tsy nande regle 03 volana / tsy bevohoka

1. xxx ( 27/12/2008 11:37)
26 ans zah, mbola tsy niteraka efa handray telo volana izay ny regle tsy tonga, efa in-2 nanao test de grossesse za tanatin'izay fa negatif foana le izy.
Nisy 02 semaine zay nande tany @ gyneco za, nampanaoviny echo. fa tsisy nininn ny resultat fa trouble des regle fotsiny hono, nampanaoviny tsindrona synergon 03 andro mba hampiverina an'le hormone @ laoniny hono, nefa hatramin'izao tsy mety mande.
Maninona kay aho? Tao anatin'izy 03 volana izay ndraindray mahatsapa ny tenako ohatr'ireny ho avy regle reny nefa tsisy nininn.
2. Noue ( 27/12/2008 12:03)
tsy aleo ve retsy mpitsabo iany no hanontaniana eee ? dia maninona koa raha miova mpitsabo ???
courage akia aaaa ! :)
3. Noue ( 27/12/2008 12:05)
ary efa misy dinika kay tatsy ambadika aa :)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4950af16b9718
4. xxx ( 27/12/2008 12:14)
ary efa misy dinika kay tatsy ambadika aa

efa novakiako io dinika io fa tsy de mitovy loatra le cas-nay.

tsy aleo ve retsy mpitsabo iany no hanontaniana eee ? dia maninona koa raha miova mpitsabo ???
courage akia aaaa !

Eny e , zah ne hiverina any @ docteur ihany fa mba tiako ho fantarina @ samy vehivavy hoe inona no mahazo ahy, sanatria ve mety hitarika fahamombana le izy?
5. xxx ( 27/12/2008 12:58)
marihina fa tsy mampiasa fanabeazana aizana zah, ny ampiasaiko rah mampiasa de ny kapaoty ihany.
6. Noue ( 27/12/2008 13:07)
xxx:

Eny e , zah ne hiverina any @ docteur ihany fa mba tiako ho fantarina @ samy vehivavy hoe inona no mahazo ahy, sanatria ve mety hitarika fahamombana le izy?
ka zay anie retsy no namaliako oe tsy aleo ve miova mpitsabo aaa ???? satria ny cas ndriko tsy hitovy @ hafa mahintsiny sady amiko aloha aaa ! sarobidy ny zavatra tahakzao ka ny fanafodiny dia aleo miova mpitsabo akia aaa


:)
7. vale ( 27/12/2008 14:12)
Sao enao dia mihinana fanafody be loatra, manaraka traitement ny tiako tenenina?? ireny manko mampijanona ny règle indraindray! fa na ny gyneco aza anie ilazana io cas-nao io dia tsy hanao in'inona izy fa dia ny oe miandry fotsiny no teniny, ary mety hanan'anaka ianao raha manao firaisana an, tandremo, fa tsy midika velively izany fa momba enao, misy fihatoana fotsiny ny fadim-bolana. Jereo tsara sao dia mihinana fanafody ( manaraka traitement) enao!!!
8. booboo ( 27/12/2008 14:14)
Fa maninona no asaina miova mpitsabo izy ? :roll: . Matoa 3 andro ihany no tsindrona natao dia misy antony araka izay fanadihadihana nataon'ilay gynéco ( tsy mba hoe généraliste tsotra koa fa efa spéc. @ fananahana ) no ni-préscrire-avany an'io.

Ilay izy koa tsy hoe vao vita ny tsindrona synergon 3 andro dia iny fa ho tonga ny red red !

Tsy tsara mihitsy ny avy hatrany dia miova dokotera rehefa afarana traitement ohatra io satria iny doko iny no manana ny dossier médical n'ny tena, pratique kokoa ny fanarahana ny raha avy teo.
Ny tokony hatao dia miverina any indray. Hitan'ilay doko avy teo hoe mila pousser-na bebe kokoa ny analyses ohatra na tsy haiko zay hataony ao.

9. Noue ( 27/12/2008 14:56)
booboo:

Fa maninona no asaina miova mpitsabo izy ? :roll: .
ka rehefa tsy afampo ve izy tsy aleo miova mpitsabo ee ???


10. booboo ( 27/12/2008 15:14)
Tsy tsara mihitsy ny avy hatrany dia miova dokotera rehefa afarana traitement ohatra io satria iny doko iny no manana ny dossier médical n'ny tena, pratique kokoa ny fanarahana ny raha avy teo.
Ny tokony hatao dia miverina any indray. Hitan'ilay doko avy teo hoe mila pousser-na bebe kokoa ny analyses ohatra na tsy haiko zay hataony ao.
11. fahamarinana ( 27/12/2008 15:29)
:arrow: miombon-kvtr amin'ny booboo koa aho,na hiova gygy aza dia mety hiova ny traitement nefa tsy garanti ho hety avy hatrany.Aleo miverina mijery azy ndray raha manana ahiahy. (l)
12. Mirananirina ( 29/12/2008 16:37)
Teo aminy faha 28 taonako koa dia nanao toa izany ao,izany hoe nihinanana pilulle foana aho taloha dia najanoko rehefa avy eo.Dia tsy nety bevohoka mihitsy ao.Efa ela be taty aoriana vao bevohoka ny zanako 1 aho,30 taona.efa tsy nanampo intsony,ka tsy fantatro izay daty nipetrahany tao.
2 ny zanako izao.Tsy nihinana fanafody sy tsy nanantona dokotera aho.
13. Mirananirina ( 29/12/2008 16:44)
Pilule no tiako tenenina fa tsy pilulle akory diso aho
14. fahamarinana ( 29/12/2008 17:16)
:arrow: ka sambatra i miranirina fa nahazo ihany na tsy nijery gygy aza fa kosa aleo manantona hatrany.Isika vehivavy anie tokony hijery hatrany ny gygy isan-taona na dia ho controle fontsiny ihany aza,na tsy resaka zaza aza satria mbola eo ny aretina hafa mety ho hita :tsy voatery mst ou autres fa resaka cancer de sein sns...tsara ny arahana maso mandrakariva mba tsy ho sanatria efa mibontsina ny kystes sns...vao ho sarotra koa ny fitsaboana. (l)
15. xxx ( 30/12/2008 10:30)
an an an zah tsy nisy traitement nataoko zady tsy mampiasa fomba fanabeazana aizana ankoatra ny kapaoty ihany.
16. Mirananirina ( 30/12/2008 13:33)
ka sambatra i miranirina fa nahazo ihany na tsy nijery gygy aza fa kosa aleo manantona hatrany


Marina izany,tena misy tokoa manko ny momba(tsy miteraka mihitsy),ka manatony ihany dokotera(gynécologue)
17. kotobekibo ( 30/12/2008 21:53)
Makà rensiegnement tsara d anotanio sao d resaka fibrome ny anjy . Mahafantatra ol 2 zà samy nisy fibrome ry zareo . Tsy nitovy ny lé cas kanefany .
Ilay vhv voalohany tsy mandé mihitsy raha tsy isaky ny 3-4 bolana ny ragnàgnà ary 2 andro d tapitra .
Ilay faharoa kosa d tena mijaly b satria sady marary hono no maharitra 15-20 andro mandé foana ny ragnàgnà isambolana .
Marihiko fa samy nandé tany @ mpitsabo ry zareo roa .
Nokisana foana ilay fibrome fa tsy afaka raha tsy nodidina .
Samy nodidiana ary samy mananjanaka ry zareo @ izao fotoana .
18. Rafahafahana ( 31/12/2008 09:18)
Zaho misy fibrome anankiroa be zao mihitsy nefa efa t@ échographie tao aorian'ny test de grossesse vao hita ilay izy, teraka soa aman-tsara aho tsy nisy olana, tsy manelingelina ahy ilay izy fa ny gygy niteny hoe raha sanatria ka manao mandeha rà ankoatry ny mahazatra dia zay vao esorina, marina fa samy hafa ny cas rehetra fa ny tsara dia ny manatona mpitsabo ihany.
Mahereza ô
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4914