Efa fantatsika izao ny mombamomban'i Ra8 sy Andry mikasika an'i MADAGASIKARA ,ary samy manana ny lohany izy roalahy,misy ny mety ary
misy ny tsy mazava.
Milomano ao anatin'ny olana isika izao ka atambaro ny hevitra mba hamporisihina ny vahoaka hiarina @-zao etraketraky ny sasany izao,na ny andaniny io na ny ankilany.
ka ny teniko farany de ny hoe:
Inona ny CONCLUSION farany satry na ny panozona na ny ozonina
toa samy hita fa tsy mendrika ny ho filoha.