
Eny eh, efa fantatra anie ilay toetra kanosa sy endrika tanalahy eh!! Io aloha no misy dia iantsapazana, rehefa misy milailay kokoa dia iny indray no izingizinina hoe iny no tena marina ary iny ny anay hatrizay, dia mody hodiana tsy hita ny diso nekena teo aloha!!

"Révisionniste" ny fiantso izany na koa "négationniste", ary tao anaty tantara nitranga hatrizay teto antany dia toa tsy dia nitondra zavatsoa ho an'ny olombelona loatra ny karazan'olona tahak'ireny fa toa ny ady arahina famonoan'olona anaty habibiana aza no nataony!! Ka dia "révizeo" na "négztioneo" manokana ao ny anao ranamana fa ny anay dia ny fivoarana no ifotoranay, na aratsaina io na arampiainana, na arapanahy!!

Ohatr'ireo dimbiasinao, dia indraindray ve ianao rehefa mijery ny tenanao anaty fitaratra dia tsy matahotra tampoka ny tenanao izany??? 8) 8)
:twisted: :twisted:
58. bor2lais ( 30/12/2008 15:12)
Amiko aloha ny \"fond\" no tena zava-dehibe fa tsy ny \"forme\" loatra ...

Krismasy : Ilay Teny tonga nofo ...
Imanoela : amintsika Andriamanitra ...

PS Hoy ilay ranamana izay : rehefa Krismasy ange vao hita daholo ny mpamonjy isan-kerintaona e !! Ka io koa dia isan\'ny lafy tsarany ...
59. princesseN ( 30/12/2008 16:06)
hoy i badboy hoe: "Ka dia "révizeo" na "négztioneo" manokana ao ny anao ranamana fa ny anay dia ny fivoarana no ifotoranay, na aratsaina io na arampiainana, na arapanahy!!"


raha ny fahazoako ny resak nataonao atrary amboalohany ary d anti-christ enao sa ts croyant fotsny tsotr zao,d ra za no otranao an,d ts miditra amna deba mikasika fivavahana mintsy.de marihiko kely fotsny oe ny ts mino an'Atra zany nge ts mino fisian'ny fanahy zany eh!fanahy zany tsinona zvtr tsita maso ko aona ko no inonao an'zany?farany ho anao ts ny daty nahaterahany anie no tena important fa le oe Izy terak sy tonga tety ambony tany mintsy eh!il faut juste y croire fotsiny fa ts mila iadina hevitra!

sinon joyeux noel ho an'ny olona rehtra,ny malagasy indrindra2 de tsarovy fa tia anao Jesosy!





60. kotobekibo ( 30/12/2008 16:31)
badboy > raha tsy fanahiniana izao resaka ataon'élah izao d tena mampalahelo less élah ry bandy akama , indriiisy mantsy ! Tsy mihomehy looza aho :-D :-D :-D

badboy:

- Mampiseho ny tena fototra iorenan'ny toetsain'ilay manambara ilay fehezanteny eto!! Fantany hono fa diso fa ekeny "ho marina"!! Io no antsoiko hoe nifototra @ diso!!....
- Eny eh, efa fantatra anie ilay toetra kanosa sy endrika tanalahy eh!!....
- "Révisionniste" ny fiantso izany na koa "négationniste"....


Ref tsy ampy arguments v less d haratsiana ny ol hiadiana hevitra a!=))

Raha fanahiniana d d'acc @ élah zà hoe @ izay misy ambiansa fa otran'ny matoritory ato izany ! :-D :-D :-D

ny teneniko d élah tsy mamaky tsara , ary lasa màka ny tenin'ny sasany ( sy ny ao anaty baiboly ) atendrony .
Ary izay tenenin'ny mpanao fikarohana no inoan'élah ( eken'élah ) , nefa mety diso koa ireo kozin-dry zalahy ireo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084