Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i gabidemony, milahatra araka ny daty
gabidemony
(
09/03/2010 13:04)
virtual dj pro + crack pour dj console RMX
Mba mitady[b] logiciel ny virtual dj pro[/b] mety @ [b]dj console rmx[/b]
azafady ... :-o ...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 22/06/2010 23:33
gabidemony
(
17/01/2010 16:35)
TELECHARGEMENT
[b]INONA NO PROGRAMME AHAFAHANA MITELEGARGER VIDEO @ DAILLIMOTION NA YOU TUBE ?[/b]
EFA NANANDRANA AN-LE [b]WWW.KEEPVID.COM[/b] INY IHANY NY TENANAY FA [b]OHATRA NY TSY METY TSONY @ZAO..[/b]. ...
tohiny
novalian'i neo83 ny 13/04/2010 07:04
gabidemony
(
04/12/2009 07:01)
Aiza no misy ny toerana Otran'ny OMDA aty ITALIE na FRANCE ?
Za manana hira izay noforoniko izany hoe ahy ilay hira dia tiko hosoratana
amiko ilay izy nefa tsy haiko hoe aiza no tokony halehako aty ...Ny tany Dago zao de ny OMDA
fa ny aty ITALIE na FRANCE n...
tohiny
novalian'i hery ny 16/12/2009 08:47
gabidemony
(
07/07/2009 13:14)
@NAO HATRAIZA NY LANJAN'NY VOLA ETO AN-TANY
N'aizanaiza alehanao de tsy maintsy mila VOLA
Mampamono tena olona VOLA
Mampitsiry fanahy ratsy ny olona VOLA
Mampiadana olona VOLA ...
HATRAIZA NY LANJAN'NY VOLA ?
ary INONA MARINA IO VOLA I...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/08/2009 11:14
gabidemony
(
01/04/2009 00:03)
FOSAFOSA
Fa inona marina le fosa eh?...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/04/2009 02:48
gabidemony
(
22/03/2009 21:08)
Gasy sasany aty an-dafy sy rehefa Tonga any DAGO
Mahagaga sy maha-talanjona ny zavatra ataon\'ny sasany rehefa tonga any Madagasikara manao vacance,tena hoe zany no manala azy aminy angà ary noho izany ihany koa no anisan\'ny mam-paniry ny Malagasy...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 28/08/2015 15:39
gabidemony
(
18/03/2009 11:07)
Aòna ny hiafaran'ny Avion nividin-dra8
hamidy sa hampiasain'ny filoha sa aòna marina?...
tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 18/03/2009 14:07
gabidemony
(
17/02/2009 01:05)
NAòNA NO TSY MAMPANDREZATRA NY MIDAMA ????
De mahagaga tokoa eh :!: :!: :?:
sa aòna hoy nareo :?:
De fafinaretana tsy ampy firy minitra iny de manadala ny saina.
Nahay ihany zao A/tra zao ka!!!...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 21/03/2009 11:22
gabidemony
(
15/02/2009 20:44)
INONA NY CONCLUSION ZANY ??!!!
Efa fantatsika izao ny mombamomban'i Ra8 sy Andry mikasika an'i MADAGASIKARA ,ary samy manana ny lohany izy roalahy,misy ny mety ary
misy ny tsy mazava.
Milomano ao anatin'ny olana isika izao ka at...
tohiny
novalian'i Andribe ny 15/02/2009 22:57
gabidemony
(
15/02/2009 11:23)
NY HEVITRY NY VAHOAKA @ ANDRY TGV ?
Mba aòna ny hevitry ny vahoaka @ Andry
@ty zavatra ho kasainy sy ataony @zao ity ?
Mba anisan'ny le olona hanova ny gasikara handroso fa tsy hihemotra
nandrasan'ny olona ve izy :?: :?: :?:
...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 17/02/2009 00:28
gabidemony
(
12/02/2009 20:20)
MITADY LOGICIEL FRUITY LOOPS 8 ET CRACKER AZAFADY RA MISY
Mba mitady fomba fi-telecharger-na logciel FRUITY LOOPS 8 gratuit et cracker
ze mba mahita hirika
merci :oops: ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 19/02/2009 09:20
gabidemony
(
09/02/2009 17:27)
AINA PAZZAPA & TOVO J'HAY
Tena aòna tena tsy azoko mintsy tsony ko reto panakanto reto
fa de òtran'ny de mifampihinakinana aby ka!!!!
nefa ny sasany zany de efa manambady aman-janaka de raharaha sa d'efa ao anatin'ny zava...
tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 21:49
gabidemony
(
09/02/2009 17:26)
AINA PAZZAPA & TOVO J'HAY
Tena aòna tena tsy azoko mintsy tsony ko reto panakanto reto
fa de òtran'ny de mifampihinakinana aby ka!!!!
nefa ny sasany zany de efa manambady aman-janaka de raharaha sa d'efa ao anatin'ny zava...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 12:10
gabidemony
(
09/02/2009 12:20)
NANENINA V ANDRIAMANITRA NAMPISY NY FANANAHANA ???!!!!
Aninao manokana, nanenina v andriamanitra nanisy ny fitaovampananàna
teo ò lahy sy ny vavy:?:
[b]Eo @ fampiasan'ny olombelona azy[/b] ...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 05/03/2009 13:03
gabidemony
(
07/02/2009 18:42)
RAHA NY SIPA NO MANAO DE TSY MAHAZAKA NY BANDY
Raha ny vehivavy no mampirafy de rangitra ra lehilahy ...???!!!!
Nefa raha ny lehilahy no mampirafy tratran'ny jòba de hoe:
CALMA FOTSINY IANAO RY NENY FA CONSIGNER NY TAVOANGY !!! ...
tohiny
novalian'i fenouhy ny 17/02/2009 21:34
gabidemony
(
07/02/2009 16:21)
ZAY ARY NENAREO!!! NY TEO IHANY NO HITA!!! DISO LALANA ISIKA
Efa lany manja le fitokonana sy ny grevy ary mihafara t@ fatin'olona izany.
Tany aloha nisy lohateny nataoko zay hoe:"ahoana no hevitra hangalana
an'le8 teo ò fitondrana? " de nisy eritreritro t@z...
tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 20:20
gabidemony
(
17/01/2009 22:08)
REHEFA MANAMBOLA VE DE HOE MILAY SA MATIERALISTA
Akamaroan'ny vehivavy no manao toen-tsaina tahaka an'io na any òtsika izany na aty ivelany,tsy azo afenina.Mahota bandy mikata de iny manao sora mananton'afo nefa iny olona iny ve tena tia anao sa ny...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 09/02/2009 10:53
gabidemony
(
17/01/2009 18:50)
S.O.S.NY ZAZA GASY, METISY ATY IVELANY ARY NY HOAVINY
Manahirana tokoa ny mitaiza zaza aty ivelany,indrindra fa le zaza nitombo taty
ireny,mifanohitra t@ fitaizana tany @tsika.
Hitako ny aty italie mantsy de misy ireoakizy gasy eny, na olon-dehibe izan...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 07/02/2009 17:39
gabidemony
(
17/01/2009 13:59)
OLONA IZA NO TOKONY HITONDRA
Maro izay efa teo @ fitondrana izay fa toa tsy mahazaka ny ny toerana
nomena azy.T@ propagandy de be fanantenana sy mahatsapa ny olan'ny
legasy nefa vòazo ny toerana de iny ko izy no tsy re ints...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 21/01/2009 15:33
gabidemony
(
16/01/2009 17:28)
AòNA NY MIALA SIGARA ???
Efa taona maro za zay mo nifoka sigara , ary roa taona lasa izay
no te hiala aho fa tsy mety fa te hifoka fòna.
Ao an-trano aho mahavita tsy mifoka mihintsy satry tsy misy mpifoka afatsy izaho i...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 13/06/2019 11:16
