RAHA NY SIPA NO MANAO DE TSY MAHAZAKA NY BANDY
1. gabidemony
(
07/02/2009 18:42)
Raha ny vehivavy no mampirafy de rangitra ra lehilahy ...???!!!!
Nefa raha ny lehilahy no mampirafy tratran'ny jòba de hoe:
CALMA FOTSINY IANAO RY NENY FA CONSIGNER NY TAVOANGY !!!
Nefa raha ny lehilahy no mampirafy tratran'ny jòba de hoe:
CALMA FOTSINY IANAO RY NENY FA CONSIGNER NY TAVOANGY !!!
novalian'i fenouhy ny 17/02/2009 21:34
2. Koditra
(
07/02/2009 22:01)
ndraso kalou letsy ragabi mbò enarana ndray io frazyn'lah io ra mahomby klé. :-D :-D
4. ikaretsaka
(
07/02/2009 22:55)
mahagaga hoa fa raha vavy no malaza hoe miaraka @ Bandy bedebe de hoe makorel, dabal... sns.. sy latsalatsaina sy ompaina, sy ohatran'ny atositosiky ny sipa akamany sy ny fiaraha monina izany
fa rehefa ny bandy no miaraka @ sipa bedebe.. de hoe sambatra kosa letsy ialahy fa milay be aby ny sipan'ialahy . .. ary na ny takoritsika ambadika ary ohatran'ny envien'ny bandy akamany izany
fa rehefa ny bandy no miaraka @ sipa bedebe.. de hoe sambatra kosa letsy ialahy fa milay be aby ny sipan'ialahy . .. ary na ny takoritsika ambadika ary ohatran'ny envien'ny bandy akamany izany
6. TsiStar
(
07/02/2009 23:30)
Ika - Heidi : fa aòna marina tokou aza? Aza mba manaiky anzany ry sipa isany a! :-D
7. naughtyboy
(
08/02/2009 03:29)
voalaza
Raha ny vehivavy no mampirafy de rangitra ra lehilahy ...???!!!!
Nefa raha ny lehilahy no mampirafy tratran'ny jòba de hoe:
CALMA FOTSINY IANAO RY NENY FA CONSIGNER NY TAVOANGY !!!
zay mintsy ka,le izy nge oe nindramina fa tsy nangalarina e efa mba mahatsapa tena aza le bandy oe aleo @ zay less averina any tompony ny zvolona fa tsy atao bodongerona aty @ sisiny ko :°)

8. Mirananirina
(
08/02/2009 12:50)
Ny anareo lhl anie raha vao mampirafy ny vhv tonga dia hoe makorel izay e.
Nefa ianareo manao mizesta ery
Nefa ianareo manao mizesta ery
9. ikaretsaka
(
08/02/2009 18:17)
mirananirina> ka izay ny maha samihafa ny lavaka sy ny biby
ny biby taitra tsy mahalala afa tsy lavaka fa ny lavaka taitra rehefa tsy mahita biby de mangotanatana eo
ny biby taitra tsy mahalala afa tsy lavaka fa ny lavaka taitra rehefa tsy mahita biby de mangotanatana eo
11. heidi
(
08/02/2009 20:00)
:-D
]
TSY DE HATAO Mahataitra fa henoina am sofina anjavia dia havoaka am sofina ankavanana :-P
]
1. Mpandefa : Koditra [ Valio ] 07-02-2009 23:01:21
Lohateny : Re : RAHA NY SIPA NO MANAO DE TSY MAHAZAKA NY BANDY
ndraso kalou letsy ragabi mbò enarana ndray io frazyn'lah io ra mahomby klé.
TSY DE HATAO Mahataitra fa henoina am sofina anjavia dia havoaka am sofina ankavanana :-P
12. Papoose
(
09/02/2009 04:11)
tsy mampirafy zany fotsiny ny fanafodiny ry gabdevil a!fa miaraka @dofin androany de i sarla radem de i apolinera rafakadem dia otsotsizay hatrany eeee!!
14. naughtyboy
(
09/02/2009 07:59)
ary i papoose ko misy2 teknika mintsiny a :D ,ekena mba tsy ifamaliana e :-D
ny mangalatra vadin'olona aloa de voarara fa tsy mbola nisy niteny maintsiny oe aza mindrana :-P
ny mangalatra vadin'olona aloa de voarara fa tsy mbola nisy niteny maintsiny oe aza mindrana :-P
16. Mirananirina
(
09/02/2009 10:19)
ikaretsaka:inona indray re ty resaka biby ity e?Mahita ho tenenina mihitsy.
17. gabidemony
(
09/02/2009 11:01)
ko misy ko le sasany le eny antanan'olona reny no tena tiny
fa moe matsiro koko zany hono reny koooo!!!! :?: :D
fa moe matsiro koko zany hono reny koooo!!!! :?: :D
18. gabidemony
(
09/02/2009 11:12)
ko misy ko le sasany le eny antanan'olona reny no tena tiny
fa hoe matsiro koko zany hono reny koooo!!!! :?: :D
fa hoe matsiro koko zany hono reny koooo!!!! :?: :D
19. peta83
(
09/02/2009 11:34)
De asakasakareo ze ampirafy bdb io fa tandremo fotsiny so tratrin'ny aretina ka manjary le sipanareo ndray no lasa victime @ ataonareo.Sady io ko anie "lavaka tsy ho tototra fa ny aina no mateza e"
20. gabidemony
(
09/02/2009 12:14)
sady io ko anie samy mitsangana daòly fa tsy misy mitsivalana akory eh!!
fa ny karòserie no samy manana ny azy
fa ny karòserie no samy manana ny azy