RAHA NY SIPA NO MANAO DE TSY MAHAZAKA NY BANDY
21. gabidemony
(
09/02/2009 12:15)
sady io ko anie samy mitsangana daòly fa tsy misy mitsivalana akory eh!!
fa ny karòserie no samy manana ny azy
fa ny karòserie no samy manana ny azy
23. Papoose
(
09/02/2009 22:22)
naotyboy sy aricherie.....teknika mora kely zanyiii......@ zay mba olombanona hatrany :-D misolosolo pantnera fotsiny dia miala dieny mbola tsy marary :°)
24. ari.malala
(
10/02/2009 06:13)
papoose :-D :-D :-D d efa anaovana liste mitnsy zany le iz ra azoko tsara :-D :!-D
25. gabidemony
(
10/02/2009 11:40)
ka aleo ve zany mijery bandy mapirafy sa mijery sipa mapirafy :?: :?: :!:
31. kotobekibo
(
11/02/2009 00:49)
Papoose > OK ! lasa izao raha tsy mibolisatsa ozy ny masina ozy :-P :-*
32. gidrokely
(
11/02/2009 12:25)
gabidemony:
ka aleo ve zany mijery bandy mapirafy sa mijery sipa mapirafy :?: :?: :!:
o^o o^o ka le izy hôtran'ny hoe avy @ demony hon io de ndao zany hanontaniana an' Losifera
:evil:
fa ise no mitari-dalana a! =)) =)) =)) =))
34. gabidemony
(
12/02/2009 11:29)
Raha mifanakalo zany ve de tsy maintsy misy voa mafy ny
iray @ izy roalahy kouuuuu!!! 8-)
eo @ basy zany ; misy pistolet de misy lance rocket be! 8O
fa za alony tsy mataotrè atokisako ny ahy ko :P :P :P
ze mahasà manarà :wink:
iray @ izy roalahy kouuuuu!!! 8-)
eo @ basy zany ; misy pistolet de misy lance rocket be! 8O
fa za alony tsy mataotrè atokisako ny ahy ko :P :P :P
ze mahasà manarà :wink:
35. naughtyboy
(
13/02/2009 18:18)
tsy ela @ zv hay mintsiny papoose an 1 sahady ny any anaty harato =))
36. kotobekibo
(
13/02/2009 20:00)
Papoose > :* (l)
naughtyboy > ka zà le be kibo b d mora samborina kouh! :-D :-D :-D
gabidemony > tsy misy maty antoka izany e! mahafaty foana ny bala raha eny @ tokony ho kendrena no voa . :-P
naughtyboy > ka zà le be kibo b d mora samborina kouh! :-D :-D :-D
gabidemony > tsy misy maty antoka izany e! mahafaty foana ny bala raha eny @ tokony ho kendrena no voa . :-P
38. naughtyboy
(
14/02/2009 07:17)
kotobekibo & papoose > =)) =)) mifanambina tsara nareo mitsamm fa ataovy izay mety fa tonga ny fety ;-)
39. Mirananirina
(
14/02/2009 13:39)
Tsy misy sipa mampirafy ry gaby a,ny bandy ihany :lol: :lol: :lol:
40. ikaretsaka
(
14/02/2009 14:13)
Mirananirina:
Tsy misy sipa mampirafy ry gaby a,ny bandy ihany :lol: :lol: :lol:
Taiza indray izao no namoronana izany affirmatioon gratos izany? Ianao no tsy mahita bandy ampirafesana na kanosa sao atsipin'ilery de mitsikasina sy sahirana miaraka @ kilonga na mety tsy hahazo ny kilonga raha tratra sy raikitra ny gidra de mody mipirina
