vehivavy tsy mety bevoka

1. roxanaha ( 23/12/2008 09:27)
Bonjour daholo
grave ry reto zany hoe tsy mananjanaka zany a! Za mba efa te hiteraka satria efa feno taona ho @ zany(26ans @ taona ho avy). Mba efa nanao le test d'ovulation ihany ary tena hitan'ilay appareil ny pic de fertilité. de t@ zay no nanao ze mety t@ calin, nefa 34ème jour tonga ihany le menamazava. Sao mba misy olona efa tratran 'izao pbm zao de bevoka ihany taty aoriana? Ny sipako taloha nisaraka tamiko nefa efa 2 taona zay no niaraka. Mety siriny ngamba le za tsy mety bevoka. Nefa vao niaraka t@ sipa hafa izy de bevoka le sipa. 2 zao ny zanany!!! Misaotra mialoha @ fanampianareo.
:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
novalian'i roxanaha ny 06/02/2009 09:37
2. orchidah ( 23/12/2008 10:36)
bjr alo enao e!!!!
mba andramo oe eo amin'ny 14 jour mintsy ianao manao RS. D ataovy milamina b fa aza atao ireny fombam-bazaha ireny. D mihinana sakamaho matetika e.
3. lovelyri ( 23/12/2008 12:06)
aza maika fa alamino alou ny saina de aza atao mibahana lôtra ao atsaina le te ahazo zaza vô maik ts mety f na ny stress anao miandry l eizy ftsn aza de efa ampy ts ampuipetraka aza; maka congé, mandehana manao vacance milamina tsara aza misy zvt eritreretina lalina mits fa fiainana atao fa tant que mbola ts vô prouver hoe ts afaka mahazo zaza enao dia misy espor fa ny saina no alamino tsara :wink:
4. sitlo ( 23/12/2008 12:42)
Dia aza manao fimailo.
5. hana ( 23/12/2008 13:42)
Miarahaba anao roxanaha
Aza manary toky eh. Izaho efa 30 taona mahery vao nahazo zaza. Efa tena kivy toa anao koa. Efa somary nanao sangisangy zary tenany aza izahay mivady hoe vonona ny hanangana ve isika? Efa natao daholo izay techniquement fantatry ny saina (hatr@ hoe tsy mahazo mihetsiketsika eo am-pandriana ilay vehivavy rehefa vita ny natao) mais bon, je t'epargne les détails.
Ny anay indray tena tsy fahasalamana mihitsy no tsy nety nahazoana. Izaho marary, izy koa toa tsy tena performant raha ny filazan'ny spécialiste. Dia efa saika tratry ny fécondation in vitro. Tsy sûr akory aza ny dokotera hoe hety io satria tena efa potiky ny aretina hono ny tao anatiko. Misy zaobaviko dokotera dia hoy izy tamiko hoe amboary aloha ny saina, mitsaboa tena dia rehefa foana tanteraka ilay aretina vao mieritreritra zaza. Ny olana, ny taona mandroso, indrindra ho an'ny vehivavy. Ratsiratsy ihany ny saina sao te hanana any ivelany any Ramose. Sady ny olana, ny traitement narahiko tsy mampiteraka, dia nanao cercle vicieux teny ny tantara.
Equipe de spécialistes en procréation mihitsy no nanaraka anay. Ry zareo aza sceptiques be fa izahay no ni-insiste hoe atao daholo izay fialàna nenina azo atao. Ny chance-nay t@ izany estimée à moins de 10 pour cent.
Fa izahay mpivavaka, mazoto mamonjy ireny fotoam-pifohazana ireny. Avy no-opérer-na aho t@ izay, pour la enième fois. Vacances d'été taty an-dafy dia sendra nisy Mpiandry avy any Dago nandalo tao am-piangonana. Nangataka ny hiasàna aho (ilay roahina devoly ireny mihitsy) sy hametrahan-tanana. Ny hampiala ilay aretina no masaka tao an-dohako. Sady resy lahatra aho hoe na 1/1.000.000.000 aza ny chance-nay, moa misy zava-mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va?
Tokony hanomboka traitement hafa indray aho no nasaina nanao test de grossesse par précaution : positif ilay izy. Tena tsy sahy nino raha tsy nanao échographie.
Telo izao ny zanakay ary na ny dokotera aza gaga satria ilay aretina mbola ao, ny zaza mandeha ihany.
Ka dia mankahery anao koa eh.
Manatona spécialiste, anontanio azy izay tokony hatao sy hotandremana sns. Dia marina ny filazan'ny namana : arrête d'en faire une obsession. Stress dia ampy tsy hampiteraka.
Miala tsiny fa lava be. Mahatsiaro am-bavaka anao eh, na mino an'Andriamanitra ianao na tsia.
hana
6. Rafahafahana ( 23/12/2008 13:49)
Zaho aza efa zokinao betsaka raha ny taona no tenenina fa mbola niteraka, nitoe-jaza 7 mois après notre mariage tsy misy traitement natao, ny olona rehetra miteny daholo fa hoe tsy miteraka intsony aho, zaho nefa aho niteraka vao 3 mois zao ny zanako, salama tsara. Mahereza fa tonga ho azy eo io, alamino tsara ny saina, fadio ny fanafody be loatra, raha tsy hoe ny dokotera spécialiste angaha no manome.
7. simplex ( 23/12/2008 15:05)

omeo ny rythme MMS mandritra ny 1 volana aloha ra mahatoraka i rams :)
na hoe tt les deux jours ra ohatra ka tsy poinsa...

ra @ zay no mbola tsy mi-tira ihany dia manatona specialista @ zay ;-)
8. kotobekibo ( 23/12/2008 22:49)
simplex:


omeo ny rythme MMS mandritra ny 1 volana aloha ra mahatoraka i rams :)
na hoe tt les deux jours ra ohatra ka tsy poinsa...

ra @ zay no mbola tsy mi-tira ihany dia manatona specialista @ zay ;-)


Iza @ iret o less no tian'élah lazaina ?

MMS : matin , midi , soir
MMS : mardi , mercredi , samedi
MMS : mars , mai , septembre
MMS : mes meilleurs souvenirs

MMS : mes meilleur samedi fotsiny :-D :-D :-D
9. Rafahafahana ( 24/12/2008 09:19)
kotobekibo:

simplex:


omeo ny rythme MMS mandritra ny 1 volana aloha ra mahatoraka i rams :)
na hoe tt les deux jours ra ohatra ka tsy poinsa...

ra @ zay no mbola tsy mi-tira ihany dia manatona specialista @ zay ;-)


Iza @ iret o less no tian'élah lazaina ?

MMS : matin , midi , soir
MMS : mardi , mercredi , samedi
MMS : mars , mai , septembre
MMS : mes meilleurs souvenirs

MMS : mes meilleur samedi fotsiny :-D :-D :-D


hi!hi!hi!hi!!!!!!!!
10. roxanaha ( 24/12/2008 10:44)
Misaotra betsaka hana a!

Mahagaga tokoa ny fiasan'Andriamanitra @ tsirairay. 30 ans zany be lôtra. Tena midera anareo @ lay courage nareo tao anatin'izany épreuve zany. Soa ihany fa avy teo nareo no niala ka mahafantatra tsara ny lanjan'ny problème. Misaotra indrindra mahatsiaro am- bavaka fa mila an 'izany tokoa @ zao fotoana izao. @ 26 zao ihany ko no anantona gynéco ka mino aho fa hisy vahaolana.
Mirary soa ho anareo rehetra @ zao fety zao

11. sakaizakely ( 24/12/2008 12:28)
mahavariana tokoa fa ny fiaraha-monina malagasy tsy mahatanty vhv tsy miteraka na tsy manambady alohan'ny 30 taona izany. Tsy misy atao koa angambany raha ny marimarina, de miadampandeha ny fotoana ka mampamonamonaina. Hany ka vonjivonjena ny fanambadiana sy fiterahana fa matahotra atao hoe lany zara

Tsy tafiditra ao am sain'ny fiaraha-monina fa misy aretina mahasarotra ny fanananjanaka anie, ka raha vao taratara kely dia tamy ny vavambahoaka :{ :{ :{ :{
noho ny tsy fahalalàna koa dia matetika ny vhv foana no tondroina ho fotrotry ny tsy fisianjaza

tsipy teny fotsiny iny, fa raha ny amiko manokana 26 ans zany tena mbola anatin'ny fahatanorana ka misy fotoana tsara. Tsy voatery ho bevohoka du 1er coup na de mi tomber @ ovulation aza an ! Mbola misy sivana foana any. Raha hoe herintaona dia toy izay foana dia ekena fa misy olana, fa raha mbola 1er essai tsy tokony ho kivikivy. Manaova test d'ovulation foana au moins sur 6 mois eo.

Ny matetika hita ankehitriny dia mihena ny isan'ny spermatozoïdes na tsy mihetsika tsara ry zareo ka tsy mahatody any @ trompes hanenjehana ny ovule. voatery manao insémination raha tratran'io. saingy mbola tsy eo aloha izao ny diagnostika, fa ataovy sur 6 mois ny test ka raha tsy misy vokany dia manatona dokotera amin'izay

izaho manokana dia efa nihoatra ny 30 taona vao niteraka satria teo vao tena stable tsara na ny asa. Aty koa efa mahazatra izany, misy aza 40 ans any vo mieritreritra ny hiteraka, nefa tsy misy miteny hoe tara. Misy manko oul 40 ans mbola dinamika kokoa noho ny oul 20 ans, arakaraky ny tempérament io. Misy ny médaline sy bonaika mbola tanora, misy ny mbola maharaka mamonjy marathon sy manao compétition haut niveau nefa efa retirerety. Mikaonty daholo izany zavatra izany

ny tena important dia ny fanararaotana ny fahatanorana koa, mba manao plezir betsaka alohan'ny hitondrana adidy, fa manjary mitsingalamboangidina raha mahatsiaro ho voafatotry ny adidy dieny mbola herotrerony

Izay fa dia mahereza @ MMS e :-D
12. kotobekibo ( 26/12/2008 00:06)
Tsy mbola tara izany 26 izany , mbola tena ao tsara mihitsy , na 30 aza mbola tsy koi
13. xxx ( 26/12/2008 08:59)
Coucou Roxanaha,
Raha mbola 26 ans izany dia aza mieritreritra ny hoe Tara (tena be dia be ny vehivavy fantatro efa 30 ans mbola eo ampikarakarana). Bref fampidirana ihany izany.
Izaho (lhl) sy ny vadiko izao efa ho 2ans et demi izany no vita mariazy ary mitovy amin'izany ihany koa ny fotoana nitadivana anaka. Efa natao daholo ny Test maro isan-karazany dia hita fa samy tsy manana olana izahay roa; angamba ny an-tsasaky ny specialiste eto M/kara efa nahita anay (sy nenazy lollll) daholo, fa ny valin-teny dia mitovy :" Tsy misy ny olana fa ho avy foana io @ fotoana mahamety izany". Dokotera iray no nilaza hoe mety ho "Blocage Psychologique ihany koa". Dia ny Psy indray no nilaza fa hatrany @ fahazazana io blocage io (avec un tèrme impronnoncable), izany hoe "ilay matahotra ny ho bevohoka foiny faha kely ka tsy afaka mandrak'androany" dia io izany no tokony tsaboina.
Avy eo izahay nahita ilay film hoe "May be Baby" (Mba jereo fa misy leson'ny fiainana afaka tsoahina amin'io), Tena mitovy cas aminay mihitsy, et finalement on'est dit "Allons d'abord s'aimer comme personne ne l'a jamais fait auparavant, profiter de notre amour et existence, faire du bien autour de nous, realiser nos projets les plus ambitieux, .... fa isika samy mbola afaka miteraka ary samy tsy tara. Ankinina amin'Andriamanitra ny fianana rehetra ary rehefa sitrany izany dia omeny.
Dia izay, mbola tsy niteraka aloha izahay hatreto, kanefa tsy kivy ary tsy very fanantenana.
Mahereza e
14. roxanaha ( 29/12/2008 11:29)
Merci xxx

vao avy tany @ gynéco za t@ zoma teo ary de normal daholo ny taova rehetra. Nanao frottis koa de avy eo alefa jerena any @ labo ka raha misy zavatra mampanahy de miantso le gynéco. za @ lafin'iray mieritreritra fa tena saina tsy mitombina no mahatonga zao olana zao! le stress ndray zany no tena mila fanafody. je vais voir le film que tu m'as conseillé!!!


15. Mirananirina ( 29/12/2008 16:48)
Tsy hitanao angaha ilay française d'origine asiatique iny.55 taona ,niteraka soamatsara no sady kambana ny zanany.
16. fahamarinana ( 29/12/2008 17:13)
:arrow: henjana be kosa izany 55ans zany ry miranirina kouh...arakaraky ny fahasalamana fa tsy izay no tsara atao reference,sa diso aho eto ? Satria mbola hafa koa ny fitaizana na dia atao hoe tiana ny zaza.Hevitro izay fa avereno amiko raha manafitohana (l) ....
17. kotobekibo ( 29/12/2008 22:59)
Sady ny reny no tena important @ zaza . (l)
18. ari.malala ( 30/12/2008 11:50)
matetika saina tsy mitombona sy le obsession no mahatonga lay zaza tsy mipetraka e! atombeno ny saina dia calme foana fa refa tonga ny fotoanany tonga eo foana io. Efa betsaka iany izay cas itako izay mantsy
19. Mirananirina ( 30/12/2008 13:24)
Hevitro izay fa avereno amiko raha manafitohana


tsy manao reference aho fa milaza hoe tsy tara mihitsy izany 26 taona izany fa aza kivy.Marina mihitsy izany fa antitra ilay 55 taona,nefa mbola miteraka,mbola misy aza + izany.Izaho 30 taona vao niteraka,efa tsy nanantena intsony.
Hevitra no omentsika ka tsy misy manafitohana izany.
20. xxx ( 30/12/2008 13:29)
omena an'i kotobekibo enao omboariny fa tonga de miporitsaka kambana mitsy io !! efa be no efa nisaotra azy tamizany zava bitany zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841