Ny Fitiavan'Andriamanitra: Happy Birthday Jesus !
21. badboy
(
26/12/2008 17:40)
kotobekibo:
Hitanareo , tahak' ilay hoe akoho sa ny atody no voalohany ? ref tsy misy porofo matotra d izay nampianarina ahy t@ 1° no raisiko ho base ( tahaka ny hoe marina ) na hoy élah aza hoe hevidiso .
Tsy hita fa somary lezefa ny tenanay
Filamatra ny sekta any @ tanàna @ izao kozy izao!! Ary izay no mampiroborobo azireo satria hainy ilay fomba fiheverana tahak'izay dia miainga izy @ teny milangolango sy ny hevitra tsara rafitra!! Dia ireo izay tsy tia loatra mandalina, na koa tsy afaka mandalina dia roboka tanteraka!! Dia ireo ihany avy eo no hihizingizina fa ilay notantaraina taminy, ka tantarainy @ izao, dia tena marina!!
Mampatsiahy ahy ilay tantara "laniko fara" ilay solon'anarana, tahaka ny hinanan'ny sekta ihany koa ireo nolazaiko etsy ambony!! :twisted: :twisted: :twisted:
22. kotobekibo
(
26/12/2008 19:40)
Justement less bainn , efa laniko fara no tena naha-ngoda be ny kiboko :-D :-D :-D
Tsy any @ tanàna fotsiny no lafatra ny sekta fa ny aty ivelany koa kah !
Aty ivelany d misy fivavahana hoe kristianina hono nefa atao batemy na batisa fanindroany indray ny ol mivavaka ao .
Tsy neken-dry zareo ilay vita t@ mbola kely . Amiko izany d faniratsirana ireo dadapasy sy damôpra .
@ izay ilay manao batemy-batisa vaovao tsy mba ol hoe nahazo fiofanana sy diploma na hoe manana fahefana @ izany .GRRRR!!!!
Fa ref tsy azavain'élah tsara sy mitombona , hoe inn no mahadiso an'ilay sekta d tsy aharesy lahatra azy ireo élah .
Raha toa ka ny azy izao 2x5=11 d anjaran'élah no mampiseho fa 2x5=10 fa tsy tonga d miteny élah hoe 10 io e! :-D
Tsy any @ tanàna fotsiny no lafatra ny sekta fa ny aty ivelany koa kah !
Aty ivelany d misy fivavahana hoe kristianina hono nefa atao batemy na batisa fanindroany indray ny ol mivavaka ao .
Tsy neken-dry zareo ilay vita t@ mbola kely . Amiko izany d faniratsirana ireo dadapasy sy damôpra .
@ izay ilay manao batemy-batisa vaovao tsy mba ol hoe nahazo fiofanana sy diploma na hoe manana fahefana @ izany .GRRRR!!!!
Fa ref tsy azavain'élah tsara sy mitombona , hoe inn no mahadiso an'ilay sekta d tsy aharesy lahatra azy ireo élah .
Raha toa ka ny azy izao 2x5=11 d anjaran'élah no mampiseho fa 2x5=10 fa tsy tonga d miteny élah hoe 10 io e! :-D
23. ikaretsaka
(
26/12/2008 19:45)
kotobekibo:
ikaratsaka > Tsy mandaha zà fa tany élah ary nafana t@ nandalovan\'élah tany .
Nefa kosa fantatr\'élah tsara fa nisy ny antsoina hoe \" réchauffement climatique \" .
Any Jerusalem d milatsaka en gle 2 fois par ans ny la neige .
http://www.dailymotion.com/relevance/search/neige%2Ben%2Bjerusalem/video/x48kxr_jerusalem-sous-la-neige_travel
Mbola sur @ tenenin\'élah v élah ?
Mba fantatr\'élah v ny variation nisy nandritra izay 2000 ans izay ?
Jereo fotsiny fa ny t° ao Jerusalem @ zoma ho avy izao 2 janv 2009 dia Min 2°C ary 4°C Max
http://www.lachainemeteo.com/index_detail.php?langue=fr&echeance=7&num_ville=6211#7
Mbola tsy manaiky ihany v élah fa mandanezy any ref andro ririnina ?
za tsy manda ny mampandanezy any @ andro ririnina fa le heo rehefa frizy de tsy mivoaka ny biby sy hoe tsy azo aleha any antsaha no laviko
1)mandanezy @ andro ririnina ange letsy tsy midika hoe tsy mahazo mivoaka ny biby fiompy e!
2) raha milatsaka 2 fois par ans ny neige sy ny gel, tsy midika izany hoe hisy neige foana ny krismasy na hahita white xmas foana ialahy akory. Canada atsimo aza en general misy neige plus de 20 fois/ans fa matetika tsy misy white Xmas
3) entre 2 sy 4 deg izany no hi demontren'ialahy hoe mangatsiaka dia tsy mila mandeha alavitra fa etsy Ambatolampy sy Bira de efa misy an izany, fa mandeha miraoka vilona ny biby fiompy any. ary vakinankaratra aho no milaza izany...
-6 @ izoa isika miteny izao aty wisconsin fa mbola vao avy navoaka miraoka ahitra any antokotany ny ombin-dry mompera :-D
24. kotobekibo
(
26/12/2008 22:02)
Efa lazaiko élah fa nisy ny antsoina hoe rechauffement climatique 8O , midika izany fa mihamafana ankehitriny noho ny taloha .
Raha 2-4 °C @ izao fotoana , taloha izany firy ?:roll:
Ny la neige d milatsaka ref manakaiky ny 0°C ny t°, raha mangatsiaka loatra d tsy misy milatsaka eo , na lasa tahaka ny fasika majinika ilay orana .
Ref ririnina d tsy mamoaka ny ondry sy ny omby ny ol aty @ hemisphere nord . Tsy midika izany fa maty ireo raha vao mivoaka fa kosa tsy fombany , ny antony tsy haiko , possible lé tsy d misy ahitra .....
ialana tsiny fa tena dondrona sady tsy mahay manazava angamba less zà a!
ao fa ekena ny fahamarinan'ny tenin'élah ary e! :D
Raha 2-4 °C @ izao fotoana , taloha izany firy ?:roll:
Ny la neige d milatsaka ref manakaiky ny 0°C ny t°, raha mangatsiaka loatra d tsy misy milatsaka eo , na lasa tahaka ny fasika majinika ilay orana .
Ref ririnina d tsy mamoaka ny ondry sy ny omby ny ol aty @ hemisphere nord . Tsy midika izany fa maty ireo raha vao mivoaka fa kosa tsy fombany , ny antony tsy haiko , possible lé tsy d misy ahitra .....
ialana tsiny fa tena dondrona sady tsy mahay manazava angamba less zà a!
ao fa ekena ny fahamarinan'ny tenin'élah ary e! :D
25. ikaretsaka
(
26/12/2008 22:12)
Mamoaka izy letsy e...jereo ny fiainan-jareo ao. De jereo ny ondry any fa mbola mivoaka aby rehefa ririnina. Ny rechauf. Clim. Raha any mediteranee de tsy inoako loatra hoe niha nafana.... jereo ny akanjon ny grika sy romanina taloha fa rebareba
26. niryna
(
27/12/2008 02:24)
ikaretsaka:
ataovy tsara aloha ny avent ry niryna an...
efa vita ny joy,peace,love and hope-nay ka sady ihainana fa tsy wawa fottsiny
:D
Izay manana an'i kristy dia manana fifaliana,fiadanana,fitiavana ary fanantenana . manana an'izanyizay rehetra mino Azy =D> =D>
27. niryna
(
27/12/2008 02:25)
badboy:
ikaretsaka >> Tsy manaiky mihintsy ity ranamana nyrina ity!!! Mety tsy fatany angamba fa olona anie no niady hevitra hametraka io andro io ho fety, ary ny 25 desambra dia fety paîen taloha no navadika ho taona nahaterahan'ilay inoany!!! Izany hoe lainga ilay daty!! Ary tsy adala akory ny tandrefana rehetra manao io fety io ho fetin'ny ankizy sy fotoana ifankahitan'ny fianakaviana noho ilay hoe andeha hivavaka satria fotoana nahaterahan'ilay inonana!!! :twisted: :twisted:
tsy manaiky amin'ny inona e,mizara aho ka
Happy Birthday Jesus
^:^ ^:^
28. niryna
(
27/12/2008 02:26)
rijadolly:
badboy a! Misy Kristianina tsy mankalaza io daty 25/12 io,de ahoana zany?zay ve ny hanamporofoina hoe tsy Kristy Ilay inonay? Isnandro² no misy io fankalazana samihafa ny hinoany io fa tsy hoe isaky ny 25/12 ihany,fa kosa eo no hitan'Finoana sasany hanehoany fanoherana ny fahavalon'Kristy fa nandresy i Krity.Satria i Kristy ndray no hankalazaina fa tsy ilay voalazanao etsy ambony ra marina ny teninao.
^:^ ^:^
29. niryna
(
27/12/2008 02:29)
badboy:
rijadolly >> Aiza ary ranamana izany!! Aza mody tsy mahita tahakio fa mahatonga mampanotany tena hoe mody jamba ve sa minia tsy mahita!!! Jereo tsara ilay sary napetrak'i niryna sy ny lohateny, izay mifandraika @ ilay daty 25/12 na dia 2 andro aloha aza!! Dia vakio izay tantarainy ao dia ho hitanao fa izy mankalaza ilay 25/12 ary izay no mba nahatonga hay nizara ny kely fantatro aratantara momba ilay daty!!! :evil: :evil:
Anjaran'ny tsirairay no mino zy na tsia fa tsy anjarako no manery ka,mino hianao arahaba tsara ,tsy mino moa dia izay izy izany
hasta la vista bad boy !
30. niryna
(
27/12/2008 02:30)
ikaretsaka:
Tsy fety paien ihany io fa fety jiosy ihany koa ka: hannukkah
Ny akamartoan'ny bokindreo moa tsary misy ny bokin'i maccabee ka .... fa voalaza ao anefa io
Ao @ boky voalohan I maccabee toko faha 4 ao io mazava tsara
misaotra ry ika nizara :D
31. niryna
(
27/12/2008 02:31)
badboy:
ikaretsaka >> Marina ilay hoe misy an'io fety io saingy tsy 25 déc (le 25ème jour du 9ème mois Casleu) ilay izy no sady maharitra 8 andro! ;-) ;-)
isan'andro dia mahatsiaro azy foana tokoa ka raha mino ny anarany dia hanana fiainana mandrakizay
32. niryna
(
27/12/2008 02:32)
tywa68:
MIRARY SOA ANTSIKA REHETRA @ZAY FETY ATAONY ZANY E :-* :wink:
Isika rehetra e :-* :-*
33. niryna
(
27/12/2008 02:33)
prime:
Andriamanitra anie hamaly fitia anareo ka hitondra fiadanana amin'ny fiainanareo... manaova fety mahafinaritra daholo dia derao Jesosy fa ao Aminy no tena ahitana fiainana sy fiadanana...
:D
misaotra prime
34. niryna
(
27/12/2008 02:34)
bor2lais:
Païen taloha fa efa Kristiana kosa ankehitriny ! Izany rahateo koa no isan\'ny nahatongavaNY : hamonjy izao tontonlo izao, ka isan\'izany ny païen (raha hino Azy izy) !
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra !
=D> marina izany hamonjy izao tontolo izao no nahatongavany tety ary mbola miantso ireo izay mbola tsy mahalala sy tsy nandray Azy ihany koa e ^:^
35. niryna
(
27/12/2008 02:38)
badboy:marina izany ka ,tsy ny 25 dec no nahaterahany ary efa voalaza any ambadika any io fanazavana io ka
ikaretsaka >> Marina ilay hoe misy an'io fety io saingy tsy 25 déc (le 25ème jour du 9ème mois Casleu) ilay izy no sady maharitra 8 andro! ;-) ;-)
ikaretsaka:
Nangalan'i Julien sy I Gregoire inspiraka ihany io ka.... ary anisan'ny nampisy ny disadisa tany aloha be tany entre ny orthodox sy ny romain.
Le 25 eme jour aloha de 25
Fa le hoe 9 eme mois de taddio fa ny taombaovao an dry zalahy manaraka ny calendrier lunaire ange de eo @ faraparan ny martsa eo aby (alahamady gasy) e...dia ampio 9 io ga matetika miitontona dec.
Ny momban ilay 8 andro indray de io no nahatonga andry ortho hoe epifania vo mankalaza ny noely satria teo no noforaina I jesoa ary ny an'ny jiosy dia @ rehefa foraina vao lazaina ny anarany...
Marina fa I Jesoa no ankalazaina, fa na izany na tsy izany dia zavatra tsara ho fantatra ihany ireny anton-javatra sy tantarany ireny indraindray..mba haha boen fonde ilay finoana fa tsy mitsingevana fotsiny
izany indrindra mantsy ,tsara ny mahafantatra zavatra
36. niryna
(
27/12/2008 02:40)
badboy:
ikaretsaka >> Tsy manaiky mihintsy ity ranamana nyrina ity!!! Mety tsy fatany angamba fa olona anie no niady hevitra hametraka io andro io ho fety, ary ny 25 desambra dia fety paîen taloha no navadika ho taona nahaterahan'ilay inoany!!! Izany hoe lainga ilay daty!! Ary tsy adala akory ny tandrefana rehetra manao io fety io ho fetin'ny ankizy sy fotoana ifankahitan'ny fianakaviana noho ilay hoe andeha hivavaka satria fotoana nahaterahan'ilay inonana!!! :twisted: :twisted:
kotobekibo:
marina fa tsy volana desambra no nahaterahany ary marina fa fety païenne no nalaina tahaka satria tsy hitan'ny eglizy izay fomba hanakanana ny païens , tsy hankalaza ny fetiny ,
io no hevitra hitany : aleo hampiarahina @ fety païenne ny antsika d miara-manao fety amin-dry zareo tsika , ary marina ny hevitr'izy ireo t@ izany andro , satria takon'ilay fety kristianina ilay fety païenne taty aoriana .
Tsy hoe lainga fa diso ilay daty , satria tany antsaha ny mpiandry ondry sy omby t@ Kristy teraka donc tsy ririnina taty avaratra .
=D> =D> io koa misy iray manazava ,misaotra e
37. niryna
(
27/12/2008 02:43)
ikaretsaka:
Azo atao tsara ny morozy eny antsaha volana desambra raha any bethlehema sy ny manodidina ka... tsy de mahasosotra ny ririnina any
tsy anavatsava ny neige na andro mangatsiaka be eny tokoa anie ny olona e,ary fotoana famokarana koa io ka tsy omby ny hotely satria samy mitondra ny vokatra ny olona,mitombona ny fanazavan'ny olona fa tsy dec izy no teraka ka na mpampianatra koa aza dia manazava izany ny mpianany satria manazava mikasika ny siansa izy nahatonga ireo kintana mazava be ireo .
38. niryna
(
27/12/2008 02:43)
kotobekibo:
Tena frizy beuu sy feno la neige less any ref volana decembre a!
Avela any antranony daholo ny biby ary ao no omena sakafo .
Ny sakafon'ireo ( mololo ) dia efa omanina mialoha ny ririnina ao anaty na granges . :o
hitakou
39. niryna
(
27/12/2008 02:45)
badboy:
Ka raha hifototra @ zavatra diso tahak'izao foana dia ho inona intsony no azo lazaina ho marina!! Manampy izany ny fahafantarana fa efa in3 farafahakeliny no novaina ny tena voasoratra tao anatin'ilay baiboly mba hifandraika @ tian'ilay nanova hampitaina!! Izany rehetra izany dia afaka hita na dia eo @ baiboly protestanta sy katolika fotsiny aza izay samy kristianina!! Tsy ho lazaina intsony ny fifanoherana misy eo @ silamo sy ny kristianina!!!
Ka dia izay no ilaina ireo fikarohana mba hahitana ny tena nisy marina ary koa tsy hahatonga ilay finoanoampoana sy filazana fotsiny hoe "satria izay no misy dia tsy azo toherina intsony"!! :twisted: :twisted:
tsy maninona ny manadihady ka tandremana fotsiny ny mampianatra zavatra diso fa isika no hifoteran'ny rambony ary mbola anontaniana ny voa hafafy daholo koa ,
40. niryna
(
27/12/2008 02:47)
kotobekibo:
manaiky izany aho , fa t@ nanoratana ny baiboly koa anie d tsy hoe tena milay @ fandikàna ireo mpandika e!
Efa teny firy no nandikàna ny baiboly , hitanareo tsara anefa fa na phrase iray izao aza d miova ny dikany raha olona roa no màndika azy .
Misy tantara kely notatarain'i dadabe nay t@ zà mbola kely :
Nahazo ttsy avy t@ zanany hono ity RAD iray izay tsy mahay mamaky teny .
Nomeny an'i lé koto kely ( 10taona ) ilay izy , ka izao no vakiny , ( mitsatotsatoka ny famakin'i lé koto :
Any dada ! salama tsara aho ! veloma !
Nalahelo ity RAD hoe tsy tia azy intsony ny zanany . Tsy nahatoky izy ka niantso an'i dadapasy hamaky ilay ttsy :( milantolanto ny famakin'i dadapasy )
Aaaany daada ! salaaama tsaaaaara aaaaho ! veloooma !
Faly b ilay RAD hoe tena tia azy ilay zanany ary tsy manadino .
aza manasarotra fihainana e!
izany tokoa e
:-*
