Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Annie2006 ( 09/01/2009 12:20)
MANIF à Paris: HETSIKA HO FIAROVANA NY TANINDRAZANA
Azonareo jerena ato ny video ahafahana maminavina ny loza mihatra amin'ny firenen-tsika. http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/COMMUNIQUE-Pour-la-dignite-de-Madagascar-et-d... tohiny
novalian'i penguin ny 12/01/2009 14:57
benasy ( 09/01/2009 09:28)
Tretrika
Malala a ! Tiako ho tretrika ianao mba hitretrehako koa…. Malala a ! Diso fantatrao aho, ka aza odiana tsy hita re ny amiko. Tsapako anie fa te-homba ahy ianao ! Eny na tsy ianao ianao aza, sain... tohiny
novalian'i Zozoro ny 14/01/2009 19:12
neptune ( 09/01/2009 06:36)
Mi sy la
mitady tonon-kira azafady (l) ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 09/01/2009 13:36
Itovoary ( 09/01/2009 06:32)
Ohatry ny tsy tiako ho aho le sariko
Ratsy be, tsy ohatry ny an'ny namako. Tsy tiako le bikako, lasa mahia loatra, hita be le taolako @ fahiazako. Ny tarehiko lavalava be, ny oroko petaka loatra, ny masoko lalina loatra. Na koa hoe: bot... tohiny
novalian'i mirana5 ny 12/01/2009 18:50
sylvain ( 08/01/2009 21:22)
ny afobe izay lazainy Bill wiese
nihezaka nanao lé jereo eto za fa tsy nety mihitsy na za koa no tena tsy mahazo azy tsara! Ao @ site madaplus.fr d misy lé hoe: Le bouquet tv Emissions d clikeo eo misy emission maromaro azo jerena ... tohiny
novalian'i coopsal ny 15/01/2009 16:08
Zozoro ( 08/01/2009 19:02)
Koditra sy Papoose
Dia alefaso ary.... tohiny
novalian'i Papoose ny 13/01/2009 18:15
malala1 ( 08/01/2009 17:51)
daewoo dement
http://gazety.malagasy.org/article.php3?id_article=2784 Daewoo logistics dément l’information selon laquelle un terrain de 1,3 million d’hectares a été octroyé à titre gratuit à Daewoo. Qu... tohiny
novalian'i malala1 ny 09/01/2009 16:53
xxx ( 08/01/2009 16:24)
Mila fanazavana sy fanampiana
nisy olona lehilahy izay niteny tamiko hoe te hanambady hono izy fa nahita olontiana tiany alaina ho vady Ny olana anefa dia izao: natao mariazy tany dago izy 2 ( ilay lhl sy ny ex) ary nanao transc... tohiny
novalian'i malala1 ny 09/01/2009 16:56
badboy ( 08/01/2009 16:24)
Filaharana eny @ ambassade : exception africaine et malgache
[b]Raha ohatra misy milahatra eny @ ambassade matetika, dia satria misy manafika ny firenen'ireo milahatra (oh : filaharan'ny palestinianina eo anoloan'ny ambasady jiosy) na koa misy fihetsika politik... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 08/01/2009 19:41
Fody ( 08/01/2009 15:37)
Tao Getsemania.
Misy tantara ao amin'ny Evanjely ao, ka izay afaka manaza azy dia mba iangaviana mba hanome fanazavana, satria inoako fa maro no tsy mahazo azy, sy mametraka fisalasalana. Marihako dia eny mialoha... tohiny
novalian'i Fody ny 23/01/2009 09:08
naughtyboy ( 08/01/2009 13:22)
ony oa,tena maty tko v iny Pierre Be kongofo tao amitsika ..
asa mo na oviana na ovina fa to t@ androny deba no nisiany reny kongofo gasy reny ary nisy le Me Pierre( za kalo de tsy mbola nahita tava azy atrizay niainako fa ny sariny no efa hitako)be nitarika iz... tohiny
novalian'i jairai ny 09/03/2012 08:18
gabidemony ( 08/01/2009 12:11)
Tena namarotan-dra8 saka-belo ra gasy kely
Milaza isika gasy sasany hoe mba nahavita azy alo ra8. lalàna ohatra no raisintsika. zavatra efa progé t@ andron-dratsiraka anie ny fanamboarana lalàna talohan'ny fifidianana iny.izany hoe ratsi... tohiny
novalian'i RanOBe ny 12/01/2009 18:17
kidoropamba ( 08/01/2009 10:44)
SOA ihany fa tsy voa-hompy ny gasy sasany any ivelany
Amin'izao gazety voateritery ary mahazo menasy hidina raha tsy manaraka baiko izao dia soa ihany fa teo ireo gasy any ivelany mba afaka mandray andraikitra ka miaro ny tanindrazana. Trongisina hoa... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/01/2009 16:45
penguin ( 08/01/2009 06:50)
Gasy ao PARISY vééé ahaty baolina ?
Dia mba mamono baolina ry leireto f'aza mampiomehy Malagasy an-TANINDRAZANA aaa. Politika io fa aza laniandro ny pokona.... tohiny
batotoa ( 08/01/2009 05:24)
Fialana tsy ho namana intsony!
Ahoana no atao ra hiala tsy ho namana intsony ; akoatran'ny tsy fanokafana compte?... tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/01/2009 13:56
xxx ( 07/01/2009 21:27)
lazaina ny ankizy ve ?
ny aretina gravy mahazo fianakaviana akaiky ? indrindra raha mifanerasera matetika sy tena tian'izy ireo ilay marary ? dia ahoana no fomba ilazana azy ? latsaky ny 10 taona ireo ankizy, fa hoatry ny m... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 12:30
niryna ( 07/01/2009 17:13)
Ny lanitra sy ny paradisa ve mitovy ?
Rehefa nofatsihana teo ambony hazofijaliana i kristy dia nanao esoteny ny mpiampanga azy hoe "raha zanak'Atra marina hianao ,vonjeo aloha ny tenanao "[color=blue] 39 Ary ny anankiray tamin'ireo olon-... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2009 18:11
Bocassa ( 07/01/2009 16:27)
13 janvier 2009: misy ifandraisany @ 13 mai 1972
Efa malaza be fa tsy honohono tsony ny hanombohan'ny grève générale @ talata 13 janvier 2009 Nilaza mantsy ny adjoint au maire fa mbl miziriziry @ heviny iany ny fanjakana mikasika ilay fanakaton... tohiny
novalian'i TWING ny 10/01/2009 11:55
Annie2006 ( 07/01/2009 16:25)
ASA fa tsy kabary: HIHETSIKA NY ETO PARISY
COMMUNIQUE : Pour la dignité de Madagascar et de son Peuple Il y a un temps pour le silence et un temps pour prendre la parole. Il y a eu un temps pour observer et laisser travailler. Ce t... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/01/2009 17:36
naughtyboy ( 07/01/2009 15:35)
sombiny reo zvmiafiny tontolo marolafy faha-5
tsy inona akory fa ilay antsoiny vozongo oe 5e dimension mahavarina tokoa reo herintsaina avo lenta toy ny psychokynesis , telepathy , meduimship,remote viewers(ampiasainy CIA,FBI,MOSAD..) na dadara... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 16:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.921