ka'iza k'aiza

1. xxx ( 22/12/2008 16:48)
Indray andro hono.....
Namangy ny namany teny Anjanomanal ny mpilalao avy ao Isotsy fa maty ny
mpilalao rugby iray

Toy izao ny tantara:

Mpamangy: kaiza kaiza daholo nareo

Vangiana: zao kobonazeo zao

Mpamangy: mamangy ny fahoziana namà z'hay a

Vangiana: mersiiii !!!

Mpamangy: Zay moa zany, ny tary eto @ tanàna ihany, nahakobo an'lé
fahoriana , tsy tonga hanome lagy fa tena mba hoe hampionona e, arakareo
tsara le fandehany @ zao fahoriana m'dona @ fianakam's zao de tonga eto
zahay ka de mitonja ny teny fampiononana @ nareo. lery mo maly mbola
nizouzy ringby taminay ka de gaga be zahay nahita le ferapara misoratsa
ery fa mox razoky.K'atao ahoana moa ry akama fa samy manana ny sanjilany
ka dia lery klou no nipà voalou fa samy mbola hikidaona any dôly e.
zahay tsy be kafara fa @ le fomban le ancetre ze mbola tsy hita ze maha
nôfa azy de ity zany mba misy S kely mba ho kalin'ny velona sy ho
katan'ny maty. Mety ho kala sy clou no vraky ao fa zay no mba vita fa lé
fo no mameno azy eh. Dé mba ho lasan'izay ny gijagija réétsa.

Vangiana: Mersi bôkou fa na kala sy clou aza ny ato dia fantatsa fa
fanapozofonazeo fa tena zevenazeo mitsy ny fianakams sy lery ka dé
mbôla merci fôna eh.
Mpamangy: Ny sasany moa mbôla be kanja ka hikisaka kely fa misy ihany ny
hi-stance hiara-manala azy aminareo ihany
Vangiana: Ye, de tena misôtsa an'lisany fa tena manana kôfboay akama
kitoa, ary tena tsy navelanareo horevenay seul le kôzy fa tena tonga
nareo nitontona avy any, sady zay
indray tena miaraka @ le fandehany ka misôtsa betraka. Mba ho revy
milay njay no ifampikôziana @ manaraka. Ho an'ze tsy maintsy hidila de
bonne sens raha ho any France fa ze histance kosa de tsy quoi fa bobaka
ny kawatry de afaka mivazo ko.


Mpamangy: Zay fa sura àry e.

Vangiana: Okay e

novalian'i colaps ny 02/03/2009 17:18
2. xxx ( 23/12/2008 06:59)
=)) =)) =)) =))
Zany ve ny kôzy tsy tondé hifampigidraka @ mélé ny killl lé
3. mmmhh ( 27/12/2008 06:50)
tssss :-D :-D
4. Simpona ( 27/12/2008 18:29)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D , hafa njay iny kôzy iny
Toude amleoui le kôzy an, mba tsy nofitininy aza hoe "Ty ny sôsy de aza be koretaka tsony"
5. hana ( 30/12/2008 13:34)
Tsy mihomehy loza aho fa ilay loza no mampihomehy
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. kotobekibo ( 30/12/2008 16:06)
=)) tapaka ny tsinaiko !
7. Zozoro ( 30/12/2008 17:36)
Tsy ratsy !!! Tena nahafinaritra ahy ilay izy, indrindra fa ireo vokabilary isan-karazany, tena sketch tsara mihintsy raha ambony sehatra. Tena maharesy ireo kalaza frantsay. Misaotra fa dia tena nihomehy tokoa !!! :-D :-D :-D :-D
8. booboo ( 30/12/2008 18:51)
Ity koa mitovy² kely @ io nalefan'i xxx1 io

Miditra ireo mpamangy ary manatrika ny tompo-manjo.

- Mpamangy : K'aiza k'aiza daholo ianareo e !
-Vangiana : ( gloups )...Indreto izahay tompoko.
- Mpamangy : Mamangy @ fahoriana nama' zahay a !
- Vangiana : Misaotra tompoko. -
Mpamangy : @ zao fahoriana m'dona @ fianakam's zao dia tonga 'zahay ts'iza moa fa bandy kely eto @ tanàna ihany m'tondra ny teny fampionona aminareo. Leiry moa 'maly mbola nilalao ringby niaraka taminay ka dia gaga 'zahay nahita le paperasy ery fa mox leiry.
Zahay tsy be kafara fa @ le fomban'ny zansetre zay mbola tsy hita ny maha nôfa azy dia tikatra zany mba misy rotsapa kely solondrambodamba ho an'leiry sy solondranombary ho an'ny velona e !
Satry ny hiara-hipépé fa mbola be ny adidy ka dia SUR DAOOOL eeeeee !
SIX ho an'ny fianakam's
- Vangiana : ...
9. Lejoba ( 31/12/2008 18:03)
fa ity tena nisy:
Maty ny dadan'ilay bandy, nanana meilleur ami tsy mifankafoy @ny ilay bandy, saingy izy mi-2 ihany no mpiakama. Dia tonga ilay 1 namangy irery, niondrika teo alohan'ilay razana, niodina nanatrika ny fianakam's dia navoakany ny valopy sady niteny izy : "ilay fomban-drazana", dia lasa ileiry nivoaka.
:wink:
10. ikaretsaka ( 31/12/2008 22:13)
zahay kao t@ mbola bandy kely (12 13 ans teo.. 15 ans ngamba ny zokiny indrindra taminay) dia maty ny bainin'ilay bandy niaraka nitaingin-tamboho taminay de hoe handeha hamangy izany..
de nifanilaka teo de farany nandeha ihany de bandy 1 izay no nitondra ny teny nefa samy tsisy nahay ...
fa le
- akory aby ary izato izy tompoko
de le hoe
- mamangy @ fahoriana tompoko no natao heno tsara fa ny sisa
de mingonongonona fotsiny de ny "ry izy mianakavy" no natao betsaka sy
ny aza misosoka alahelo...
de mifanongo ao sady mikimokimo ihany... fa tena diso hatr@ le fotoana tokony hanolorana ny valopy kle...

fa nihomehy hatr@ le vadin'ny matyh hoa nahita ny nataonay...
11. tywa68 ( 01/01/2009 16:10)
Ikaretsaka > nahay nampionona tsara kosa anie nareo zany e :-D :-D be ny mpanao an'io mody miteny mafy io @ilay voalohany sy farany :lol:
12. mmmhh ( 02/01/2009 08:57)
T@ fandevenana an'i oul iray t@ fianakams, de le milahatra daholo ery @ vavahadin'ny cimetiere ny fianakaviana ho rainsin-tanana, de le miteny le mpnadray tanana
- so sosos oso
de tsy hain'le cousin-nay le zvtra teneniny fa ksosososo fotsiny no henony de nibitsibitsika t@ zokinay izy hoe
- inona kay zany zvtr tenenin'reto oul reto?
de nitenenina azy hoe
-"aza misosoka alahelo intsony"
Fa vao hainy iny isaky ny misy miteny aminy de valiany hoe :
- efa tsy misosoka tsony,
13. Zozoro ( 02/01/2009 16:12)
Tamin'ny nahafatesan'i Dadanay dia tonga namangy ny namany indrindra izay tsy nahafoy azy. Teo ampamangina rehefa vitany ny fombafomba rehetra dia tsy mbola nofaranany fa hoy izy:
Ianareo mirahavavy ireo (nanondroa anay mirahavavy zanaka farany)
raha mbola mitomanimany ohatran'io ianareo roa dia tena ho tay be mihintsy! Aoka ianareo tsy anao ohatran'io fa ho tay be mihintsy ny ho fiainan-dreninareo raha manao an'izao ianareo. tena ho tay dia tay be tokoa.
Dia nihomehy ny anabiazan'ny havana hafa tsy izahay roa vavy. Taty ahoriana ela rehefa ampahatsiahivina anay izany dia izay izahay roa vao nihomehy sy nahatsiaro ny teny nataony.
14. apache ( 05/01/2009 14:06)
Le sinoa mamangy fahoriana koh :
- akoly aby naleo !
...
- naleo misy maty, tonga sinoa manambitamby analeo en ! naleo mbola tomany fôna en !
---
- Sinoa tonga manome vola analeo en! tanjemo isotsona tôka en !
....
- falifaly nahazo vola? sinoa tsara fanah en ! naleo maty sinoa tonga ! sinoa maty naleo tsy tonga en !
...
- sinoa mody, tsano sinoa lavitsa ! analeo mijanona ! sinoa mandeha !
- Anao jean-Bà miasa lampitso ...vita faty, tanjemo tala ! sinoa manjaoka olona tala !
15. fahamarinana ( 05/01/2009 14:15)
:arrow: nareo ry reto mahita zvtr,na tsy te- :-D aza dia lasa foana... (l)
16. ikaretsaka ( 06/01/2009 00:13)
mmmhh:

T@ fandevenana an'i oul iray t@ fianakams, de le milahatra daholo ery @ vavahadin'ny cimetiere ny fianakaviana ho rainsin-tanana, de le miteny le mpnadray tanana
- so sosos oso
de tsy hain'le cousin-nay le zvtra teneniny fa ksosososo fotsiny no henony de nibitsibitsika t@ zokinay izy hoe
- inona kay zany zvtr tenenin'reto oul reto?
de nitenenina azy hoe
-"aza misosoka alahelo intsony"
Fa vao hainy iny isaky ny misy miteny aminy de valiany hoe :
- efa tsy misosoka tsony,



za ko efa nahita bandy peace corps izay tany amintsika... hitanareo indray andro ilay avy nandevina iny fa toa samy mampianatra samy niara niasa tao @ lycee nampianaran'i lery teny angalisy le maty raha tsy diso aho (fin fin 2005 )
de lery le manarak'efa fotsiny @ le hoe aza misosoka alahelo intsony...
avy eo samy nody de
tsy naharitra intsony lery fa nanontany

-hozy lery tao anaty vam @ teny anglisy hoe "inona marina no hifandraisan'ny lelo sy ny maty @ nareo Malagasy e"?

-Samy gaga aby anay rehetra hoe inona ity lazain'i lety de nataoko hoe "fa ahoana"?

-De ho'zy lery hoe fa inona ny antony tsy amelana ny fianakavian'ny maty "hikosoka lelo" intsony?

izay aho vao tapa tsinay...sy nanazava azy!

ahitan-draha ange ireny rehefa misy fahoriana ireny e,



17. fahamarinana ( 06/01/2009 09:52)
:arrow: :-D :-D tsy mihomehy loza fa soa mba efa vita vao nanontany lery (l)
18. naughtyboy ( 07/01/2009 10:09)
=D> =D> milay zany kirija ato zany kle ze nivoka babany dolidoly =)) =)) =)) =)) =)) =)) le mpirevy bol valavala sy le sinoa ty tsy matiko lolo kle
19. ikaretsaka ( 07/01/2009 20:13)
Fika famangian'ny samy mpiondana sy ny mpi frista indray ary:

-Kaiza kaiza aby nareo ry fami!

-Indreto ihany zahay ry lety ry lety

-mamagy @ fahoriana hoa zahay ty!

-tsisy kozy lava afa tsy ny hoe merci!

- Ny atongavanay itoy moa ry zareo/de re fa hoe jokotra hono rabaininareo/ de@ maha gasy sy maha mpiakama atsika/ de reto ny tary miaraka @ le fika /tsy hoe hamendrofendro fa kosa efa vonona/ny hanome korazy sy handeha hampionona..ny fafatesana moa tsy maintsy lalana aleha ihany/ ka tsy maintsy midoboka any isika indray andro any/misy lasa mbola jeune misy lasa efa soara/ ka aza malahelo intsony , zay zany le kafara!

-siksa, mankatelina mitomboa be ny lany/ rabainina no lasa fa zahay eto ihany, tsy nareo ihany no tonga fa nampianareo rotra, ka tsisy kozy firy afa tsy ny hoe misotra

_ Ny sasany aminay moa mbola mbola somary sahirana, mbola mila mitady paitra hamidy ilay mangirana (bling )/ ka mangata dalana hiaps tslem, ny bisy mankany antanana koa tsisy intsony @ 6/ ny sasany kosa histans radema vo minga.

-D'efa mangala kafe 1 zinga

_Siksa ary de korazy am-piambenana

-Mihaona ihany isika reha any am-pandevenana!



20. fahamarinana ( 08/01/2009 07:43)
:arrow: aoka fontsiny fa miady rima mihintsy...misaotra e! =D> (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3514