Inona ny tena marina momban'i Jesoa?????
41. badboy
(
29/12/2008 10:15)
Ary raha tena mitady porofo mivaingana ianao namana prime @ ilay hoe inona no diso voasoratra ao dia ilay zavadehibe andrasan'ny mpino rehetra mihintsy no diso : ny fahatongavan'ny faraandro izay nambarany fa tsy ho tapitra akory ny fofonain'ireo olona miaina rehetra @ fotoana hahatongavan'izany!! Aza hitarina indray ilay resaka hoe tsy mitovy ny fijerin'ny andro eo anatrehan'Atra sy ny olona na koa ilay rediredy hoe efa manomboka izy izao, ary farany mazava tsara ny tiany ho lazaina teo nefa 2008 isika izao mbola tsy tonga ihany ilay nandrasana!!
Hamaranako azy dia hoy ilay pretra nahiratra izay hoe "Jésus annoncait le Royaume et c'est l'église qui est venue"!! Io tenin'io pretra io no manamafy ilay fahadisoana teo @ filazana ilay faraandro izay nandrasana nefa tsy tonga!!
Porofo tsy misy ohatr'io!!! 8) 8) 8) :twisted:

42. prime
(
29/12/2008 10:57)
badboy:...
Tsy haiko hoe taiza aho moa no nilaza hoe diso tao anaty baiboly, asehoy eto hoe mba ho jeren'ny rehetra!!
ianao:... Mibaribary amin'izao ny fivadibadihan-kevitra ataonao dia avy eo ianao indray no manatsafa... :lol:
tsy manaiky hoe misy diso ao anatin'io boky io!!!
ianao ihany:... Dia manontany aho hoe inona ao amin'io hevitra notsongainao io no manaporofo fa diso ny lazain'ny baiboly???
Dia ny hevitra nasehoko ery ambony no tiako hohamariina sy hiadiana hevitra f'aza taritina ho an'ny baiboly iray manontolo fa manjary mamilandresaka ianareo ry namana isany!!!
Averiko eto ny zavatra nampitaiko
Voalaza teo :
Si de nombreux doutes demeurent concernant l’existence qui fut réellement la sienne, il semble aujourd’hui avéré qu’il a vécu, non pas en l’an zéro mais deux à huit siècles plus tôt. Et s’il a probablement vu le jour en hiver, ce serait le pape Libère qui, en 354, aurait fixé la date de naissance du Christ au 25 décembre, vraisemblablement en raison du solstice d’hiver, qui marque le retour du soleil.
Pour le reste, la vie de Jésus reste jonchée de zones d’ombre. Son enfance dans la ville de Nazareth, en Galilée, au nord de la Palestine, suscite quelques débats, tout comme ces liens avec Marie-Madeleine ou bien sa mort. Et ce, malgré le travail permanent des chercheurs qui appliquent leurs connaissances et outils scientifiques aux traces littéraires et archéologiques de son histoire.
Ny baiboly angaha niteny hoe teraka tamin'ny 25 desambra Kristy??? ny baiboly angaha niteny hoe tamin'ny taona 0000 no nahatongavany??? ny baiboly angaha tsy efa nanazava tsara ny fifandraisan'i Kristy tamin'i Maria Magdalena???... mba mahagaga izany!!! ianareo ry namana isany rehefa milaza hevitra na te-hanaporofo zavatra mifanohitra dia ento hatramin'ny farany ny porofo fa aza izay "hypothèse" mbola tsy misy porofo no entina hitompoana teny fantatra ho "tena marina"... :roll:
badboy:... :-D :-D
Ireo no nasehoko dia ireo no ifotorako fa tsy ny tao anaty baiboly iramanotolo akory no nokihaniko!! K'aza manao resak'adala ohatr'izany fa io fombatsika gasy mnitadresaka io mba hampiseofa manana ny marin dia manreraka be ary mila hovaina satria tsy mitondra fivana fa manary any ankadin'ny tsy fahaizana miady hevitra aza!!
Ary raha mbola tia hahita ny zavatra hafa mampisalasala ao anatin'ny fiainana'i Jesoa dia vereno jerena ity horonantsary fanadihadiana sy adihevitra ity : Jereo eto
Fa iza no tena manita-dresaka e???!!! ny miziriziry sy mitompo teny fantatra ho mahalala ny tena marina avy amin'ny honohono sy angamba sa ny manambara izay voasoratra ao amin'ny baiboly? :oops: :)
Raha izay lazain'ny TV5 no lazainao ho fahamarinana dia hazony ho anao izany fa tsy misy olana fa aza mitompo teny fantatra ho mahalala ny tena marina...
badboy:... Aiza ho aiza ao anaty baiboly ry badboy no misy izany soratra ambaranao izany??? aza mandainga ary aza mampandainga ny soratra masina!!!
Ary raha tena mitady porofo mivaingana ianao namana prime @ ilay hoe inona no diso voasoratra ao dia ilay zavadehibe andrasan'ny mpino rehetra mihintsy no diso : ny fahatongavan'ny faraandro izay nambarany fa tsy ho tapitra akory ny fofonain'ireo olona miaina rehetra @ fotoana hahatongavan'izany!!
badboy::-D
Aza hitarina indray ilay resaka hoe tsy mitovy ny fijerin'ny andro eo anatrehan'Atra sy ny olona na koa ilay rediredy hoe efa manomboka izy izao, ary farany mazava tsara ny tiany ho lazaina teo nefa 2008 isika izao mbola tsy tonga ihany ilay nandrasana!!
Ianao ihany no manitatra ny ambaranao... :-D
Ny amin'ny tsy finoanao ny andro ihavian'i Kristy dia isaorana anao nanambara izany ampahibemaso... fa ny nambaran'ny tenin'Andriamanitra dia tsy maintsy ho tanteraka ary mbola ao anatiny isika izao... ka raha tsy tonga izany andro izany ny taona 2008 dia tsy manaporofo velively fa tsy ho avy tsy akory... mibebaha dieny mbola misy ny fotoana fa miantso mandrakariva Jesosy...
badboy:... Manaporofo inona moa ny ambaran'io Pretra io??? ambony noho ny tenin'Andriamanitra va??? tsia...
Hamaranako azy dia hoy ilay pretra nahiratra izay hoe "Jésus annoncait le Royaume et c'est l'église qui est venue"!! Io tenin'io pretra io no manamafy ilay fahadisoana teo @ filazana ilay faraandro izay nandrasana nefa tsy tonga!!
Porofo tsy misy ohatr'io!!!
Ho avy Kristy ary tena ho avy Izy... na mino na tsy mino fa tsy itarina tokoa ny resaka... :)
43. badboy
(
29/12/2008 11:47)
Tsy haiko hoe tsy mahay mamaky teny ve sa finiavana ny tsyte hahafantatra ny tiako hambara!! Raha niteny aho hoe "ny baiboly" dia midika izany hoe "ny voalaza rehetra ao"!! Ary tsy ny voalaza rehetra ao no kihaniko fa ireo asehoko ambony ireo ka mba maka fotoana mamaky aloha izay vao mirediredy fa mampalahelo hoe tahak'izao no toetsain'olona miezaka mandresy lahatra : minia tsy mahita ny tian'ny hafa ambara!!
Ary efa nasehoko teto ilay lahatsoratra manambara ao anatin'io baiboly io fa ho avy t@ andro nilazany azy ny faraandro, nefa tsy tonga ilay izy!! Ka dia omeko fahafahampo ianao izay milaza fa mandainga ny tenako hoe efa voasoratra izany nefa tsy tonga ary ianao milaza fa tsy voasoratra ao izany!! Evangile selon Marc : 13.29 De même, quand vous verrez ces choses arriver, sachez que le Fils de l'homme est proche, à la porte.
13.30 Je vous le dis en vérité, cette génération ne passera point, que tout cela n'arrive.
Ka tsy haiko hoe IZAHO ve no milaza ny tena ao anatiny SA IANAO no mody fanina sy tsy tia hahalala izany!!
Ka izaho manokana dia tsy mino ny fisian'ny faraandro na faran'izao tontolo izao fa ny misy dia ny fiainana antany sy ny fifandimbiasan'ny "génération"!! 8) 8) :twisted: :twisted: :twisted:

44. prime
(
29/12/2008 12:11)
badboy> Mazava anie ny nambaranao e... ary nofarananao no sady nohamafisinao tsara fa tsy hisy ny andro farany... :)
Fa ny fanamarihana ireo ambony ireo dia mitombina foana na ahoana ilazanao azy, na mirediredy na mamily resaka na manodin-dresaka... rehefa milaza sy mitompo teny fantatra ianao ho mahalala ny tena marina momba an'i Jesoa dia omeo ny porofo... tsotra anie izany e... fa raha ny karazana "hypothèses" isankarazany araka izay nahitan'ny mpikaroka momba an'i Kristy dia maro fa tsy io notsongainao io ihany tsy akory... ary raha ireny no mahaliana anao kokoa noho izay lazain'ny soratra masina dia hazony raha maharesy lahatra anao fa aza mitompo teny fantatra ho mahalala ny tena marina nefa fikarohana mbola tsy tena nahitana porofo fa mbola "angamba" araka izay kely voaangona eo am-pelatanana...

ianao:... Ka raha izay no fahazoanao io voambaran'ny soratra masina io dia aza mihevitra fa izay no tian'Andriamanitra hambara... raha niresaka fahafatesana Jesosy dia misy dikany maro fa tsy ny fahafatesan'ny nofo akory no tiany nambara... raha niresaka ny andro ihaviany Kristy dia tsy andro toy ny andro ahafantarana azy no tiany ambara fa manao heviteny maro Izy, indrindra fa ny mikasika ny andro farany, ny fanjakan'ny lanitra sns... ka tsara raha mandalina fa tsy tonga dia mandray izay voasoratra araka izay ahazoana azy... ary indrindra mila mandinika ny "circonstances" (évenement, période, lieu, environnement...) nahatonga Azy nitondra fampianarana na toriteny fa tsy azo raisina am-bolony hoe satria Izy niteny an'izao dia izay ihany no dikan'io...
Ary efa nasehoko teto ilay lahatsoratra manambara ao anatin'io baiboly io fa ho avy t@ andro nilazany azy ny faraandro, nefa tsy tonga ilay izy!! Ka dia omeko fahafahampo ianao izay milaza fa mandainga ny tenako hoe efa voasoratra izany nefa tsy tonga ary ianao milaza fa tsy voasoratra ao izany!! Evangile selon Marc : 13.29 De même, quand vous verrez ces choses arriver, sachez que le Fils de l'homme est proche, à la porte.
13.30 Je vous le dis en vérité, cette génération ne passera point, que tout cela n'arrive.
badboy:... Tsy misy mody fanina mihitsy fa tena manaraka tsara izay ambaranao ary izany indrindra no tsy itsaharana hanaovana fanamarihana rehefa tsy mitombina ny ambaranao...
Ka tsy haiko hoe IZAHO ve no milaza ny tena ao anatiny SA IANAO no mody fanina sy tsy tia hahalala izany!!
45. badboy
(
29/12/2008 12:39)
Ka raha izay no fahazoanao io voambaran'ny soratra masina io dia aza mihevitra fa izay no tian'Andriamanitra hambara... raha niresaka fahafatesana Jesosy dia misy dikany maro fa tsy ny fahafatesan'ny nofo akory no tiany nambara... raha niresaka ny andro ihaviany Kristy dia tsy andro toy ny andro ahafantarana azy no tiany ambara fa manao heviteny maro Izy, indrindra fa ny mikasika ny andro farany, ny fanjakan'ny lanitra sns... ka tsara raha mandalina fa tsy tonga dia mandray izay voasoratra araka izay ahazoana azy... ary indrindra mila mandinika ny "circonstances" (évenement, période, lieu, environnement...) nahatonga Azy nitondra fampianarana na toriteny fa tsy azo raisina am-bolony hoe satria Izy niteny an'izao dia izay ihany no dikan'io...
Mahatalanjona ahy ianao ranamana!! Hainao mihintsy ny mamadibadidresaka!! Io koa ianao fa milaza fa mahay ny tena tiany ho lazaina, nefa ny soratra efa mazava tsara!! Ny faraandro tsy tonga ranamana no asehoko anao!! Ary raha lazainao fa hafa noho ilay voalaza ao ny tiany ambara amin'io da tsy ilaina ange izany ny fisian'ny boky milaza ny "écrit apocalyptique" ho zavatra hitranga!!
Ka diniho ihany aloha ranamana ny rohy misy eo @ ambaranao rehetra sy ny rohy mifanohitra @ izay, fa rehefa voafehinao io dia io no lalana ahafahanao mandresy lahatra ireo tianao ho resena lahatra!! Fa raha izao fomba bontolo sy mandika mivilana izao no ataonao dia tsy ho lasa lavitra @ ilay tanjonao ianao!! Fanamarihana ireo mba ahafahanao manavao ny fombanao fa tsy miezaka ny hampivily lalana anao akory ranamana!! Izaho tsy ny "conversion" na ny "prosélytisme" no tanjoko, fa ny mampiseho saina tia karokaroka : izaho tsy miezaka mandresy lahatra fa mampiseho ny tokony hiseho!!! 8) 8)
:twisted:
46. Noue
(
29/12/2008 15:19)
"prime":
saingy ny famantarana sy ny fahalalana tsara an'Andriamanitra dia tsy amin'ny saina fa amin'ny fo...
"prime":mahavariana be eeee ! =))=))=))=))=))
ka tsara raha mandalina fa tsy tonga dia mandray izay voasoratra araka izay ahazoana azy... ary indrindra mila mandinika ny "circonstances" (évenement, période, lieu, environnement...) nahatonga Azy nitondra fampianarana na toriteny fa tsy azo raisina am-bolony hoe satria Izy niteny an'izao dia izay ihany no dikan'io...
47. ikaretsaka
(
29/12/2008 15:34)
Androany A ho'zy pasitera de rahampitso Z ndray pasitera. Izay no ilazako hoe ty wawawa ity anie
49. kotobekibo
(
29/12/2008 21:30)
mampmé ny mijery sy mamaky ny ady hevitra eto .:-D :-D :-D
Ny azoko lazaina farany d izao : samy manana izay inoany tsika tsirairay avy ,
Mahafinaritra ref mahay manohana ny hevitrareo ianareo tsirairay avy . Fa kosa lasa ady finoana ilay ady hevitra .
Ny diso amin'ny ol iray tsy diso ho an'ilay ankilany . Samy mihevitra fa izay hitany no marina .
Tsy tsika irery no manao ady hevitra tahak'ity , ary izany no mahatonga ny fisaraham-pinoana isankarazany .
Mbola tsy mahay mifanaraka ireo antoko-pinoana retra ireo h@ izao satria samy mitana ny heviny .
Samia mino izay inoany ( katôlika , prôtestà , musulman , boudhiste ... , eny fa na ny mpandalina ankehitriny na radio sy TV5 aza ny an'ny sasany ;:-D hahahaha !!!! )
À bon entendeur ry zareo a , salut ! :-D

50. badboy
(
29/12/2008 21:49)
Tsy ny finoana no olana kotobekibo, fa ny hevitaingina hanohanana hevitra 1 hita fa tsy mitombina!! Raha ny porofo efa mitohaka @ tenda no mbola lazaina fa rediredy dia anao ny anao!! Ary aza afangaro ny finoanao sy ny fijereko fandaharana fandalinana, izay tsy dia ankasitrahanao loatra ranamana satria manambara ilay tsy tianao ho kitikitihina!! Efa tadiavinao ho atao fivavahana hatr@ ilay fandaharana aza moa ka dia tsy haiko hoe aiza loatra izany lalana diavinao izany fa dia tsy ilay handehanako, izay dia sûr!!
Tazomy ny hevitrao fa izahay handray ny lalan'ny fanekena ny fivoarana aratoetsaina sy ny tsy fanekena fotsiny izay lazain'izao adala sy bodo rehetra izao nefa efa misy hevitra hafa miaraka @ porofo mivaingana!! Ka dia mahereza @ lalankodiavinao ranamana !! 8) 8)

51. ikaretsaka
(
29/12/2008 22:06)
badboy:
Tsy ny finoana no olana . . . , fa ny hevitaingina hanohanana hevitra 1 hita fa tsy mitombina!!
Raha ny porofo efa mitohaka @ tenda no mbola lazaina fa rediredy dia anao ny anao!!
!!
Iombonako hevitra ireo
52. Noue
(
30/12/2008 18:03)
kotobekibo:
mampmé ny mijery sy mamaky ny ady hevitra eto .:-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
53. prime
(
31/12/2008 07:19)
Handeha atao fihomehezana tokoa satria mba androany ny andro farany amin\'ity taona 2008 ity... :-D :-D
Mahereza aby dia manaova fety mahafinaritra, samy hahatratra ny taona vaovao avokoa isika rehetra, hotahian\'Andriamanitra... :)
Mahereza aby dia manaova fety mahafinaritra, samy hahatratra ny taona vaovao avokoa isika rehetra, hotahian\'Andriamanitra... :)
54. badboy
(
31/12/2008 10:02)
Hotahian'Atra ahoana indray ary, samy ho tratriny dia ampy fa aza asisika etsy sy eroa foana ity fitahiany!! Fa tsy maintsy tokony ho tahiany ve satria handray 2009??? :-D :-D :-D
55. Noue
(
31/12/2008 14:30)
badboy:badboy kosa eeeeee
Hotahian'Atra ahoana indray ary, samy ho tratriny dia ampy fa aza asisika etsy sy eroa foana ity fitahiany!! Fa tsy maintsy tokony ho tahiany ve satria handray 2009??? :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
56. ikaretsaka
(
01/01/2009 00:18)
Ho hambinin' izay manambina an ialahy ao ary e.
Prime> jereo ihany ny vocabl ampiasaina indraindray .... gravy be manko le hilaza @ sola hoe ao bangoina ny volonao :-D
Prime> jereo ihany ny vocabl ampiasaina indraindray .... gravy be manko le hilaza @ sola hoe ao bangoina ny volonao :-D
57. prime
(
02/01/2009 10:45)
ikaretsaka> Ny firariantsoa sy fizarana fahasoavana dia nataon'Andriamanitra ho an'ny rehetra tsy an-kanavaka fa anjaran'ny tsirairay ny mandray na tsia... :lol: :)
58. ikaretsaka
(
02/01/2009 15:23)
Ny fomba fampitana azy koa mila jerevana aloha.... io no efa erreur nareo hatr@ zay.
Tonga de hoe misy devoly e.mila converti nefa tsy jerena akory ny background n'ilay olona
Tonga de hoe misy devoly e.mila converti nefa tsy jerena akory ny background n'ilay olona
59. prime
(
06/01/2009 11:32)
Ny tenin'Andriamanitra miantefa amin'ny olona rehera fa tsy mijery "background"...
Ny fomba tokoa no samihafa fa ny teny dia iray ihany... :)
Ny amin'ny fisian'ny devoly sy ny asan-devoly dia an'ny tsirairay ny hino na tsy hino ny momba izany fa mazava ny lazain'ny tenin'Andriamanitra momba izany... ary aoka tsy hadino fa ny mpino sy mpanaradia an'i Jesosy rehetra dia nomena fanomezam-pahasoavana hanitsaka ny devoly sy handrava ny fanjakany, saingy misy ireo olona efa manana traikefa ny amin'izany sy nomena fanomezam-pahasoavana sy fahefana manokana hiady aminy... ka iza moa izaho sy ianao no handeha hitsara ny asan'Andriamanitra???
Raha efa niady tamin'ny devoly ianao no sady manorina ny finoanao amin'i Jesosy ka mitsara dia mety azo hainoina ihany aloha... fa ianao aza misalasala ny amin'ny fisiany kanefa sahy mitsara ny mpanompon'Andriamanitra, dia ahoana izany??? :lol:
Ny fomba tokoa no samihafa fa ny teny dia iray ihany... :)
ianao:... Inona ilay "erreur"??? :lol:
io no efa erreur nareo hatr@ zay.