avoine

1. pharmac ( 22/12/2008 10:32)
Manaona daolo, mpikambana vao2
Hono oa, aona n fiantsona le zava-maniry le oe "avoine" am teny gasy? karazan'iron varimbaza iron n bika2ny.
Manana propriété tsara ko mants izy io am fiasan eo am lalandra, mampihena n cholésterol ratsy, manatsara ny fikorinan' ra, ny taux de glycémie, sns, fa mba tiko fantatr mits n dikan am ten gasy.
Merci
novalian'i Lejoba ny 29/12/2008 11:00
2. hery ( 22/12/2008 10:46)
Sao dia apemba?

3. ikaretsaka ( 22/12/2008 22:21)
apemba hafa ko... mitovy fa tsy sahala
4. pharmac ( 22/12/2008 22:27)
Atram'izao ah mbola mitady fona ny dikan'io fa ts mbola ts nahita mitsy :?:
5. Lejoba ( 29/12/2008 11:00)
ny apemba dia sorgho kah. Fa angaha misy avoine any Madagasikara? Anontanio any Tsimbazaza fa any no fanontaniana an'ireny anarana tsisy mpahalala ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8422