RAHA NY SIPA NO MANAO DE TSY MAHAZAKA NY BANDY
42. tolipy
(
15/02/2009 21:22)
efa an 2000 isika izao, mitovy droit vavy sy lahy, ampirafesina 3 na 4, tsy makorel mihitsy satria tsy mangataka na ariary, mba te handehandeha tahaka ny lehilahy , fa mba mampifalifaly ny tena, @ iazo fotoana izao fanafodiny fisaraha-mpanambadiana io, samy mandeha samy mitady, rehefa ela miaraka ao mankaleo o! dia rehefa mifankahita mifakatia be... :* (l)
43. gabidemony
(
17/02/2009 00:48)
Mety mintsy zany ka!
Sady misy fitenenana diso zay ataon'ny lehilahy,
mipetrapetraka miaraka @ namany eo lery zany de nandalo le sipa.
Hoy izy ò ry zalah iny sipa iny lety efa noanoko ah!
Diso ny fomba filazany fa tokony hoe iny sipa iny lety efa nihinana anà ah! :lol:
Nareo vehivavy no tokony hibitaka hoe Efa nohanoko iny bandy iny.
satria ny fitakin'ny vehivavy no mitelila nen'ny lehilahy

44. Mirananirina
(
17/02/2009 09:13)
Taiza indray izao no namoronana izany affirmatioon gratos izany? Ianao no tsy mahita bandy ampirafesana na kanosa sao atsipin'ilery de mitsikasina sy sahirana miaraka @ kilonga na mety tsy hahazo ny kilonga raha tratra sy raikitra ny gidra de mody mipirina
ika:Izay mihitsy,tsy mila bandy afatsy ny vadiko aho.mazava be
45. gabidemony
(
17/02/2009 12:18)
Aza be resaka fa rehefa tojo ny tsy ampoizina zay aiza ny tsy hanao eh
46. fenouhy
(
17/02/2009 21:34)
gabidemony:
Mety mintsy zany ka!
Sady misy fitenenana diso zay ataon'ny lehilahy,
mipetrapetraka miaraka @ namany eo lery zany de nandalo le sipa.
Hoy izy ò ry zalah iny sipa iny lety efa noanoko ah!
Diso ny fomba filazany fa tokony hoe iny sipa iny lety efa nihinana anà ah! :lol:
Nareo vehivavy no tokony hibitaka hoe Efa nohanoko iny bandy iny.
satria ny fitakin'ny vehivavy no mitelila nen'ny lehilahy
:-D :-D :-D :-D :-D
ka zay mints tsy mba hinanako lhl afa akoatr ny vadiko fa midradradradra loatra raha avy nohanina vhv , fa vhv tsy mba miteny zany raha vao mahavo :-D