Fanabeazana aizana

1. xxx ( 27/12/2008 12:44)
Inona ry zareo ny fanabeazana aiza tena tsara ?? Ny ahy Implanon no ampiasaiko vo 2 mois zay fa tena mihakely za , sady nisy 1mois zay mbola tsy tonga ny regle-ko . Ny sasany nefa vo manao fanabeazana aizana fa tena ngeda sy vodivodina ery . :?:
novalian'i Madnaoda ny 23/02/2009 12:26
2. xxx ( 27/12/2008 13:22)
kay tsy mahavita izany asitrisitrika anaty tanana (il est placé dans la face interne du bras non dominant 6-8 cm au dessus du pli du coude) izany aho klehhhh fa dia aleo mionona @ sterilet ihany .

Fa marina veh fa mampahia ilay implanon?? sao tokony hiova aho???
3. booboo ( 27/12/2008 14:18)
Araka² ny toe-batan'ny tsirairay ihany io. Samy hafa ny vehivavy tsirairay dia samy hafa araka izay koa ny famalin'ilay vatana @ ilay fanabeazana aizana ( na tsindrona io na pillules na patch sns ).

4. fahamarinana ( 27/12/2008 15:33)
:arrow: tsy voatery hankahia ny implanon fa pratique fontsiny satria efa mipetraka ao...ny sterilet koa araka ny tsi11 fa misy manao grossesse extra-uterine ,misy mety tsara tsisy olana. (l)
5. rasoary ( 27/12/2008 15:45)
Raha toa ka te hatavy dia pillule hoanina, tena haingana sady mandaitra io, ny vehivavy manao fanabeazan'aizana toa mitady daholo hoe tsy mampatavy ve? fa ity mba hafa kely te hatavy
Mazotoa e
6. Mirananirina ( 30/12/2008 13:29)
Ny ahy aloha pilule no haniko ka tsy ngeza tsy kely,tsy aleo ve atonony toa izany ho lasa ngeza be,dia ratsy.Ny olona izao mitady hanahia tena daholo,mividy fanafody lafo,opération sns...
7. Madnaoda ( 16/02/2009 06:42)
salut! ny ahy aky implanon koa no ataoko fa tsy maninona izany a! matoa misy olana dia tsy mety amindry izany ilay izy fa miverena any @mpitsabo dia lazao azy ny zava misy,nefa matetika aloha @ankapobeany dia vao manomboka dia misy trobla ny toe-batanao.Ka izay aloha ny conseil kely fa courrage aky a!Kanefa io no tena tsara sady sur! :lol: :o :)
8. xxx ( 16/02/2009 07:54)
Mety tsy zakanao ilay implanon fa miova pilina ohatra fa sao ahita loza eo.
9. Madnaoda ( 23/02/2009 12:26)
slt! nga ndry tezitra ?ny ahy ange manazava ilay ahy fotsiny e!fa desolé e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1385