Inona ny tena marina momban'i Jesoa?????
1. badboy
(
25/12/2008 18:20)
Alors que l’on dit le christianisme essoufflé, la figure de Jésus passionne. Homme pour certain, fils de dieu pour d’autres, il n’a jamais autant occupé l’actualité culturelle. Mais pourquoi cet intérêt pour Jésus de Nazareth ? Et que sait-on aujourd’hui de lui ?
Si de nombreux doutes demeurent concernant l’existence qui fut réellement la sienne, il semble aujourd’hui avéré qu’il a vécu, non pas en l’an zéro mais deux à huit siècles plus tôt. Et s’il a probablement vu le jour en hiver, ce serait le pape Libère qui, en 354, aurait fixé la date de naissance du Christ au 25 décembre, vraisemblablement en raison du solstice d’hiver, qui marque le retour du soleil.
Pour le reste, la vie de Jésus reste jonchée de zones d’ombre. Son enfance dans la ville de Nazareth, en Galilée, au nord de la Palestine, suscite quelques débats, tout comme ces liens avec Marie-Madeleine ou bien sa mort. Et ce, malgré le travail permanent des chercheurs qui appliquent leurs connaissances et outils scientifiques aux traces littéraires et archéologiques de son histoire.
Deux mille ans après, l’"énigme Jésus" intrigue toujours, soulève les passions et fait naître de multiples hypothèses. Le thriller Da Vinci Code a fasciné des dizaines de millions de lecteurs en posant la question de l’héritage théologique de l’homme de Nazareth. Un documentaire, produit par l’américain James Cameron, s’appuyant sur la découverte, en 1980, au sud de Jérusalem, d’un tombeau daté du Ier siècle et contenant une dizaine d’ossuaires, a créé la polémique en prétendant recomposer des liens entre Jésus, sa femme Marie-Madeleine et leur fils nommé Judas.
Benoît XVI a consacré son premier livre, devenu en quelques jours un véritable best-seller, à Jésus. Enfin dernièrement, Enquête sur Jésus, écrit par le journaliste italien Corrado Augias et le bibliste Mauro Pesce, a déjà fait un malheur en Italie (700 000 exemplaires vendus) avant de paraître en France...

répondu par prime le 06/01/2009 11:32
2. badboy
(
25/12/2008 18:52)
Tena mahaliana tanteraka!!http://www.france5.fr/c-dans-l-air/index-fr.php?page=resume&id_rubrique=1047&date=2008-12-25
3. badboy
(
25/12/2008 18:52)
http://www.france5.fr/c-dans-l-air/index-fr.php?page=resume&id_rubrique=1047&date=2008-12-25
4. laalah
(
25/12/2008 19:09)
ho fantatrao hany Izy ndray andro any amzay enao mitsy no hanitikitika ny sofinao hihaino oe iza marina izy
5. badboy
(
25/12/2008 19:44)
laalah >> Fa ianao izany mahalala azy kokoa?? Inona ny hifotoranao @ izany, ny baiboly??? Dia ilay baiboly anefa iarahan'ny rehetra mahalala, na ianao koa angamba tsy dia mahalala loatra, fa soratra nataon'olona fa tsy nilatsaka avy any andanitra!!
Fa inona no tena ahatahorana, ilay mampiseho ve hoe olona ihany tahaka anao sy izaho ange izy fa fotsiny tahaka ny "surdoué" izay mahay mandresy lahatra?? Dia avy hatrany koa, angamba mety ho hitanao na tsia, dia helohinao izany ny jiosy sy ny arabo hoe mametraka azy ho mpaminany fotsiny??? Ianao izany no mahalala misimisy kokoa ny momban'ny fivavahana sy ny tena marina noho ireo vahoaka @ toerana nipotrany sy manana traikefa ambony ny @ fandinihina ny tantara???? :evil: :evil:

6. ikaretsaka
(
26/12/2008 01:53)
Tadidio fa ny finoana sy ny tantara dia tsy afa misaraka koa... hahafantarana izay inoana... lasa minomino foana izay mino tsisy fotony izany
8. prime
(
26/12/2008 09:38)
badboy> Manontany ianao sa manokatra adihevitra?
Raha manontany ianao dia izao no mendrika, mibebaha, mivavaha, minoa an'i Jesosy, vakio tsy tapaka ny baiboly ary mangataha ny Fanahy masina hanampy anao amin'izany...
Raha manokatra adihevitra kosa dia efa tsara ny fizarana lazainao fa saingy tsy hahafantatra Azy noho izay efa manana Azy velively ianao na ahoana fandraisanao izany ambarako izany na ahoana... ka aza mihevitra hahafantatra ny marina momba an'i Jesosy mihoatra noho ny hafa, indrindra izay efa manana Azy... efa tsara ny fitodihanao Aminy miezaka mamantatra Azy fa tsara lavitra ny mandray Azy mihitsy dia mivelona ao Aminy sy mino Azy... amin'izay dia ho fantatrao tsara hoe iza marina Izy? :)

9. Noue
(
26/12/2008 09:44)
prime:mazana koa izany famalian'i prime zany aaa ! oatrany milaza i prime oe izy irery no mahafantara sy mahalala an'i Jesoa
Raha manokatra adihevitra kosa dia efa tsara ny fizarana lazainao fa saingy tsy hahafantatra Azy noho izay efa manana Azy velively ianao na ahoana fandraisanao izany ambarako izany na ahoana... ka aza mihevitra hahafantatra ny marina momba an'i Jesosy mihoatra noho ny hafa, indrindra izay efa manana Azy...
10. prime
(
26/12/2008 09:55)
Noue> Tsia... izay rehetra nandray an'i Jesosy dia tonga zanak'Andriamanitra... ka izay zanany dia mahalala ny marina momba Azy na dia mbola amin'ny tsy fahafenoana aza...
Ny tiako ambara dia tsotra, raha te-hahafantatra marina ny momba Azy dia ny mandray sy mino ary mankato Azy no lalana tsara sy akaiky indrindra... fa ny fanamarinana ho mahalala ny momba Azy nefa tsy mandray Azy dia efa tsara nefa tsy hahalala ny tena momba Azy velively...
Ny tena fomba tsara hamantarana ny mahaIzy Azy dia ny fiarahana miaina Aminy fa tsy ny famakiana boky sy anton-dahatsoratra sy fikarohana ihany...

11. Noue
(
26/12/2008 10:21)
prime:
Ny tena fomba tsara hamantarana ny mahaIzy Azy dia ny fiarahana miaina Aminy fa tsy ny famakiana boky sy anton-dahatsoratra sy fikarohana ihany...
@ fomba ahoana moa no hamantarana sy ahalalana Azy raha tsy miatomboka @ famakiana ny boky (baiboly) sy ny fikarohana ?
raha olona tsy nino hatram'zay ve dia hino fotsiny @ zao raha tsy mikaroka sy tout au moins mba mandalina ny baiboly ?
12. prime
(
26/12/2008 10:51)
Noue:... Lalana iray tokoa izay fa ilay filazàna ny "tena marina momba an'i Jesosy" itondrana ity lohahevitra ity no itondrako fanamarihana...
@ fomba ahoana moa no hamantarana sy ahalalana Azy raha tsy miatomboka @ famakiana ny boky (baiboly) sy ny fikarohana ?
Averiko indray, ny tena hamantarana sy hahalalana Azy dia ny fandraisana Azy ho Tompo sy Mpamonjy... efa dingana lehibe ny famakiana baiboly sy fikarohana saingy etoana dia na ny famakiana baiboly aza toa tsinontsinoavina...
prime:... Efa dingana tsara izay hoy aho, saingy ny famantarana sy ny fahalalana tsara an'Andriamanitra dia tsy amin'ny saina fa amin'ny fo... tsy amin'ny fahaizana fa amin'ny fanentren-tena sy fahendrena avy Aminy Izy Tompo ihany... izany no mahasarotra ny fibebahana satria tsy vokatry ny saina izany sy ny fahaizana sy ny nofo izany fa vokatry ny fanahy...
raha olona tsy nino hatram'zay ve dia hino fotsiny @ zao raha tsy mikaroka sy tout au moins mba mandalina ny baiboly ?
13. badboy
(
26/12/2008 10:56)
@ fomba ahoana moa no hamantarana sy ahalalana Azy raha tsy miatomboka @ famakiana ny boky (baiboly) sy ny fikarohana ?
raha olona tsy nino hatram'zay ve dia hino fotsiny @ zao raha tsy mikaroka sy tout au moins mba mandalina ny baiboly ?
Ekeko tanteraka!! Fa inona moa ilay baiboly fa tsy fitantarana ny zavanisy!! Ka raha tsy nisy ny fikarohana ny boky rehetra nisy hatrizay ho nahalala ve prime fa nisy izany jesoa izany?? Ny fikarohana nisy hatr'izay no nahafahana nanamarina fa nisy marina ireo boky voasoratra ireo!! Izany hoe raha azoko tsara ny hevitr'i prime dia tsy ilaina ny tantara fa ny finonana ihany no izy!! Toa mifanipaka tanteraka @ ilay baiboly izany rehetra izany satria tantara ilay baiboly, ary tantara notsongaina!!! :twisted: :twisted: :twisted:
14. prime
(
26/12/2008 11:35)
Tsy niteny aho na dia indray mandeha aza fa tsy ilaina ny tantara sy ny fikarohana... fa ny fahafantarana marina sy fahalalana marina an'i Jesosy dia tsy avy amin'ny saina fa avy amin'ny fo... (nuances) :wink:
Ary raha resaka ny amin'ny famonjena indray no tianao idirana kokoa dia mazava ho azy fa ny finoana an'i Jesosy ihany no ahazoana izany...

15. badboy
(
26/12/2008 11:55)
Tsy niteny aho na dia indray mandeha aza fa tsy ilaina ny tantara sy ny fikarohana... fa ny fahafantarana marina sy fahalalana marina an'i Jesosy dia tsy avy amin'ny saina fa avy amin'ny fo... (nuances)
Aza mandigana be tahak'izao moa fa mankarary maso ny mamaky azy!! Ny zavatra rehetra dia mandeha arakambaratonga na "par étape"!! Aza iniana hodiana tsy fantatra tahak'izany ny filaharan'ny zavatra, indrindra fa ny olona!!! Ny saina aloha no niasa namaky sy nandalina!! Rehefa resy lahatra ny saina dia izay vao resy lahatra ny fanahy!! Eto aloha hatr@ izao dia tsy misy idiran'ny fo mihintsy!!Raha vao miditra ny fo dia lasa "torapo" na "état d'âme" ilay izy!! Ka avaho tsara aloha ny torapo sy ny teny faharesendahatry ny saina, ary raiso @ ambaratongany, izay vao jereo ny vokany!!
Io no mahatonga ny fikarohana ho zavadehibe satria mety hanamafy sy hitondra porofo ny zavanisy, nefa koa hampahalala kokoa ny tena nisy marina, eny na dia mifanohitra tanteraka @ ireo voalaza aza!! Noho izany ilaina ny fikarohana satria mba tsy hahatonga ny finoanoampoana!! Ka dia isaorana be dia be ireo mpikaroka satria izireo no mampahalala ny tena zavamisy marina nitranga t@ nandalovan'ny rôle teto antany!! :twisted: :twisted:
16. kotobekibo
(
26/12/2008 12:19)
Tsara ireo fandalinana , tsy tampom-pahaizana aho , ka izao :
amiko manokana aloha d ny fampianarana ahy h@ fahazazana , fa ny voalaza ao anaty baiboly no marina , d izay no izy amiko .
Amiko dia marina izy voalaza ao madra-pisy ny zvt hafa mampiseho fa diso ny ao .
H@ izao tsy nahita aho . D izay voalaza ao no inoako .
Itondray porofo hafa sy matanjaka zà d mety hiova hevitra any aoriana any ( angamba an! tsy sur ! )

17. Noue
(
26/12/2008 13:10)
dia tena gaga mahintsiny aloha aho mamaky ny zavatra lazain'i prime eee !
zany oe vao eraka zany i prime dia tsy nianatra , tsy nandalina , tsy namaky baiboly , tsy niangona fa avy dia ny fon'i prime no nibaiko an'i prime oe minoha an'Andriamanitra ianao ! dia mba inona kay no mba nolazain'ireo apôtres miankina @ fiainan'i Jesoa ??? sa tsy nilaina koa ireny voalazan-zareo ireny ka nosoratana tao anaty baiboly ??
"prime":fa @ fomba ahoana io aloha ee???? sa tonga ho azy tahak'zao fotsiny io ??? tsy misy nilaza , nanoro , nampafantara , nianarana t@ caté , tsy mba niangona ???? fa dia un ptit clic de la pouce sy majeur dia le tour est joué ???
Averiko indray, ny tena hamantarana sy hahalalana Azy dia ny fandraisana Azy ho Tompo sy Mpamonjy...
"prime":fa iza no manao an'izany ry prime ????
efa dingana lehibe ny famakiana baiboly sy fikarohana saingy etoana dia na ny famakiana baiboly aza toa tsinontsinoavina...
"prime":ka raha tsy misaina ve ianao inona no vitan'ny fonao ee ???
saingy ny famantarana sy ny fahalalana tsara an'Andriamanitra dia tsy amin'ny saina fa amin'ny fo... tsy amin'ny fahaizana fa amin'ny fanentren-tena sy fahendrena avy Aminy Izy Tompo ihany... izany no mahasarotra ny fibebahana satria tsy vokatry ny saina izany sy ny fahaizana sy ny nofo izany fa vokatry ny fanahy...
zany oe vao eraka zany i prime dia tsy nianatra , tsy nandalina , tsy namaky baiboly , tsy niangona fa avy dia ny fon'i prime no nibaiko an'i prime oe minoha an'Andriamanitra ianao ! dia mba inona kay no mba nolazain'ireo apôtres miankina @ fiainan'i Jesoa ??? sa tsy nilaina koa ireny voalazan-zareo ireny ka nosoratana tao anaty baiboly ??
"prime":mahazendana ianao ry prime ka ! mahavariana ity zavatra lazainao aaa !
izany no mahasarotra ny fibebahana satria tsy vokatry ny saina izany sy ny fahaizana sy ny nofo izany fa vokatry ny fanahy...
18. ikaretsaka
(
26/12/2008 15:46)
Ka zay le izy ry noue a
Le petrakeviny efa hita hoe tsary ao fa jamais izy hanaiky ny tsary maha ao io filahatry ny heviny io.... dia heveriny fa ny fanaovana wawawa lava be no maha ao sy inoan'ny olona,na mampazava sy tsy maha diso azy

19. vale
(
26/12/2008 21:00)
badboy:
Tena mahaliana tanteraka!!http://www.france5.fr/c-dans-l-air/index-fr.php?page=resume&id_rubrique=1047&date=2008-12-25
Minoa azy, fa NY FINOANAO NO HAHAVONJY ANAO, fa tsy ny fanadihadiana tsy misy fiafarany!!
20. ikaretsaka
(
26/12/2008 22:03)
Sady mino no mahafantatra ny inoana fa tsy mino fahatany fotsiny e...amiko tsy fahotana ny manadihady