?
7. kelly13
(
28/12/2008 17:52)
koditra>angalako an'i bôbel enao d asaiko manao combat nareo! hitanao kely zany :°)
8. Koditra
(
28/12/2008 18:07)
kelly13:
koditra>angalako an'i bôbel enao d asaiko manao combat nareo! hitanao kely zany :°)
Tara ndray enao fefa lasa akamako be iny bôbel iny. :-D
10. Koditra
(
28/12/2008 18:50)
owen ndray kléaza a, za nefa mba namono vorona fotsiny oe tsy mataotsa. Attensiô fa za mahay misitrika miafina any ambany fandriana sy latabatra a! :-D
11. kelly13
(
28/12/2008 20:00)
hahaha, nga manao fangalapiery no miafina ao ambany fandriana na latabatra? nefa nge d hita b le orona lava b iny e! sady efa vita ny fangalapiery fa mivoà tao @ zay fa tsisy boka mitady tsony :p
12. fahamarinana
(
29/12/2008 04:15)
:arrow: :-D mampihomehy koa ilay fiafaran'ny dikinjy ry keliterezy... (l)
14. Koditra
(
30/12/2008 12:19)
kelly13:
hahaha, nga manao fangalapiery no miafina ao ambany fandriana na latabatra? nefa nge d hita b le orona lava b iny e! sady efa vita ny fangalapiery fa mivoà tao @ zay fa tsisy boka mitady tsony :p
Aza atsoina ary bobel d ivôka za . d msôtsa :lol:
15. Koditra
(
30/12/2008 12:22)
fahamarinana:
mampihomehy koa ilay fiafaran'ny dikinjy ry keliterezy...
Niandry anao amaly nefa enao tsa ita.
Misy diso tsipelina io nosoratanao io :-D :-D :-D
16. kelly13
(
30/12/2008 13:51)
:-D :-D :-D eh, "diky" zany v tsy kk? mdrrrrrrrrrr o ry fahamarinana za tsy nametraka "diky" kosa e :-D :-D :-D
17. Koditra
(
30/12/2008 17:20)
kelly13 : tsy rariny mitsy eh! Lazainy fa niafara t@ "diky" ono ny dinikao. Tsssss
Nefa lasa dinika nilay be mo ô! :-D :-D
Nefa lasa dinika nilay be mo ô! :-D :-D
18. kelly13
(
30/12/2008 18:51)
koditra>ary avoay @ zay i fahamarinana fa aza afeninao ao ambany latabatra ao izy :-D
20. heidi
(
31/12/2008 08:19)
11. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 29-12-2008 05:15:45
Lohateny : Re : ?
mampihomehy koa ilay fiafaran'ny dikinjy ry keliterezy...
tsy mahalala an'i koditra sy kelly13 :-D