Ny Fitiavan'Andriamanitra: Happy Birthday Jesus !

61. niryna ( 30/12/2008 16:50)
rijadolly:

badboy a! Misy Kristianina tsy mankalaza io daty 25/12 io,de ahoana zany?zay ve ny hanamporofoina hoe tsy Kristy Ilay inonay? Isnandro² no misy io fankalazana samihafa ny hinoany io fa tsy hoe isaky ny 25/12 ihany,fa kosa eo no hitan'Finoana sasany hanehoany fanoherana ny fahavalon'Kristy fa nandresy i Krity.Satria i Kristy ndray no hankalazaina fa tsy ilay voalazanao etsy ambony ra marina ny teninao.


=D tsy ratsy ilay fanazavana ,misaotra e
62. niryna ( 30/12/2008 16:53)
badboy:

rijadolly >> Aiza ary ranamana izany!! Aza mody tsy mahita tahakio fa mahatonga mampanotany tena hoe mody jamba ve sa minia tsy mahita!!! Jereo tsara ilay sary napetrak'i niryna sy ny lohateny, izay mifandraika @ ilay daty 25/12 na dia 2 andro aloha aza!! Dia vakio izay tantarainy ao dia ho hitanao fa izy mankalaza ilay 25/12 ary izay no mba nahatonga hay nizara ny kely fantatro aratantara momba ilay daty!!! :evil: :evil:


raha tsy mahafantatra hoy aho dia tsy maninona raha tsy te ankalaza hianao dia tsy maninona fa ny ahy kristy miaraka amiko 24/24 satria ato anatiko ny fanahiny,izay rehetra mino azy dia ataony tonga ho zanak'Atra koa,minoa dia ho tonga ao aminao koa izy ka,tsy ny 25 dec ihany vao hoa tonga soa kristy ,ooops
63. niryna ( 30/12/2008 16:56)
badboy:

Ka raha hifototra @ zavatra diso tahak'izao foana dia ho inona intsony no azo lazaina ho marina!! Manampy izany ny fahafantarana fa efa in3 farafahakeliny no novaina ny tena voasoratra tao anatin'ilay baiboly mba hifandraika @ tian'ilay nanova hampitaina!! Izany rehetra izany dia afaka hita na dia eo @ baiboly protestanta sy katolika fotsiny aza izay samy kristianina!! Tsy ho lazaina intsony ny fifanoherana misy eo @ silamo sy ny kristianina!!!

Ka dia izay no ilaina ireo fikarohana mba hahitana ny tena nisy marina ary koa tsy hahatonga ilay finoanoampoana sy filazana fotsiny hoe "satria izay no misy dia tsy azo toherina intsony"!! :twisted: :twisted:


efa mazava ny fanazavan'ny olona ray bad boy a,fa anjaranao ny mino an'ilay kristy na tsia ,izay fotsiny ihany ,tsy mila vola na harena na voninahitra na hoe nanao asa aho dia ho any an-danitra ny finoanao Azy irery ihany no mahavonjy anao hoy ny bokivolamena
64. niryna ( 30/12/2008 17:02)
kotobekibo:

badboy > raha tsy fanahiniana izao resaka ataon'élah izao d tena mampalahelo less élah ry bandy akama , indriiisy mantsy ! Tsy mihomehy looza aho :-D :-D :-D

[quote=badboy]
- Mampiseho ny tena fototra iorenan'ny toetsain'ilay manambara ilay fehezanteny eto!! Fantany hono fa diso fa ekeny "ho marina"!! Io no antsoiko hoe nifototra @ diso!!....
- Eny eh, efa fantatra anie ilay toetra kanosa sy endrika tanalahy eh!!....
- "Révisionniste" ny fiantso izany na koa "négationniste"....


Ref tsy ampy arguments v less d haratsiana ny ol hiadiana hevitra a!=))

Raha fanahiniana d d'acc @ élah zà hoe @ izay misy ambiansa fa otran'ny matoritory ato izany ! :-D :-D :-D

ny teneniko d élah tsy mamaky tsara , ary lasa màka ny tenin'ny sasany ( sy ny ao anaty baiboly ) atendrony .
Ary izay tenenin'ny mpanao fikarohana no inoan'élah ( eken'élah ) , nefa mety diso koa ireo kozin-dry zalahy ireo .



:roll: satria ny olona sasany tsy ny tenin'Atra no hitondrany aza fa ny eritreriny sy izay saimpantany ka ,misy efa fantatr'Atra ny hino Azy sy mangetaheta Azy ary misy koa ny efa fantany ny handrava efa dia ireny no mahatonga ny hafa amadika ny tenin'Atra amin'ny zavatra hafa.Anjarantsika ny mifampivavaka (moa misy zavatra tsy vitako hoy Atra ? ) Izy irery no mahalala ny ao ampontsika tsi11 avy
65. badboy ( 30/12/2008 18:15)
Kobo indray ilay toetrandrakotobekibo de lazainy fa izaho ny tsy ampy arguments!! Tsy izaho ange no misambaladida MANAMARINA NY DISO eh!! Tsy haiko hoe izaho ve no lany pasy sa enao ranamana no tsy mahay intsony manarina ny teny nataonao tianao ahitsiana fa efa kobo hoe manaiky ny diso k'inona indray ary no mbola ho afenina @ izany!! Satria ve rehefa ho hita ny marina dia iny indray aloha no tengenana dia lazaina hoe io no nifotorandranamana hatr@ izay??? Tratra hoa ilay toetrana tanalahy izay miova loko araky ny hitany mampety izany, tsy mifototra @ teny izy fa mitsingevangevana!! Raha tsy révisionniste na négationniste no fiantso izany dia tsy haiko intsony, sa angelique no tiandrangahy iantsoana andrangahy!!

Ny mahasamy hafa anao sy nyrina fotsiny ranamana dia ianao tsy manao ilay resaka mandangolango na mandefitra lava na ilay voahenjika lalandava fa tonga dia mampiseho hoe olombelona mahay tezitra!! Izay fotsiny ny mahasamy hafa anareo fa ny hevitsaina mitovy, lasitrta ray ary mety kambana mihintsy aza!! :^) :^) :^)

princesseN:
raha ny fahazoako ny resak nataonao atrary amboalohany ary d anti-christ enao sa ts croyant fotsny tsotr zao,d ra za no otranao an,d ts miditra amna deba mikasika fivavahana mintsy.de marihiko kely fotsny oe ny ts mino an'Atra zany nge ts mino fisian'ny fanahy zany eh!fanahy zany tsinona zvtr tsita maso ko aona ko no inonao an'zany?farany ho anao ts ny daty nahaterahany anie no tena important fa le oe Izy terak sy tonga tety ambony tany mintsy eh!il faut juste y croire fotsiny fa ts mila iadina hevitra!

Miainga nay koa nny prinsesefana sy ny soavalimpahamarinany ary ampian'ny fanilikilihina izay hoe tsy mitovy hevitra aminy!! Miverina mipoitra indray ilay fomba mahatsikaiky hatr'izay izay mifototra @ fanambarana fa rehefa tsy mitovy heevitra aminy dia na antichrist na tsy mpino ka tsy mila miresaka eto akory!! Ka dia atsangano hoa ilay biriky fiangonana dia any nareo mianakavy no manao ilay fiangonana virtoaly!! Fa raha mbola eto no hampita hevitra votany dia ho eo lalandava badboy hampiseho aminareo ny hevitra mifanohitra nefa mitombina @ hevitrareo!! :twisted: :twisted: :twisted:
66. ikaretsaka ( 30/12/2008 18:53)
Ny finoana an I xty ry niryna de tsy inoana @ na pas koa fa ilaina ny ananana base... na theologique izany na historique na social...mba hahafantarana beb kokoa ilay inoana
67. kotobekibo ( 30/12/2008 21:03)
badboy > tsy hiady hevitra @ élah zà bainn a! manampahaizana élah , zà no dondrona sy vendrana ary tery saina .
Mampatsiaro ahy tantara kely izay élah !
Nisy adala iray , hono , tao antanànan'ny adala . Nitazatazana teo anelakelan'ny bàra vy izy , ary nanotany an'ireo mpandalo :
- bdb v nareo no adala mihidy ao ? Noheveriny fa izy no du bon côté , ary ny ol retra no adala =))
:-D :-D :-D
68. badboy ( 30/12/2008 22:02)
Lasa mpanao hatsikana koa ranamana!! Tena kotobekibo marina, tsy lany paika fa tsy maintsy hoe "laniko fara"!! :-D :-D :-D
Sady mihomehy irery @ ilay hatsikana hafahafa!! Efa tsara aloha fa efa hainao ny mametraka ilay fanotaniana hoe aiza no misy anao, fa tandremo fotsiny tsy hanao ilay famaly hoe atsy aloha dia avy eo etsy indray fa manjary tahaky ny olona tsisy hazondamosina!!

Efa tsara koa ilay fanetretena ny hoe tsy mahay noho ny hafa, io no fomba voalohany hahafahana mivoatra : tohizo fa tsara satria "celui qui dit qu'il ne connait rien, connait déjà beaucoup de chose car il connait qu'il ne connait rien"!! A méditer!! 8) 8) 8) 8)
69. kotobekibo ( 30/12/2008 22:38)
badboy > tsy niteny hatrany ampiandoana zà raha mamaky tsara élah na nilaza fa mahay noho élah .
Elah no kompleksé @ tsy misy dikany . :D
70. badboy ( 30/12/2008 22:59)
Aza miakatra @ zavatra tsisy dikany tahak'izao fa manjary tratry ny apoplexie alohan'ny farany dia manjary tsy manao fety sambatra!!

Ny fanakihanana fanatisme ranamana tsy mila diplôma, izay tsara kokoa raha toa ka manana, fa fitiavana mikarokaroka sy ny tsy mionona @ izay voalaza!! Ary izaho tsy complexé na dia tsy manana na cepe 6ème aza fa ianao ranamana no toa mahatsiaro tena ho nandra!! Ary rehefa dinihina dia diso dinika ianao fa ny hatsikana ato misy, ny tsetsatsetsa tsy aritra, ny resabehivavy sns!! Sa mila manangana dinika vaovao ho an'ny manaiky diso alohan'ny hiatsapazany eny @ marina??? :^) :^) :^)
71. ikaretsaka ( 30/12/2008 23:46)
Nareo mitsam koa tsy izay atao no atao fa laozana fifanebaka ep
72. badboy ( 30/12/2008 23:56)
ikaretsaka >> Tokony hifampitsapa ve sa hoe hifampitsôda ny dikan'ilay hoe ny atao no tokony hatao??? :^) :^) :^)
73. prime ( 31/12/2008 09:16)
badboy:
Ary efa tsara ilay fihezahana tsy miziriziry fa manaiky hoe tsy voatery ho hino an'i jesoa akory vao hahazo ny fanjakan'ny lanitra!!
... aleo itsikiana na dia diso tanteraka aza... :)

ianao:
Lalana iray ao anatin'ny maro io fa tsy io irery raha ts'izany dia ny kristianina ihany no ho lasa any, nefa misy ny finoana jiosy, silamo, ihindou, bouddha!! Ireo koa milaza fa hahazo ny fanjakan'ny lanitra na tsy mino an'i Jesoa aza!!...
... Ianao no tsy mino an'i Jesosy sy manaiky hoe tsy voatery hino an'i Jesosy vao mahazo ny lanitra dia raiso ho anao fa aza mampiresaka manely zavatra tsy ekena sy tsy ambaran'ny olona ary indrindra mifanohitra amin'ny lazain'ny tenin'Andriamanitra... :lol:
74. badboy ( 31/12/2008 09:34)
Ô pastera prime : ianao indray izany izao eto no milaza fa ny jiosy, izay olona nofidian'Atra, na koa ny silamo, na ny bouddhiste, na ny hindouiste dia tsisy hahazo ny fanjakan'ny lanitra fa ianareo kristianina irery no hiditra @ izany!!! Sao dia mba hilatsahan'ny varatr'ilay inoanao @ izany ianao ranamana!! Mila mibebaka ianao fa nanota teto, nanimbazimba ny finoan'ny sasany!!

Hoy i badboy:
Ary efa tsara ilay fihezahana tsy miziriziry fa manaiky hoe tsy voatery ho hino an'i jesoa akory vao hahazo ny fanjakan'ny lanitra!!

... aleo itsikiana na dia diso tanteraka aza...

Hoy i ianao:
Lalana iray ao anatin'ny maro io fa tsy io irery raha ts'izany dia ny kristianina ihany no ho lasa any, nefa misy ny finoana jiosy, silamo, ihindou, bouddha!! Ireo koa milaza fa hahazo ny fanjakan'ny lanitra na tsy mino an'i Jesoa aza!!...

... Ianao no tsy mino an'i Jesosy sy manaiky hoe tsy voatery hino an'i Jesosy vao mahazo ny lanitra dia raiso ho anao fa aza mampiresaka manely zavatra tsy ekena sy tsy ambaran'ny olona ary indrindra mifanohitra amin'ny lazain'ny tenin'Andriamanitra...

:twisted: :twisted:
75. prime ( 31/12/2008 10:06)
prime:
ianao indray izany izao eto no milaza fa ny jiosy, izay olona nofidian'Atra, na koa ny silamo, na ny bouddhiste, na ny hindouiste dia tsisy hahazo ny fanjakan'ny lanitra fa ianareo kristianina irery no hiditra @ izany!!!
... Nisy nilaza izany ve teo??? mba mamakia tsara ranamana vao milaza hevitra!!! :-D
prime:
Sao dia mba hilatsahan'ny varatr'ilay inoanao @ izany ianao ranamana!! Mila mibebaka ianao fa nanota teto, nanimbazimba ny finoan'ny sasany!!
... ny finoako ranamana tsy matahotra varatra na fotaka na maingoka, eny fa na dia mihinana zava-mahafaty aza satria Jesosy izay inoako dia mandresy na dia ny fahafatesana aza... :)

Ny fahotana ranamana dia izay fandikana ny tenin'Andriamanitra... tenin'Andriamanitra angaha ny nambaranao ka nodikaiko? :lol:

Mahareza...
76. badboy ( 31/12/2008 10:25)
Io ndray ilay manao resaka gauche droite
prime:

badboy:
Ary efa tsara ilay fihezahana tsy miziriziry fa manaiky hoe tsy voatery ho hino an'i jesoa akory vao hahazo ny fanjakan'ny lanitra!!
... aleo itsikiana na dia diso tanteraka aza... :)

ianao:
Lalana iray ao anatin'ny maro io fa tsy io irery raha ts'izany dia ny kristianina ihany no ho lasa any, nefa misy ny finoana jiosy, silamo, ihindou, bouddha!! Ireo koa milaza fa hahazo ny fanjakan'ny lanitra na tsy mino an'i Jesoa aza!!...
... Ianao no tsy mino an'i Jesosy sy manaiky hoe tsy voatery hino an'i Jesosy vao mahazo ny lanitra dia raiso ho anao fa aza mampiresaka manely zavatra tsy ekena sy tsy ambaran'ny olona ary indrindra mifanohitra amin'ny lazain'ny tenin'Andriamanitra... :lol:



Vereno vakiana tsara ilay soratanao pasitera prime fa lazainao fa diso tanteraka ilay nolazaiko hoe tsy voatery ho ny finoana an'i jesoa ihany ny lalana makany @ fanjakan'ny lanitra : dikan'izany dia raha bouddhiste aho na hindouiste, na silamo, na jiosy dia tsy hahazo satria ireo fivavahana ireo dia tsy mametraka ny fahazahoana ny fanjakan'ny lanitra @ alalan'ny finoanan an'i Jesoa!!! K'izaho ve no mirediredy, sa ianao no tsy mahatakatra ny teny soratanao pasitera???? :twisted: :twisted: :twisted:
77. prime ( 02/01/2009 11:13)
badboy:
Vereno vakiana tsara ilay soratanao pasitera prime fa lazainao fa diso tanteraka ilay nolazaiko hoe tsy voatery ho ny finoana an'i jesoa ihany ny lalana makany @ fanjakan'ny lanitra : dikan'izany dia raha bouddhiste aho na hindouiste, na silamo, na jiosy dia tsy hahazo satria ireo fivavahana ireo dia tsy mametraka ny fahazahoana ny fanjakan'ny lanitra @ alalan'ny finoanan an'i Jesoa!!! K'izaho ve no mirediredy, sa ianao no tsy mahatakatra ny teny soratanao pasitera????
... Fa fahefana avy aiza no hahasahianao miteny fa rehefa bodista, hindoista, silamo, jiosy dia tsy hahazo sy tsy mahazo miditra ny fanjakan'ny lanitra??? niteny izany angaha ny baiboly???... izay no lazaiko hoe "diso tanteraka"...

Tsy ny anarana finoana na fivavahana no hidirana ny fanjakan'ny lanitra fa ilay finoana anaty miorina ao amin'i Jesosy... rehefa ho tonga ny farany dia hisy milaza tena ho kristiana fa tsy ho tafiditra satria efa voasoratra ny amin'zany (mila mamaky baiboly dia hahafantatra ny antony)... ary hisy olona manana fivavahana hafa fa mino an'i Kristy na dia amin'ny asa fotsiny aza ary dia ho tafiditra soamantsara satria efa voasoratra koa ny amin'izany...

Tsy miteny ny baiboly na dia indray mandeha aza fa izay tsy "kristiana" dia tsy tafiditra ny fanjakan'ny lanitra... ary tsy niteny rahateo ny baiboly fa izay be finoana ihany no ho tafiditra... (aoka tsy hadino ny finoan'ilay jiolahy niara-voahombo tamin'i Kristy)

Aza mitompo teny fantatra ranamana fa "fantaro aloha ny zavatra rehetra..."
78. ikaretsaka ( 02/01/2009 16:37)
Fa entre pa kely...ho anareo mpitsimpona sy mpanao referensy lava @ hoy ny baiboly ireo.... rehefa inona kay no voalaza ao ihany no ekenareo de rehefa inona ny zavatra tsy voalaza ao no inoanareo koa hoe marina?,
(cf le lezain I prime hoe tsy voasoratra ao hoe ho any ny boudistes sns izao ohatra...nefa inoanareo hoe ho any )
79. prime ( 09/01/2009 07:55)
ikaretsaka:
Fa entre pa kely...ho anareo mpitsimpona sy mpanao referensy lava @ hoy ny baiboly ireo.... rehefa inona kay no voalaza ao ihany no ekenareo de rehefa inona ny zavatra tsy voalaza ao no inoanareo koa hoe marina?,
(cf le lezain I prime hoe tsy voasoratra ao hoe ho any ny boudistes sns izao ohatra...nefa inoanareo hoe ho any )
... Izay lazain'ny baiboly rehetra raha ny amiko dia marina avokoa ary ekeko sy inoako amin'ny anaran'i Jesosy... :)

Efa voambaran'ny tenin'Andriamanitra ny amin'ny maha-lalana tokana ny fidirana any an-danitra dia Jesosy irery ihany... tsy resaka bodista na anaram-pivavahana na anaram-piangonana no resako fa ny finoana an'i Jesosy... :)

Raha misy bodista na silamo na hindou na mpanompo sampy na inona fivavahany na inona, nefa nandray an'i Jesosy izy talohan'ny nialany teto dia milaza aminao aho fa tafiditra any an-danitra izany olona izany eny fa na dia noho ny asan'ny Tompo ihany aza no ninoany Azy... izay no nolazaiko ary voasoratra ao amin'ny baiboly ny amin'izany raha hoy ny Soratra Masina amin'ny anaran'i Jesosy : "Minoa Ahy fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko; fa raha tsy izany, dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza." Jaona 14:11
80. niryna ( 22/01/2009 12:05)
badboy:

Kobo indray ilay toetrandrakotobekibo de lazainy fa izaho ny tsy ampy arguments!! Tsy izaho ange no misambaladida MANAMARINA NY DISO eh!! Tsy haiko hoe izaho ve no lany pasy sa enao ranamana no tsy mahay intsony manarina ny teny nataonao tianao ahitsiana fa efa kobo hoe manaiky ny diso k'inona indray ary no mbola ho afenina @ izany!! Satria ve rehefa ho hita ny marina dia iny indray aloha no tengenana dia lazaina hoe io no nifotorandranamana hatr@ izay??? Tratra hoa ilay toetrana tanalahy izay miova loko araky ny hitany mampety izany, tsy mifototra @ teny izy fa mitsingevangevana!! Raha tsy révisionniste na négationniste no fiantso izany dia tsy haiko intsony, sa angelique no tiandrangahy iantsoana andrangahy!!
maty aho ikaky sy ineny eo :roll: mampalahelo be hianao ity enga anie ny fanahin'Atra no anokatra ny masompanahinao fa tena mamplahelo tanteraka tokoa ndryyyyyyy izay moa no hevitrao dia izay izy izany kou
badboy:


Ny mahasamy hafa anao sy nyrina fotsiny ranamana dia ianao tsy manao ilay resaka mandangolango na mandefitra lava na ilay voahenjika lalandava fa tonga dia mampiseho hoe olombelona mahay tezitra!! Izay fotsiny ny mahasamy hafa anareo fa ny hevitsaina mitovy, lasitrta ray ary mety kambana mihintsy aza!! :^) :^) :^)
hi,hi, ha,ha ka asa na ny mitory no tokony ahazo io :^) na ny manohitra ny tenin'Atra ,ny tantara hoy aho ho aoka hitsara ary izay hafafintsika no ho jinjaintsika rehetra e

princesseN:
raha ny fahazoako ny resak nataonao atrary amboalohany ary d anti-christ enao sa ts croyant fotsny tsotr zao,d ra za no otranao an,d ts miditra amna deba mikasika fivavahana mintsy.de marihiko kely fotsny oe ny ts mino an'Atra zany nge ts mino fisian'ny fanahy zany eh!fanahy zany tsinona zvtr tsita maso ko aona ko no inonao an'zany?farany ho anao ts ny daty nahaterahany anie no tena important fa le oe Izy terak sy tonga tety ambony tany mintsy eh!il faut juste y croire fotsiny fa ts mila iadina hevitra!
hmmm misy hitsaintsainana io ry badboy a
badboy:

Miainga nay koa nny prinsesefana sy ny soavalimpahamarinany ary ampian'ny fanilikilihina izay hoe tsy mitovy hevitra aminy!! Miverina mipoitra indray ilay fomba mahatsikaiky hatr'izay izay mifototra @ fanambarana fa rehefa tsy mitovy heevitra aminy dia na antichrist na tsy mpino ka tsy mila miresaka eto akory!! Ka dia atsangano hoa ilay biriky fiangonana dia any nareo mianakavy no manao ilay fiangonana virtoaly!! Fa raha mbola eto no hampita hevitra votany dia ho eo lalandava badboy hampiseho aminareo ny hevitra mifanohitra nefa mitombina @ hevitrareo!! :twisted: :twisted: :twisted:



:roll: :oops: :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081