?

1. kelly13 ( 22/12/2008 14:30)
windows7? manaôna izy io ze efa mampiasa?

sôtsa
novalian'i Koditra ny 01/01/2009 19:26
2. Koditra ( 22/12/2008 17:10)
tsy misy fisaolana
3. kelly13 ( 22/12/2008 21:30)
aza masosotsa
4. sitlo ( 23/12/2008 12:45)
tsy nihomehy indray aho raha tsy tamin'iny ry koditra :-D
5. Andribe ( 26/12/2008 21:14)
salanitsa ny retsaretsa;
6. Koditra ( 28/12/2008 15:07)
ka nangingina rery tato kelly13 dia napalelo anà. :-D :-D
7. kelly13 ( 28/12/2008 17:52)
koditra>angalako an'i bôbel enao d asaiko manao combat nareo! hitanao kely zany :°)
8. Koditra ( 28/12/2008 18:07)
kelly13:

koditra>angalako an'i bôbel enao d asaiko manao combat nareo! hitanao kely zany :°)

Tara ndray enao fefa lasa akamako be iny bôbel iny. :-D
9. kelly13 ( 28/12/2008 18:16)
ountss, zany? eo d mandainga b eo, jere ny oronao fa lasa lava b
10. Koditra ( 28/12/2008 18:50)
owen ndray kléaza a, za nefa mba namono vorona fotsiny oe tsy mataotsa. Attensiô fa za mahay misitrika miafina any ambany fandriana sy latabatra a! :-D
11. kelly13 ( 28/12/2008 20:00)
hahaha, nga manao fangalapiery no miafina ao ambany fandriana na latabatra? nefa nge d hita b le orona lava b iny e! sady efa vita ny fangalapiery fa mivoà tao @ zay fa tsisy boka mitady tsony :p
12. fahamarinana ( 29/12/2008 04:15)
:arrow: :-D mampihomehy koa ilay fiafaran'ny dikinjy ry keliterezy... (l)
13. kelly13 ( 29/12/2008 09:48)
i bande dessinee iany io kou :-P
14. Koditra ( 30/12/2008 12:19)
kelly13:

hahaha, nga manao fangalapiery no miafina ao ambany fandriana na latabatra? nefa nge d hita b le orona lava b iny e! sady efa vita ny fangalapiery fa mivoà tao @ zay fa tsisy boka mitady tsony :p

Aza atsoina ary bobel d ivôka za . d msôtsa :lol:
15. Koditra ( 30/12/2008 12:22)
fahamarinana:

mampihomehy koa ilay fiafaran'ny dikinjy ry keliterezy...

Niandry anao amaly nefa enao tsa ita.
Misy diso tsipelina io nosoratanao io :-D :-D :-D
16. kelly13 ( 30/12/2008 13:51)
:-D :-D :-D eh, "diky" zany v tsy kk? mdrrrrrrrrrr o ry fahamarinana za tsy nametraka "diky" kosa e :-D :-D :-D
17. Koditra ( 30/12/2008 17:20)
kelly13 : tsy rariny mitsy eh! Lazainy fa niafara t@ "diky" ono ny dinikao. Tsssss
Nefa lasa dinika nilay be mo ô! :-D :-D
18. kelly13 ( 30/12/2008 18:51)
koditra>ary avoay @ zay i fahamarinana fa aza afeninao ao ambany latabatra ao izy :-D
19. Koditra ( 30/12/2008 19:20)
kelly13 : io ef navôkako io izy ka, oavy eo ono izy.
20. heidi ( 31/12/2008 08:19)
11. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 29-12-2008 05:15:45
Lohateny : Re : ?
mampihomehy koa ilay fiafaran'ny dikinjy ry keliterezy...


tsy mahalala an'i koditra sy kelly13 :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.255