Inona ny tena marina momban'i Jesoa?????
21. kotobekibo
(
26/12/2008 22:13)
Tsara ny manadihady raha takatry ny saina izany !
Jereo fa bdb ny contradiction ao anaty baiboly ao .
Jereo fa bdb ny contradiction ao anaty baiboly ao .
22. ikaretsaka
(
26/12/2008 22:56)
Izay....
Fa entre pa,,,, inona tkoa moa no tena atahorana ka mahatonga ny vanjo alika sns tsary mamaky boky hafa e
Fa entre pa,,,, inona tkoa moa no tena atahorana ka mahatonga ny vanjo alika sns tsary mamaky boky hafa e
23. Noue
(
27/12/2008 14:54)
"vale":alohan'ny hinoana dia tsy maintsy manadihady eee! @ fomba ahoana no hinoana raha tsy misy ny fandinihina sy ny fanadihadiana ????
NY FINOANAO NO HAHAVONJY ANAO, fa tsy ny fanadihadiana tsy misy fiafarany!!
"ikaretsaka":ekena eee ! sady mbola tsisy olona maty na nahafaty ny fanadihadiana
.amiko tsy fahotana ny manadihady
24. badboy
(
27/12/2008 15:20)
Indramiko ity tenin'olona goavana iray ity : "Galilée disait que la science nous aide à comprendre le ciel et la religion à s'y rendre. La science permet de comprendre la structure de l'univers et elle pave la route à la technologie, laquelle permet de transformer l'univers"!! "Blasphème" indray izao hoy ny sasany!!:twisted: :twisted: :twisted:
8) 8)
8) 8)
26. badboy
(
27/12/2008 19:17)
Dia mbola notohizan'ilay ranamana ilay izy hoe : "le développement de la science et l'importance qu'on lui accorde dépendent de conditions sociales et intellectuelles globales" ary ampiany fa : " Le long développement de la science a permis de comprendre la Bible d'une autre manière et de distinguer le récit mythique, qui est riche de sens mais sans portée historique, de la démarche proprement scientifique. Or, il y a une propension constante, pas seulement chez les chrétiens, à confondre mythe et histoire, vérité mythique et vérité scientifique".
Dia mihaino ny hevitrareo aho ny @ io hevitr'io Pretra io!!! 8) 8)
:twisted: :twisted:
Dia mihaino ny hevitrareo aho ny @ io hevitr'io Pretra io!!! 8) 8)
:twisted: :twisted:
27. kotobekibo
(
28/12/2008 14:35)
Marina ireo volaza ireo ary tena manamarina ny teniko teto sy tatsy ambadika ihany koa manao hoe :
izay takatry ny saina hoe marina no marina mandra-pisehoan\'izay porofo izay mandiso io soi-disant marina io .
Arakaraky ny fahaizan\'ny tsirairay ny hoe marina na tsia ilay zvt .
Ohatra :
-Taloha d noheverina fa fisaka ny tany , nanadihady i Galilée ary nahita fa boribory . Tezitra ny manampahaizana rehetra hoe maniratsira lery ary d notapahin-doha sy nodorana . Hitantsika izao fa boribory ilay tany .
- Taloha h@ kilasy de 7eme na T5 tsika d nahalala fa tsy azo atao ny màka paoma 5 @ olona iray manana paoma 4 , satria aiza no hamoronany paoma 1 tampoka eo ? 5>4
Miditra kilasy 6eme indray d hoe lasa mety indray hono . Hay moa afaka mindrana paoma 1 izy , izany hoe -1 ny isan\'ny paoma ananany eo .
Dia tokony hovaina v izany ny fandaharan\'ny fampianarana ny T1-T5 satria diso no fototra nampianarina azy ireo ?
toy izany koa ny nilazana fa tsy mi-existe ny racine carrée-n\'ny isa miiba ( negatif ) iray , ( satria ny nampianarina manomboka eo @ 6eme h@ terminal raha tsy diso aho d ny moins x moins d + foana no valiny )
Eny @ ambaratonga ambony indray lasa mety hono , satria ny racine carrée-n\'ny -1 dia \" i \" , antsoina hoe unité imaginaire . Ary tena miasa b io .
- Ny integrale simple lasa misy double sy triple ...
D tokony ho soloina dôly v izany ny fandaharan\'ny fianarana rehetra satria diso daholo ny base-ny ?
Toy izay ilay resaka baiboly ary ny takatry ny sain\'ny vahoaka d ny hoe 25 decembre no noely . Dia io no ekena .
Tsy midika izany fa mampianatra diso sy mamahan-dalitra ny mpampianatra .

28. badboy
(
28/12/2008 16:09)
Tsy haiko aloha izany fianarana nadehanan'ikotobekibo izany fa izahay tsy nolazaina mihintsy t@ nianatra tany @ ambaratonga fotototra fa hoe tsy misy izany -1 izany fa tsy naseho anay fotsiny!! Ary ny antony tsy nampisehoana ilay izy dia satria tsy mbola ho an'izany ambaratonga izany aloha fa mbola vao fototra!! Mandeha @ ambaratongany ny fampianarana na "par étape" ka izay no antony tsy ilazana dia ny mialoha ny zavatra tsy ho takatr'ilay sain'ilay zaza akory, nefa ny fototra aza tsy voafehiny!!
Mifanohitra tanteraka ny @ izay ny famantarana ny baiboly!! T@ voalohany dia ny pretra sy ny eglizy ihany no nanome ny hevitra tokony ho hita ao anatiny!! Rehefa nandeha anefa ny fanadihadiana dia maro no nifanohitra t@ ireo fampianarana nampitaina, ary izay mbola mitohy @ izao ny fahitana ny tena nisy marina @ alalan'ny fikarohana!! Inona anefa no mitranga : tsy eken'ny ankabeazanireo mpamaky teny fotsiny ilay hoe diso ny tao fa io no marina ary tsisy marina ankoatran'ny ao anatin'io boky io!!
Tsy omena tsiny isika malagasy raha toa ka miziriziry @ ilay hevitra voaray diso, izay lazaina fa marina, satria araky ny voalzan'ilay olona notsongaiko dia arakaraky ny ahavompiainan'ireo olona y ahavompahalalany!! Voamarika izany rehefa ampitahana ny fahalalana anan'ny zanabazaha sy ny zanatsika malagasy!! Ao anatin'izay tsy fahampiana izany anefa dia mbola mapianarina diso ihany ireo taranaka amanjafy, dia tsy mahagaga raha sarotra aminy ny hanaiky hoe diso izany satria izay no efa nampiataina tamin'ny razambeany faha9999 fa hoe izay no marina ka dia izay!! Io ilay ataon'ikotobekibo!!
Soa ihany fa tsy mifototra @ teny sy hevitra diso tahak'izany ireo nanamboatra ny satellite fa raha ts'izany ho tsy nisy izany aterineto izany ka tsy afaka ny niserasera t@ namana serasera teto akory aho!!!8) 8) 8)

29. kotobekibo
(
28/12/2008 17:37)
Tsy haiko aloha izany fianarana nadehanan'ikotobekibo izany fa izahay tsy nolazaina mihintsy t@ nianatra tany @ ambaratonga fotototra fa hoe tsy misy izany -1 izany fa tsy naseho anay fotsiny!!
hay v azon'élah ihany hoe tsy naseho fotsiny e!
tahak'izay koa ilay baiboly , vakiana tsotra sy tenenina @ vahoaka hoe izao no izy .
Ireo no eritreretina fa takatry ny sain-tsika ( sainay ) tsy d mpandalina baiboly loatra ary koa ambangovangon'ny fihainana t@ izany andro izany , ary tsy tafiditra soratra ao anaty boky iray ny fihainana rehetra nihainan'i Jesoa ...
Ary ny antony tsy nampisehoana ilay izy dia satria tsy mbola ho an'izany ambaratonga izany aloha fa mbola vao fototra!!
élah io manamafy fa izay takatry ny saina no ampianarina . Ireo no takatry ny sain'ny ol tsy mpandalina baiboly d izay no ampianarina azy . Tsy midika fa diso b ireo base ao anaty baiboly , fa kosa tsy naseho azy ireo fotsiny ny zvt hafa tsy takatry ny sainy .
Tsy miteny zà fa diso no nampianarina , fa kosa tsy ampy . Tsy misy miteny hoe an'élah eo hoe aza mandalina na mitsikera . Mety efa ambony izao ny fisainan'élah d mety mahatakatra bebe kokoa noho ny ahy sy ny olon-kafa .
Tsara izany fa kosa tsy azon'élah forcer-na ny ol hafa hoe izao no marina .
Io arakaraky ny fomba fijery an'ilay soratra ao koa no mahamarina na diso ny zvt iray .
Ohatr' ireo nomeko eo ambony ireo . Tahaka an'élah tsy nahalala ny -1 sy ny ...t@ mbola kely .
élah nefa miteny foana fa diso ny base-n'ny baiboly .
NONNN!!!! bainn a! tsy naseho antsika fotsiny ,izany hoe tsy ampy ny naseho an'élah sy zà .
30. badboy
(
28/12/2008 18:49)
Aza misendaotra hoa rehefa mba matanjaka ilay hevitra asehoko fa manjary mieritreritra aho hoe sao ho tsy ho zaka indray ny onjany manaraka aposako!!
:^) :^)
Ny kihaniko kotobekibo dia ny fanohanana hevidiso nefa efa naseho ny porofo fa diso ilay izy!! Dia diniho tsara ity efa voalaza ity fa io efa nodisoan'ny fikarohana io, nefa tsy izay no ampianarina fa marina hatrany!!
Miampy an'io koa dia tsy nisy mage mainty niankohoka teo anatrehan'i emaoela, saingy izany koa anefa no ampitaina fa marina sns sns!!!
Ireo tsy marimpototra rehetra ireo no mitambatra dia mampanotany tena hoe inona koa ny manaraka ho tsy marina ho hita ao nefa iringirinin'ikotobekibo sy ny namany ho marina tsisy kihanina?????
K'aza vokisana zavatra diso, raha mankarary ny foinao ilay lainga, ireo zafy amanjanaka ho avy fa asehoy azy ny marina!!!! 8) 8) :twisted: :twisted: :twisted:
:^) :^)
izay takatry ny saina no ampianarina . Ireo no takatry ny sain'ny ol tsy mpandalina baiboly d izay no ampianarina azy
Ny kihaniko kotobekibo dia ny fanohanana hevidiso nefa efa naseho ny porofo fa diso ilay izy!! Dia diniho tsara ity efa voalaza ity fa io efa nodisoan'ny fikarohana io, nefa tsy izay no ampianarina fa marina hatrany!!
badboy:
Si de nombreux doutes demeurent concernant l’existence qui fut réellement la sienne, il semble aujourd’hui avéré qu’il a vécu, non pas en l’an zéro mais deux à huit siècles plus tôt. Et s’il a probablement vu le jour en hiver, ce serait le pape Libère qui, en 354, aurait fixé la date de naissance du Christ au 25 décembre, vraisemblablement en raison du solstice d’hiver, qui marque le retour du soleil.
Pour le reste, la vie de Jésus reste jonchée de zones d’ombre. Son enfance dans la ville de Nazareth, en Galilée, au nord de la Palestine, suscite quelques débats, tout comme ces liens avec Marie-Madeleine ou bien sa mort. Et ce, malgré le travail permanent des chercheurs qui appliquent leurs connaissances et outils scientifiques aux traces littéraires et archéologiques de son histoire.
Miampy an'io koa dia tsy nisy mage mainty niankohoka teo anatrehan'i emaoela, saingy izany koa anefa no ampitaina fa marina sns sns!!!
Ireo tsy marimpototra rehetra ireo no mitambatra dia mampanotany tena hoe inona koa ny manaraka ho tsy marina ho hita ao nefa iringirinin'ikotobekibo sy ny namany ho marina tsisy kihanina?????
K'aza vokisana zavatra diso, raha mankarary ny foinao ilay lainga, ireo zafy amanjanaka ho avy fa asehoy azy ny marina!!!! 8) 8) :twisted: :twisted: :twisted:
31. kotobekibo
(
28/12/2008 20:27)
Zà less tsy misendôtra fa élah angambany , ny teniko fotsiny ref tsy mino élah d an\'élah izany fa tsy anjaran\'ny hafa . Efa nampilazaina élah ka d izay fahitan\'élah azy no anohizan\'élah ny fihainan\'élah .
Qui vivra verra hoy ny mena sofina izay .
Rehefa tsy milaza ny marina d mitovy @ manafina ihany donc efa naman\'ny mandainga bainn a! noho izany diso dôly koa izany ny base-n\'élah h@ izay nihainan\'élah .
Raha zà élah toriko any @ fitsarana ny fampianarana rehetra satria nanafina t@ élah zvt maro , nandiso ny fampianarana an\'élah :-D:-D:-D
Aza tezitra bainn fa raha zà élah tsy mino n\'inn n\'inn intsony zà a!
Elah ihany no mandiso ny tenenin\'élah .
:-D:-D:-D
f\'angaha ref atao symboliques ny daty ( paka , pantekoty , noely ...) ary tsy précis tsara ny zvt sasany ao anaty baiboly d hoe famahanana lalitra ?
Fantatr\'élah kosa angamba ny daty sy ny ora marina ka tezitra élah satria tsy exact ny hainay olona tsy ampy fahalalàna .
Mihaiky zà bainn a! mahay élah ! :-P
Qui vivra verra hoy ny mena sofina izay .
Tsy haiko aloha izany fianarana nadehanan\'ikotobekibo izany fa izahay tsy nolazaina mihintsy t@ nianatra tany @ ambaratonga fotototra fa hoe tsy misy izany -1 izany fa tsy naseho anay fotsiny!! Ary ny antony tsy nampisehoana ilay izy dia satria tsy mbola ho an\'izany ambaratonga izany aloha fa mbola vao fototra!!
Rehefa tsy milaza ny marina d mitovy @ manafina ihany donc efa naman\'ny mandainga bainn a! noho izany diso dôly koa izany ny base-n\'élah h@ izay nihainan\'élah .
Raha zà élah toriko any @ fitsarana ny fampianarana rehetra satria nanafina t@ élah zvt maro , nandiso ny fampianarana an\'élah :-D:-D:-D
Aza tezitra bainn fa raha zà élah tsy mino n\'inn n\'inn intsony zà a!
Elah ihany no mandiso ny tenenin\'élah .
:-D:-D:-D
f\'angaha ref atao symboliques ny daty ( paka , pantekoty , noely ...) ary tsy précis tsara ny zvt sasany ao anaty baiboly d hoe famahanana lalitra ?
Fantatr\'élah kosa angamba ny daty sy ny ora marina ka tezitra élah satria tsy exact ny hainay olona tsy ampy fahalalàna .
Mihaiky zà bainn a! mahay élah ! :-P
32. badboy
(
28/12/2008 22:26)
Tsy hoe ange rehefa milavo lefona @ fomba vôtany dia manana ny marina e!!
Efa hita izao fa miankina @ zavatra diso dia mbola tsy manaiky ihany!! Ary tsy izaho ny nataoko dia nampita ilay fahadisoana sy nanome ny tena marina, dia izaho indray hono no mifototra @ fahadisoana!! Mahatsikaiky ilay adalana fa atao akory, izay ilay finoana malagasy : tsy manaiky hoe misy diso ao anatin'io boky ifotorany io fa dia io no "vérité absolue"!!
Ary aza afangaro moa ny hoe mandeha ambaratongany sy ny mifototra @ diso fa mampibaribary ilay fiziriziriana anaty fahadisoana!! @ fomba ahoana moa no hahaizan'ny any @ T5 intégrale raha tsy efa fantany aloha izany + sy - izany?? Ary ny tsy filazana akory tsy midika hoe afototra @ diso fa miandry ny fotoana izay fantatra fa hahatongavany rehefa mitohy ny fianarany!!
Ny baiboly angaha misy ambaratonga fa tsy izay voasoratra ao dia io no inoana?? Ka averiko indray hoe aza afangaro voraka fa manjary hita ny nafenina, dia ilay toetra tsy manaiky hoe misy diso ao anatin'io boky io!!!
8) 8)
:twisted: :twisted: :twisted:

33. ikaretsaka
(
29/12/2008 01:20)
ny tiana holazaina angamba de hoe rehefa azo le base dia developpeo fa aza mihonona eo @ base eo fotsiny e!
tsy diso le izy fa tsary ampy.. dia ampio @ zay
tsy diso le izy fa tsary ampy.. dia ampio @ zay
34. kotobekibo
(
29/12/2008 06:24)
f'angaha ref atao symboliques ny daty ( paka , pantekoty , noely ...) ary tsy précis tsara ny zvt sasany ao anaty baiboly d hoe famahanana lalitra ?
Fantatr'élah kosa angamba ny daty sy ny ora marina ka tezitra élah satria tsy exact ny hainay olona tsy ampy fahalalàna .
Mihaiky zà bainn a! mahay élah !:-P
badboy > aza mampmé ouah =))
vakio tsara aloha ny lazaiko vao manatsikera , satria raha tahaka izay koa no h
andraisan'élah ny teny retra ao anaty baiboly d tsy hitako izay hiadiana hevitra eto .
Aza ovaina ny teniko .
Zà v niteny hoe verité absolue ? ireo aloha no marina mandra-paha ...!
:-D :-D :-D
ika > izay no tsy azon'i lery , aminy d hoe diso ihany
35. prime
(
29/12/2008 07:10)
badboy:... :)
Aza mandigana be tahak'izao moa fa mankarary maso ny mamaky azy!! Ny zavatra rehetra dia mandeha arakambaratonga na "par étape"!! Aza iniana hodiana tsy fantatra tahak'izany ny filaharan'ny zavatra, indrindra fa ny olona!!! Ny saina aloha no niasa namaky sy nandalina!! Rehefa resy lahatra ny saina dia izay vao resy lahatra ny fanahy!! Eto aloha hatr@ izao dia tsy misy idiran'ny fo mihintsy!!Raha vao miditra ny fo dia lasa "torapo" na "état d'âme" ilay izy!! Ka avaho tsara aloha ny torapo sy ny teny faharesendahatry ny saina, ary raiso @ ambaratongany, izay vao jereo ny vokany!!
Ny fo no taova iasan'ny tenin'Andriamanitra fa tsy ny saina... ary ny asan'ny fo no mamelona ny fanahy... ny tenin'Andriamanira ihany no manamarina fa ny fo no ivoahan'ny mahaolona ny olona... raha maloto io dia maloto ny olona sy ny tenany manontolo, raha madio io dia madio ny tenany manontolo...
Izany indrindra no mahasarotra ny fibebahana ary tsy vita mora foana satria ilay fo mihitsy no tsy mety foraina sy iasan'ny Tompo ho tonga fo nofo fa miziriziry ho vato tsy azo ovaina rehefa anambarana ny tenin'Andriamanitra...
Zavatra samihafa mihitsy ny lazainao ny amin'ny resaka torapo... ao amin'Andriamanitra dia ny fo no iasany voalohany ary io no mitondra ny saina sy ny fiainana... amin'izao tontolo izao dia idiana ny fo fa ny saina no ampiasaina ary io no mibaiko ny fo...
Mazava ho azy fa raha mahalala marina an'i Jesoa ianao dia ny fonao aloha sokafana iasan'ny Fanahy Masina, raha tsy izany dia aza terena ho toy ny fihevitrao ny fiasan'Andriamanitra... fantaro marina aloha Jesoa hoe iza Izy!!!
Tsy hisy hahalala ny momba Azy marina raha tsy tia Azy aloha ary mamantatra Azy amin'ny mahaIzy Azy voalohany, dia izay voambaran'ny Soratra Masina... vao izay ambaran'ny boky sy ny fahalalana hafa...
36. prime
(
29/12/2008 07:26)
badboy:... Averiko indray: tsy nisy niteny hoe tsy zavadehibe na tsy ilaina ny fikarohana... ary ny fikarohana dia manome "hypothèses" isankarazany... izany no vokatra mendrika avy aminy fa tsy ny fijoroana ho marina tokana... indrindra raha hiresaka tantara...
Io no mahatonga ny fikarohana ho zavadehibe satria mety hanamafy sy hitondra porofo ny zavanisy, nefa koa hampahalala kokoa ny tena nisy marina, eny na dia mifanohitra tanteraka @ ireo voalaza aza!! Noho izany ilaina ny fikarohana satria mba tsy hahatonga ny finoanoampoana!! Ka dia isaorana be dia be ireo mpikaroka satria izireo no mampahalala ny tena zavamisy marina nitranga t@ nandalovan'ny rôle teto antany!!
37. prime
(
29/12/2008 07:54)
Noue:... Sao ny hevitr'ilay hoe mahafantatra mihitsy no tsy azonao... ny dikan'ny hoe mahafantatra mantsy raha ny lazain'ny Soratra masina dia tsy hoe "savoir" na "connaître" fa lalina kokoa noho izany dia ny hoe "en communion"...
fa @ fomba ahoana io aloha ee???? sa tonga ho azy tahak'zao fotsiny io ??? tsy misy nilaza , nanoro , nampafantara , nianarana t@ caté , tsy mba niangona ???? fa dia un ptit clic de la pouce sy majeur dia le tour est joué ???
Ka raha iretsy roa voalohany no andraisanao azy dia marina ny ambaranao fa ny fianarana sekoly alahady sy katekomena sy ny fankanesana mivavaka dia efa ahafantarana ny ampahany hoe iza marina Izy...
Fa ny ambarako dia ilay hoe mahafantatra Azy marina (en communion parfaite avec Jésus Christ) ary eo dia raha tsy miray sy mino ary mankato Azy dia tsy hahafantatra Azy velively... tsy resaka fihinanana mofo sy fisotroana divay no tiana ambara fa ny fahafenoan'ny Fanahy Masina ao anatin'ny tena ka tena iraisana amim-po amam-panahy amin'Andriamanitra...
Noue:... Vakio tsara ny voambara ao ambony ao f'andrao mamerin-dresaka sy manalava resaka raha averina...
fa iza no manao an'izany ry prime ????
Noue:... Andriamanitra raha nitia ny olona dia tsy ny sainy no nampibahanany ny fanapahan-keviny... satria meloka ny olona ary nanota teo imasony ary mendrika ny ho faty, nandika ny sitrapony, ary nanamavo ny anarany... Ka raha tamin'ny saina no nanapahan'Andriamanitra hevitra dia efa tsy nisy izaho sy ianao fa ny fahatezeran'Andriamanitra no nihatra tamintsika satria meloka eo anatrehany ny olona... fa mbola ny fony sy ny fitiavany no nibosesika ka hafa ny fanapahan-keviny, dia ny hamonjy ahy sy ianao ka nanirahany ny Zanany malalany ho faty teo amin'ny toerantsika...
ka raha tsy misaina ve ianao inona no vitan'ny fonao ee ???
zany oe vao eraka zany i prime dia tsy nianatra , tsy nandalina , tsy namaky baiboly , tsy niangona fa avy dia ny fon'i prime no nibaiko an'i prime oe minoha an'Andriamanitra ianao ! dia mba inona kay no mba nolazain'ireo apôtres miankina @ fiainan'i Jesoa ??? sa tsy nilaina koa ireny voalazan-zareo ireny ka nosoratana tao anaty baiboly ??
Asa raha azonao an-tsaina izany asan'ny fo sy fanahin'Andriamanitra lalina izany ka na ho faty eo amin'ny toeran'ny mpanota sy mpanenjika ary mpaniratsira Azy aza dia nafoiny avokoa ny momba Azy mba hahavoavonjy ahy sy ianao... izany no mahazava-dalina ny fitiavan'Andriamanitra ka ilazan'izao tontolo izao ny mahaadala Azy nanaiky izany... hoy indrindra ny tenin'Andriamanitra izay, "amin'ny fo no inoana ahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena ahazoana famonjena"... tsy misy asan'ny saina izany rehetra izany ka raha te-hahalala an'Andriamanitra marina dia aza ny saina no sokafana fa ny fo...
Ary raha tsy amin'ny fo no ihaonana amin'Andriamanitra dia zava-poana ny fivavahana sy ny finoana satria ilay fo mibebaka no ilain'Andriamanitra fa tsy ny fahalalan'ny saina Azy...
Noue:... Inona no mahazendana anao? atolory an'Andriamanitra ny fonao dia mibebaha fa ho fantatrao marina Jesosy hoe, iza Izy... :)
mahazendana ianao ry prime ka ! mahavariana ity zavatra lazainao aaa !
38. Noue
(
29/12/2008 08:18)
ary prime anie mahay mamadibadika resaka eeee :-D :-D :-D :-D
"Noue":
@ fomba ahoana moa no hamantarana sy ahalalana Azy raha tsy miatomboka @ famakiana ny boky (baiboly) sy ny fikarohana ?
"prime":
saingy ny famantarana sy ny fahalalana tsara an'Andriamanitra dia tsy amin'ny saina fa amin'ny fo...
"prime":
Asa raha azonao an-tsaina izany asan'ny fo sy fanahin'Andriamanitra lalina izany ka na ho faty eo amin'ny toeran'ny mpanota sy mpanenjika ary mpaniratsira Azy aza dia nafoiny avokoa ny momba Azy mba hahavoavonjy ahy sy ianao...
39. prime
(
29/12/2008 08:38)
badboy:... Ohatry ny niverimberina voambaranao ny hoe diso ny voasoratra ao amin\'ny baiboly... mba azonao lazaina ve azafady hoe inona avy ilay diso voasoratra ao? rehefa milaza toa io mantsy dia tsara raha porofoina... misaotra :lol:
Ny baiboly angaha misy ambaratonga fa tsy izay voasoratra ao dia io no inoana?? Ka averiko indray hoe aza afangaro voraka fa manjary hita ny nafenina, dia ilay toetra tsy manaiky hoe misy diso ao anatin\'io boky io!!!
40. badboy
(
29/12/2008 09:55)
Mahafinaritra loatra ny mijery ireo mahay manodina ilay resaka!! Tsy haiko hoe taiza aho moa no nilaza hoe diso tao anaty baiboly, asehoy eto hoe mba ho jeren'ny rehetra!! Dia ny hevitra nasehoko ery ambony no tiako hohamariina sy hiadiana hevitra f'aza taritina ho an'ny baiboly iray manontolo fa manjary mamilandresaka ianareo ry namana isany!!!
Averiko eto ny zavatra nampitaiko
Ireo no nasehoko dia ireo no ifotorako fa tsy ny tao anaty baiboly iramanotolo akory no nokihaniko!! K'aza manao resak'adala ohatr'izany fa io fombatsika gasy mnitadresaka io mba hampiseofa manana ny marin dia manreraka be ary mila hovaina satria tsy mitondra fivana fa manary any ankadin'ny tsy fahaizana miady hevitra aza!!
Ary raha mbola tia hahita ny zavatra hafa mampisalasala ao anatin'ny fiainana'i Jesoa dia vereno jerena ity horonantsary fanadihadiana sy adihevitra ity : http://www.france5.fr/c-dans-l-air/index-fr.php?page=resume&id_rubrique=1047&date=2008-12-25