ny afobe izay lazainy Bill wiese
1. sylvain
(
08/01/2009 21:22)
nihezaka nanao lé jereo eto za fa tsy nety mihitsy na za koa no tena tsy mahazo azy tsara! Ao @ site madaplus.fr d misy lé hoe: Le bouquet tv Emissions d clikeo eo misy emission maromaro azo jerena ao fa ny tena saika hampidiroko teto fa tsy nety hoy za d lé eo page 9 d misy lé emission hoe: 23mn en enfer partie1 sy 2 zay tantarainy Bill wiese fa nahita ny afobe izy, ny fiainana ao @ zany afobe zany, jereo aloha d tantarao eto ny hevitrareo, tena misy tokoa ve zany ny afobe!
répondu par coopsal le 15/01/2009 16:08
2. sylvain
(
08/01/2009 21:33)
mba jereo rafijo d alefaso ny hevitra rehetra, d misy tokoa ve zany lé satana araky ny fanontaniana fijo tary ambadika tary!
3. badboy
(
08/01/2009 22:41)
Ozy ilay ranamana iray izay hoe "Chacun de nous porte en lui le ciel et l’enfer".
(Oscar Wilde)
:twisted: :twisted:
(Oscar Wilde)
:twisted: :twisted:
4. prime
(
09/01/2009 06:20)
sylvain> Tena misy ny afobe toy ny tena fisian'ny paradisa... ary ny Soratra Masina dia manambara mazava tsara ny momba izany fa tsy vazivazy na angano tsy akory...
5. coopsal
(
09/01/2009 11:47)
Oscar Wilde:
Chacun de nous porte en lui le ciel et l’enfer
==> Ny Baiboly manambara an'io koa, fa misy tohiny : viendra le moment où chacun portera soit le ciel (justice, bonheur, paix et joie indescriptible), soit l'enfer (codnamnation, grincement de dents, remords, inquiétude, tristesse, peine sans fin).
Ireo no filazalazana momba ny fanjakàn' Andriamanitra sy ny afobe ao amin'ny Baiboly. Zavatra efa tsapantsika mifandimbindimby ireo eto an-tany (ao am-po), iainan'izay rehetra any amin'ny fiainan-tsy hita (rehefa maty ny vatana) saingy tsy mifandimbindimby fa izay zanaky ny mazava dia any amin'ny mazava ary izay zanaky ny aizina dia mankany amin'ny aizina.
Ho mandrakizay izany rehefa miverina hitsara ny firenena rehetra KRISTY.
Ety an-tany dia efa manao choix ny olona hoe haniry ary hikatsaka ny paradisa sa tsy hivaky loha na dia mankany amin'ny afobe aza.
Izaho fahiny nisalasala raha nisy marina ny afobe sy paradisa ireo na mba toy ny an'ny bouddhisme no marina hoe misy réincarnation na tonga dia tapitra hatreho fotsiny rehefa maty. Kristiana araka ny anarana ihany aho ary nafana fo tao am-piangonana, saingy nisalasala aho raha marina izay ambaran'ny baiboly.
Tamin'ny Oktobra~novambra 2004 no nisy zavatra nandona mafy ny foko ka nahatonga ahy hamoy fo, nahatsiaro ny olako hatry ny fahakely ary nampametra-mpanontaniana ahy.
Tamin'izay no tonga tao anatiko ny vavaka fohy hoe "raha misy marina ianao Jesosy dia lazao amiko ny anton'izao", nahazo valiny avy hatrany tao am-poko ihany aho hoe "raha tsy nisy an'izao ianao tsy ho nitodika tamiko". Hatreho aho no nino fa tena misy marina Jesosy, ary marina ny ambaran'ny baiboly momba azy, sy izay teniNy voarakitra ao. Tsy izaho irery no niaina zavatra toy izany fa maro. Ary ireny dia samy afaka hijoro vavolombelona, kanefa hafa mihitsy raha ny tsirairay no mahatsapa ny fahaveloman'i KRISTY, izay izy dia tena hino amin'izay.
Ary inoako, fa na iza na iza mitady ny marina momba an' Andriamanitra amin'ny fo mahitsy dia hahita Azy, handre an'i KRISTY izay tenin' Andriamanitra tonga nofo. Nampijaliana sy nalatsa-dra mba ho famelan-keloka sy ho fanadiovana ny olona noho ny fahotana rehetra. Ary natsangana tamin'ny maty mba ho santatra sy porofo fa misy tokoa izany rehetra izany.
9. diamondra27
(
10/01/2009 11:17)
sylvain: azafady fa nataoko tary am rubrique-ko ilay . Vao avy nijery azy aho vao nahalala ny dinikao ka indro alefako eto ilay jereo eto
http://www.dailymotion.com/video/k5fuqdrkgg4jvwPwXA
na koa ato @ty pejy ity http://diamondra27.skyrock.com/
am manaraka dia sokafana ilay site dia adika atao copie ilay anarany izay vao coller-na eto vao mivadila jereo eto le site
raha misy diso frapy dia tsy lasa jereo eto

10. diamondra27
(
10/01/2009 11:22)
sylvain: tsy hoe ny fanaovana tsara a@ olona tsy hamkanesana any amin'ny afobe, voalaza ao amin'ny baiboly io ary voalazan'i Mr Bill koa
Manasa anao aho hamaky ny pejy manaraka ao @ilay blog fa misy fanazavana momba an'io ao hoe , misy video hoe sera-t-il suffisant http://diamondra27.skyrock.com/2.html
Manasa anao aho hamaky ny pejy manaraka ao @ilay blog fa misy fanazavana momba an'io ao hoe , misy video hoe sera-t-il suffisant http://diamondra27.skyrock.com/2.html
11. bor2lais
(
10/01/2009 11:55)
Misaotra amin\'ilay rohy.
Amiko manokana ny fisian\'ny afobe sy ny paradisa dia vokatry (na mifandray mivantana amin\') ny finoana.
Izany hoe raha mino ny fisian\'ny paradisa ianao dia (tokony) hino ny fisian\'ny afobe ihany koa. Amiko tsy mila porofoina akory ny fisiany satria toerana natokana ho an\'ny \"maizina\" izany ...
Ny fahazoako azy izany dia avy amin\'ny fitantarana ny fisian\'ny afobe no entina mitaona ny olona hanatona ny Tompo !
Ary mba efa nisy nanao \"témoignage\" tahaka io nataon\'i Bill Wiese io ve fa ny paradisa kosa no resahina (entina hitaomana ny olona) fa tsy ny afobe ?
Mazava ho azy fa ny tanjona (fanavotana ny fanahy) dia mitovy fa ny fomba no samihafa (toy ny mahazatra antsika ihany).

13. sylvain
(
10/01/2009 16:04)
misaotra any diamondra27!
prime misy bandy namako zay tsy mba miangona zany mihitsy fa zao no lazainy tamiko hoe rehefa manao tsara fotsiny aloha hono d efa sur fa tsy lasa any @ afobe, d nolazaiko lery diso zany fa ilaina ny miresaka @ jesosy!

14. ikaretsaka
(
10/01/2009 16:45)
Manaja didy roa hono e..tiava an'atraa
Sde tiava ny namana tahaka ny tena...
De ny fhafatra 1 koa de hoe ze mihinana ny vatany sy misotro ny rany no hanana diainana mandrakizay e
Fe io moa arakaraky ny fombam-piangonana, sy ny indoctrination .ary ny konsiansy ny fanatanterahana azy... sy ilaina manao examen ombieny

17. ikaretsaka
(
12/01/2009 05:12)
bor2lais:
Misaotra amin\'ilay rohy.
Amiko manokana ny fisian\'ny afobe sy ny paradisa dia vokatry (na mifandray mivantana amin\') ny finoana.
Izany hoe raha mino ny fisian\'ny paradisa ianao dia (tokony) hino ny fisian\'ny afobe ihany koa. Amiko tsy mila porofoina akory ny fisiany satria toerana natokana ho an\'ny \"maizina\" izany ...
Ny fahazoako azy izany dia avy amin\'ny fitantarana ny fisian\'ny afobe no entina mitaona ny olona hanatona ny Tompo !
Ary mba efa nisy nanao \"témoignage\" tahaka io nataon\'i Bill Wiese io ve fa ny paradisa kosa no resahina (entina hitaomana ny olona) fa tsy ny afobe ?
Mazava ho azy fa ny tanjona (fanavotana ny fanahy) dia mitovy fa ny fomba no samihafa (toy ny mahazatra antsika ihany).
Toa misy an izay ra bord hoe misy zavatra 2 de ny 1 ho tana de ny 1 hariana an... ka raha notananao ny 1 (lanitra) dia maninona no mbola tananao koa ny 1 hafa?
Oups hoy I niryna
18. ikaretsaka
(
12/01/2009 05:19)
Ohatran ny hafahafa ihany manko le manao fiekem pinoana de hoe inoanareo ve A/tra de lavinareo ve ny demony.....
De hoe lavinay ny devoly (fa inoanay ihany na izany aza)
Asa aloha e
De hoe lavinay ny devoly (fa inoanay ihany na izany aza)
Asa aloha e
19. bor2lais
(
12/01/2009 09:55)
Ika : tsy milaza ange aho hoe azomiko izy roa e !
Asa na ilay teny hoe \"mino\" angamba no ratsy petraka fa ny hoe \"mahafantatra ny fisiany\" angamba no metimety kokoa aminao !!!
Asa na ilay teny hoe \"mino\" angamba no ratsy petraka fa ny hoe \"mahafantatra ny fisiany\" angamba no metimety kokoa aminao !!!