NAòNA NO TSY MAMPANDREZATRA NY MIDAMA ????

1. gabidemony ( 17/02/2009 01:05)
De mahagaga tokoa eh :!: :!: :?:
sa aòna hoy nareo :?:
De fafinaretana tsy ampy firy minitra iny de manadala ny saina.
Nahay ihany zao A/tra zao ka!!!
2. ikaretsaka ( 17/02/2009 02:51)
gabidemony:

De mahagaga tokoa eh :!: :!: :?:
sa aòna hoy nareo :?:
De fafinaretana tsy ampy firy minitra iny de manadala ny saina.
Nahay ihany zao A/tra zao ka!!!


Tsy azoko..inona no ifandraisan'ny fitadiavana ny antony tsy mampandrezaatra @ adalan'ny saina sy atra
3. Mirananirina ( 17/02/2009 09:09)
i Gaby koadia tsy miheritreritra afa tsy io.Firy minitra isanandro izany?????????
4. gabidemony ( 17/02/2009 12:07)
mandainga ianao ra milaza oe tsy tia :?: :!:
5. ikaretsaka ( 17/02/2009 15:51)
azavao tsara aloha ny tena tian'ialahy hahatongavana ry gabi an
ny inona tsara no rehefa noana no tsy mandrezatra?
dia aiza le Atra no miditra @ io!
6. kelly13 ( 17/02/2009 17:14)
inn zany "midama"?
7. gabidemony ( 17/02/2009 17:28)
Ny sasany aza mbola tsy afa-po ny eny an-tanana fa mbola mangala-pinana
etsy sy eroa,ny sasany koa ao ny mividy,nefa de mbola tsy leo sy mandrezatra ihany
8. gabidemony ( 17/02/2009 17:30)
Ny sasany aza mbola tsy afa-po ny eny an-tanana fa mbola mangala-pinana
etsy sy eroa,ny sasany koa ao ny mividy,nefa de mbola tsy leo sy mandrezatra ihany
9. Lejoba ( 18/02/2009 16:11)
misy ihany ny manao overdose dia tsy te hiherika intsony, indrindra ireny vhvv mivarotra ireny. tsy ankifidy izay mpandray
10. xxx ( 18/02/2009 16:15)
inona izany midama?
11. ikaretsaka ( 18/02/2009 19:37)
nareo koa ohatran'ny tsy mbola nanao remblais /deblais :°)
12. Mirananirina ( 19/02/2009 14:18)
mandainga ianao ra milaza oe tsy tia

Tia fa indraindray e.
13. mion ( 06/03/2009 13:42)
za ry zalà tena efa nanao overdose t@ io a, fa zany tantaraiko an'lisany fa mamaly ze tsy anontaniana:
oh zavatra hafa no anontanian'là anà de zavatra hafa no havaliko , tena à côté be mintsy le reponse..

aza tratra ihany eeee
14. gabidemony ( 21/03/2009 11:22)
misy hono tena misy mahalatsaka im-pito vao maraina ny andro.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7152