fiarahabana ny namana rehetra tratry ny taona2009

1. ravatorano ( 02/01/2009 07:07)
Arahabaina tsisy ankanavaka isiaka namana rehetra mpiserasera eto amin 'ity lohahevitra politika ity amin' izao fahatongavan'ny taoana vaovao izao.Enga anie ka hitondra soa,fanambinana,fahombiazana,fahasalamana ho antsika ny 2009 ary koa ho an'ny vahoaka malagasy tsy vakivolo mùanerana an'izao tontolo izao !
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4337