Liste des messages
Liste des messages, inserés par rahery08, par ordre de date
rahery08
(
30/06/2011 06:33)
Aza manota intsony fa misy ny helo
miarahaba ny namana rehetra!
Voaraiko ity dia zaraiko eto, dia samy mandini-tena eo isika
AZA MANOTA FA MISY NY HELO
FA NY KANKANA TSY HO FATY ARY NY AFONY TSY HO VONOINA (Isaia 66 24 b)
Tanora Ma...
suite
répondu par niryna le 05/07/2011 01:39
rahery08
(
03/05/2011 11:32)
HAFATRA HOA ANAO
Miarahaba ny namana rehetra!
Hitako tany @ forumhafa tany ity dia zaraiko eto!
Dia mba samy maka izay tandrifiny eo!
: hafatra ho anao
> Ny voninahitra dia ho an’An...
suite
répondu par rijadolly le 04/05/2011 15:35
rahery08
(
30/11/2010 09:31)
IZA RATSY FANAHY
Miarahaba ny namana rehetra!
Araka ny lohateny dia hoe iza no ratsy fanahy?
Fa hoy indrindra ny tenin'ny Tompo hoe:
« Moa sitrako akory va ny fahafatesan'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah Tompo, fa ts...
suite
répondu par Miharena le 06/12/2010 06:44
rahery08
(
16/06/2010 12:22)
vohay ny lanitrao!
Miarahaba ny rehetra eto @ serasera!
Mila fanampiana aho ry zareo amin'ity tononkira mitory fitiava-tanindrazana ity ka mba ampio raha misy mahay!
Vohay ny lanitrao
Andriamanitray ö
ka midina ian...
suite
répondu par Miharena le 13/07/2010 06:45
rahery08
(
10/05/2010 10:58)
FAHITANA MILAZA FA HO AVY TSY HO ELA ANIE JESOA
Ity misy fahitana azon'ny mpanompon'Andriamanitra iray ka zaraiko amintsika eto dia samy mandinika sy mamakafaka isika ny amin'io.
Alors que je priais ce matin, Dieu m'a donné une vision. Il m'a m...
suite
répondu par nameno le 27/06/2010 15:59
rahery08
(
10/05/2010 05:46)
IREO BOKA 10 LAHY
Miarahaba ny namana rehetra !
Parikopa tao @ FLM t@ sabotsy lasa teo ity texte ity ka hitako fa tokony ho zaraina amin’tsika mba hampahery antsika ihany koa !
Tanataran’ireo Boka 10 lahy, (L...
suite
répondu par ikaretsaka le 19/05/2010 14:00
rahery08
(
18/01/2010 07:35)
RAVA HAITI
Miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera
Fifandrifian javatra ve sa inona ? fa izao no zavatra hita : Rava Haiti tamin’iny herinandro lasa iny.
Ary ny Perikopa FJKM tamin’ny Alahady...
suite
répondu par fijo le 03/02/2010 20:59
rahery08
(
12/01/2010 07:48)
ANDRIAMANITRA MIHAONA AMIN'NY OLONA
Miarahaba ny namana rehetra ato @ serasera.
Nanaitra ahy ity perikopa tamin'ny Alahady ity ary tsy haiko ny tsy hizara azy aminareo namana ato amin'ny serasera
DEOTERONOMIA 5: 20-24
Eto dia izao ...
suite
répondu par niryna le 01/02/2010 06:13
rahery08
(
17/04/2009 18:55)
sakodiavatra
Miarahaba anareo rehetra!
Sao dia mba hainareo ny tonon' ilay hira hoe sakodiavatra?
Toy izao ny fanombohany
Sanganehana ô! sakodiavatra
matahotahotra, izany foko mangahiahy
ka hamindra ho v...
suite
répondu par rahery08 le 24/04/2009 03:45
rahery08
(
16/01/2009 08:44)
Sarotra ho an' ny manan-karena
Raha sendra tafaresaka t@ ity Patron be iray aho dia nahateny izy hoe ny Malagasy tsy misy atao no mandeha mivavaka rehefa alahady !
Asa fa rehefa manan’karena ve ny olona dia manadino an’Atra ...
suite
répondu par Noue le 28/01/2009 07:59
rahery08
(
31/12/2008 19:25)
Anao ny safidy
Manahoana daholo nareo !!!
Marina tokoa fa tsy mba nanana safidy isika raha tonga tety an-tany !
Eny fa na dia ny vani-potoana, na ny kolon-tsaina , na ny maha-lahy na vavy sns… tsy mba nananant...
suite
répondu par ikaretsaka le 16/01/2009 16:35
rahery08
(
19/11/2008 05:24)
mety mahafoy Andriamanitra
: Nahoana ianareo no mandika ny didin'i Jehovah ka tsy mahita fanambinana? Satria efa nahafoy an'i Jehovah ianareo, dia nahafoy anareo kosa Izy. » (2 Tantara 24:20b)
Mety mahafoy Atra :
Tantara s...
suite
répondu par rahery08 le 22/12/2008 08:22
rahery08
(
28/10/2008 07:46)
Ireo tsy mpino
MANAHOANA DAHOLO!
Ny tena marina izay maha-tonga ireo olona tsy mety mino An 'Andriamanitra ange dia izy ireo lavo @ fahotana eh!
Lavo izy, dia aleony miheritreritra hoe tsy misy Andriamanitra!
Kan...
suite
répondu par coopsal le 28/11/2008 10:51
rahery08
(
23/10/2008 18:01)
fiainana
:) MANAHOANA DAHOLO!
Inona marina moa no andrasantsika eto @ ity fiainana ity?
ny sasany milaza hoe fahafatesana no andrasana ny hafa tsy haiko....
Raha ny marina dia Andriamanitra no miandry ants...
suite
répondu par ZoRajoela le 24/01/2009 22:13
