vehivavy tsy mety bevoka

21. Mirananirina ( 30/12/2008 13:35)
omena an'i kotobekibo enao omboariny fa tonga de miporitsaka kambana mitsy io !! efa be no efa nisaotra azy tamizany zava bitany zany


:lol: :lol: :lol:
22. kotobekibo ( 30/12/2008 21:34)
xxx:

omena an'i kotobekibo enao omboariny fa tonga de miporitsaka kambana mitsy io !! efa be no efa nisaotra azy tamizany zava bitany zany


xxx > ny fisaorana betsaka azoko d ny ny fihinanako ny ambotsakafo retra less a!
tsy manao gaspillage fa lany dôly . Ny politikan'ny kibo ihany aloha no 1° :-P
Ny looza d mety tsy misy zvt vita akory , d'efa laniko hono roxahana , izay vao gaga ny vahoaka hoe lasa aiza ary roxahana teo ! Zà ery ampita mitsinatsinaka miaraka @ izato kibo voky .
:-D :-D :-D
23. Papoose ( 30/12/2008 22:27)
mirediredy ndray ikotobekibo fa izy no be kibo :-P
24. ramyleouf ( 10/01/2009 22:01)
misy ny mitady de mahazo !!!
misy ny manao ze tsy ahazoana mintsy !
misy ny tsy mitady de mahazo !
misy ny tsy mitady de tsy mahazo !

refa tsyvitan dradoko de tsy ho anjaranao zany !

betsaka ireo zaza kamboty velon dray amandreny mitady anao !!!!

25. ninimalala ( 12/01/2009 09:36)
Aza kivy ry se fa mbola tanora a, fa tsapako mahitsy kosa aloha ny lanjan'ilay toerana misy anao e, mafy lay mitady zaza fa efa nandalo tamin'io za. A 30ans za vao niteraka ny zanako voalohany, de eritrereto fa 39ans za zao zay ndray vao hiteraka ny faharoa. Rehefa salama ny vatana tsy misy tokony ahinao fa kosa tsapako fa tena porofo mivaingana nanampy ahy ny fivavahana. Nangataka za de nomeny ary tsy nandiso fanantenana ahy lay Nahary.
Koa mirary soa
26. lionnelia ( 20/01/2009 13:41)
maninona moa isika vehivavy mitady zaza rehetra ra mba mi-organise fitsangatsangana mba hanalàna ireny sorisorin-tsaina ireny de mba miara- mifankahery ohatran' le vazaha @ film ireny de mba mitafatafa de mifankahery. Fa ndraindray anie na mihezak ny ho calme sy tsy hiasa saina ary de non'ny firotoron'ny fiainana dia miverina ho azy ny adi-tsaina. Ndrindra fa @ le fitadiavan-janaka ity
27. roxanaha ( 22/01/2009 18:48)
F'angaha koa lionnelia mitady zaza? hevitra tsy ratsy ny anao ka! Hafa ihany ko le mba misy hitantarana ny olana!! mampamaivamaivana.

28. Ratoa ( 31/01/2009 15:31)
Mahereza akia.
Aza dia miasa saina loatra fa misakana ny fananan-jaza izany.
Ary aza manary ny nentin-drazana fa modia any Dago, manantona ny reninao ary dia miaraha aminy manantona reninjaza sy mpanotra fa mahay ireny. Ary dia mahavariana mihitsy fa rano kelyfotsiny no anorany na ravina enehana isotroana isan'andro dia vita.
Aza kivy fa aza be eritreritra koa
29. radomalala ( 04/02/2009 05:06)
tsy daccor @ zany renijaza zany aho efa be ny olona hitako matin'ireny ,manatona ihany docteur sy ny finonao ana'andriamanitra fa hainy ny zavatra rehetra ."raha ny zanako sy ny asan'ny tanako de aoka ho adidiko ihany "
tsy solution izany mody antanindrazana izany maro ny olana efa tratran'io problem io fa miteraka foa.....aza de miasa saina be loatra ianao na reraka be loatra .fa ireo no tena sarotra mahabevoaka ....calme tsara ianao refa mano firaisana aza taitaitra na mapiasa saina fa manaova milamina maka fafinaretana ok ary ! :P :P :P :P :P :P
30. roxanaha ( 05/02/2009 09:23)
ok misaotra betsaka @ torohevitra! Efa nandeha tany @ gynéco za ary hita fa normal daholo ny zava drehetra. Raha mba afaka mitondra ahy am bavaka nareo zay afaka manao zany de faly indrindra aho . izaho ko aty manao zay mety. Ny vavaka manova zavatra.
31. fahamarinana ( 05/02/2009 12:13)
:arrow: roxanaha : efa dingana tsara ilay fahalalana fa ok jiaby ny rehetra.Hitondra anjy am-bavaka aho ary mino aho fa hisy namana betsaka hanao tahaka izany koa.Mahereza akia a!:-* (l)
32. roxanaha ( 06/02/2009 09:37)
fahamarinana:

:arrow: roxanaha : efa dingana tsara ilay fahalalana fa ok jiaby ny rehetra.Hitondra anjy am-bavaka aho ary mino aho fa hisy namana betsaka hanao tahaka izany koa.Mahereza akia a!:-* (l)


misaotra betsaka fahamarinana!!!
:D :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2221