Tena namarotan-dra8 saka-belo ra gasy kely
1. gabidemony
(
08/01/2009 12:11)
Milaza isika gasy sasany hoe mba nahavita azy alo ra8.
lalàna ohatra no raisintsika.
zavatra efa progé t@ andron-dratsiraka anie ny fanamboarana lalàna
talohan'ny fifidianana iny.izany hoe ratsiraka no nikotrana de ra8 no bokona
t@'iny.
De vita ny lalàna sasany zany @zao...
Raha ny tena marina de tsy nisy zavatra vitany mintsy, hoe avy aminy manokana fa ny manangon-karena ho azy sy ny fianankaviany no mamparary ny lohany andro amanalina fa tsy mirahara andra-gasy kely,ary nareo ihany defa mahita mibaribary ny zavatra ataony @zao.
lery ko anie bandy bisnesman eh!
izany hoe: diplome bizna no anany de iny no apihariny.

novalian'i RanOBe ny 12/01/2009 18:17
2. kidoropamba
(
08/01/2009 12:20)
Jereo tsara ny nanjo an'i Madoff, hoan'izay milaza azy biznesymany. Mbola tsy misy dikany iny nahazo an'i madoff iny raha hoarina @ izay hanjo an'i levalo.
Na dia mifangaro indraindray ny bizn sy ny HALATRA dia mivonona ianao levalo fa tena hataonay haza-lambo hatramin'ny patalohanao aza.
Raha vao midaboka ravalo dia hidio ny habakabak'i madagasikara amin'izay tsy misy hitsoahany any bolgaria. Fa tonga dia raison ka ento eny ery ambohijatovo, alefaso ery @ gara toamasina, alefaso any place kabary antsiranana, na koa any Mahabibo any mahajanga, na any sanfily ao toliara, ary farany ao andohanantady ao fianarantsoa.
Tadremo hoa fa efa misafoy be ny lohan'ny pokona ato ka tsy misy hindra fo intsony ty.

3. penguin
(
08/01/2009 13:49)
Efa nisainan'ny sasany hafa koa ny nokatranan'ny an'elah. Na izany na tsy izany ny gasy no sahirana fa ny Malagasy mitraka ary mahalala ny ho aviny sady tsy hiantehitra amin'ny hazo boboka sahalanareo
4. Rafahafahana
(
08/01/2009 16:32)
Nataony ny lalana fa azy ny alma, sa ahoana?
Vola miditra ho azy daholo zany oaeeeeeee

5. xxx
(
08/01/2009 18:01)
de 75 à 2002 Rtsiraka sy i beparaky no nitondra!! aiza ny lalana vitandry zareo!
sa ve de nandritra ny fitondran'i deba manomana ny fanamboarandalana de nony tonga i ra8 nitavana fotsiny!
zany oe efa presk 20 ans zany ratsikara no nanomana ny fanambomaran_dalana eraky madagasikara!! tokony ho lalana tena farany zay tsara indindra eran_tany ange zany no vita raha t@ andron'i deba no efa nomanina zany fanaovanana lalana erak'i madagasikara zany eh!
ra8 nanambotra sady mangalatra! i deba tsy nanao fa nangalatra fotsiny!
eo no nahasamihafa azy

6. Fanjaibe
(
08/01/2009 19:49)
Rehefa niniana hanao zavatra ho an'ny Malagasy rehetra aloha dia tokony tsy hisy hihambo ho nanao sy hilaza ny sasany hoe tsy nanao.
Ny fanararaotana ny Fahefana azo no tsy laitra ry zareo a
Tonga @ ilay ohabolana hoe : Ny hena lasan'ny saka tsy maninona fa ny fidingin'ny rambony tsy laitra.

7. lizabeth
(
09/01/2009 00:32)
Rafahafahana:
Nataony ny lalana fa azy ny alma, sa ahoana?
Vola miditra ho azy daholo zany oaeeeeeee
Ny ahy aloha dia fanontaniana tsotra, aza asiana resaka Ra8 na Rastiraka, na Colas, na biscuit JB fa ataovy hoe ianao no iatefan\'ny fanontaniana :
1) rehefa manao orinasa ve dia mangalatra ny dikany ?
2) rehefa manao orinasa ve : perte sa profit no tadiavina sa rentabilité à 0 ?
3) fahotana ve ny manao diversification rehefa manao orinasa ?
4) nateraka hanao orinasa daholo ve ny olona ?
Ra8 no resaka eto dia afaka ampidirina eto :
1) mirongatra toa izao ve isika raha Colas no nanao ny làlana fa tsy Alma ?
2) raha manana orinasa 10 na 100 Ravalomanana, tena Ravalomanana sy ny fianakaviany irery ve no mahita tombontsoa amin\'izany ?
Ny valiteniko dia :
1) rehefa manao orinasa dia vola no tadiavina fa tsy midika ho halatra izany
2) rehefa manao orinasa dia profit no tadiavina
3) diversification fomba iray mampandroso ny orinasa
4) tsia
1) izaho manokana aloha dia aleoko ataon\'ny alma satria ho ana malagasy ny vola ary izaho tsy andeha hitabataba amin-dRa8 fa mba manana orinasa aho fa tsy haiko ny manao làlana, tsy haiko ny manao yaourt, tsy haiko ny manao fromage...., zavatra tsy ataony sy zavatra haiko no ataoko ! izany no anaovana étude de marché : rehefa fantatrao ny conditions rehetra ao dia na ianao hiditra dia mizaka ny zava-misy na tsy hiditra fa tsy misy hoe \"mba avelao zah hiditra\" !
2) tsy miodina amin\'izao ny orinasa fa mila mpiasa, mila mpanjifa, mila mpivarotra, mila fitaterana...
Nareo kosa aza sao dia nihevitra fa Ra8 no tokony hanao orinasa ho anareo ?
8. bozyboleta
(
09/01/2009 08:09)
Io le toe-tsaina gasy ORY HAVA-MANANA.
Refa Malagasy no manana de tsy maintsy hoe na iny nangalatra, na iny nanodinkodina.
Tsisy Malagasy tokony ho tafavoaka mitsy aloha izany e. Fa ho an’ny sasany de aleo samy hahantra eo daholo.
Jereo ireto tranobe firifiry vao mitsangana eto Tanà ireto, ohatra fotsiny ny eny Ankorondrano, voanjo vazaha ange no tompon’ireo e! Ny olona mampiasa vola kah! Tsy ampatoritoriany ny volany fa ampitomboany.
Fa misia ange Malagasy manao otran’io e! Avy daholo ry gasy ory hava-manana mianakavy
Tsy ananan’ny gasy ankapobeny koa aloha izany toe-tsaina investisseur izany. Raha manam-bola izy de ividianany 4x4 sy hireveny sy hilokany.
Nisy tokoa ny mba nanangana orinasa ihany fa tsy nahay nitantana satria be revy, miloka sns, tao ny tsy nahatanty fifaninana de refa faillite de fahadisoan’ny fanjakana no nahatonga izay.
Mbola ho ela e!

9. xxx
(
09/01/2009 09:38)
Lizabeth !!! tsy haiko na mahalala ny fomba fahazahoana tolotr'asa ianao na tsia na mody fanina!! fa ra misy asa manao lalana mivoaka ao amin'ny Travaux Publik na Agetipa sns... de efa misy prix global! ohatra 1,5milliard ny hanaovana bitume 1km miaraka amin'ny terrassement complet io, nefa 3 na 4 milliards no hanaovan'ny ALMA ny goudron efa vita terrassement any alavidavitra rehetra any, sady mbola mipoaka koa amizany le bitume(tsy manara dalana ny nanaovana azy) ka mitsonika sy didian'ny olona alaina fotsiny! zay no ataoko oe mahalala tsara ve ianao sa entin'ny tendrompo fotsiny
10. Annie2006
(
09/01/2009 09:49)
Raha mbola eo @ definition halatra sy bizna nareo dia avelao eo fa ny vahoaka efa tsy any intsony. 7 taona nahafahana nandinika na HALATRA na fitadiavam-bola madio io ataon'ny TIKO io. avelanay ao nareo miresaka an'izany fa ny mahamaika ny vahoaka kosa dia ny hanohitra ity HALATRA ataon'i TIKO ity, ny jadona ataon-dravalo ity, ny fivarotana ny tanindrazana @ vahiny ity.
Izay sahy dia mijoro manohitra, izay be konetaka sy tsy mandraharaha ny hoavin'ny firenena dia miandry ny fandresenay vao maneho ny heviny, ary izay mpamono tanindrazana kosa dia afaka manohy ny famonoany ny tanindrazana miaraka amin'ny fitondrana ankehitriny mandrapahatongan'ny fotoana hanesorana sy hansaziana azy ireo.

11. xxx
(
09/01/2009 10:00)
Annie2006 kely ah! izy ty ane neny tsy vitan'ny tendrompo e!! tsy misy afa tsy ny fahavononana hiatrika ze grenady sy basy alefan-ndra8 no voalohany alou!! fanagadrana no manaraka ,mety ho tapa-tongotra ,vaky loha, hikoriana ny rà avy amitsika tsirairay! fa tsy hamela anao mora oe manaova fanoherana ary nareo de midina andalambe zany io!! ,fa tsy maintsy mamboatra saina tsara miala any atrano rehefa misy fihetsiketsehana oe mety tsy hiverina ato atrano intsony ve aho!! de mivonona amze hiarovana ny tenanao rehefa hitifitra tsy hanana antra izy, na tongotra akatoka na vato na rora ze misy de hanoherana daholo! zay no atao hoe ady ho an'ny Fanafahan ny Tanindrazaba!! de mahereza ary isika rehetra, fa aina ity
12. Annie2006
(
09/01/2009 11:42)
Izay be tahotra afaka miandry ny fotoanan'ny hakanosana hisiva.
Io hakanosana sy tahotra io ihany no mamelona ny jadona sy ny fanandevozana izay mitarika ny sasany hivarotra ny tanindrazana.
Tsy resaka fo ihany izy io. Fa resaka ny fitiavan-tanindrazana: tia ka hamidy amin'ny hafa; na tia ka tandroina hoan'ny zanaka aman-jafy izay hameno an'io gasikara io raham-pitso.
Safidy io. ekeko tsara fa safidy koa ny hakanosana.

13. gabidemony
(
09/01/2009 12:49)
lizabeth:
Rafahafahana:
Nataony ny lalana fa azy ny alma, sa ahoana?
Vola miditra ho azy daholo zany oaeeeeeee
Ny ahy aloha dia fanontaniana tsotra, aza asiana resaka Ra8 na Rastiraka, na Colas, na biscuit JB fa ataovy hoe ianao no iatefan\'ny fanontaniana :
1) rehefa manao orinasa ve dia mangalatra ny dikany ?
2) rehefa manao orinasa ve : perte sa profit no tadiavina sa rentabilité à 0 ?
3) fahotana ve ny manao diversification rehefa manao orinasa ?
4) nateraka hanao orinasa daholo ve ny olona ?
Ra8 no resaka eto dia afaka ampidirina eto :
1) mirongatra toa izao ve isika raha Colas no nanao ny làlana fa tsy Alma ?
2) raha manana orinasa 10 na 100 Ravalomanana, tena Ravalomanana sy ny fianakaviany irery ve no mahita tombontsoa amin\'izany ?
Ny valiteniko dia :
1) rehefa manao orinasa dia vola no tadiavina fa tsy midika ho halatra izany
2) rehefa manao orinasa dia profit no tadiavina
3) diversification fomba iray mampandroso ny orinasa
4) tsia
1) izaho manokana aloha dia aleoko ataon\'ny alma satria ho ana malagasy ny vola ary izaho tsy andeha hitabataba amin-dRa8 fa mba manana orinasa aho fa tsy haiko ny manao làlana, tsy haiko ny manao yaourt, tsy haiko ny manao fromage...., zavatra tsy ataony sy zavatra haiko no ataoko ! izany no anaovana étude de marché : rehefa fantatrao ny conditions rehetra ao dia na ianao hiditra dia mizaka ny zava-misy na tsy hiditra fa tsy misy hoe \"mba avelao zah hiditra\" !
2) tsy miodina amin\'izao ny orinasa fa mila mpiasa, mila mpanjifa, mila mpivarotra, mila fitaterana...
Nareo kosa aza sao dia nihevitra fa Ra8 no tokony hanao orinasa ho anareo ?
14. kidoropamba
(
09/01/2009 13:27)
Rehefa manao orin'asa moa izany ry gabydemony dia TSY AFAKA MANGALATRA mihitsy e? hin!hin!hin!
Aoka hoa i TIKO no hamidy @ Daewoo fa tsy ny tanindrazana e.
NY MPANGALATRA ANGE ka "profit" koa no tadiaviny e.
NY MPANGALATRA ange "vola" koa no tadiaviny e.
NY MPANGALATRA mihitsy no tena mitady "diversification" hampiroboroboiny ny HALATRA ataony.
7 taona izay ingahy levalo nangatahin'ny lalAna hanao "dekilarasion de patirimouany" dia tsy sahy nanao foana. Ny Bianco dia noforonina t@ 2003 kanefa levalo mbola tsy namaoka ilay dekilarasion foana.
Lasa any ivoloha amindravalo any ny bois de rose kanefa lapam-panjakana ny any fa tsy magazay mitahiry hazo. Mitentina 300 miliona dolara ireo hazo ireo efa hatr@ 2005 ka tsy hita popoka ny nalehan'ilay vola.
Moramora hoa enao amin'io HALATRA ataonao io levalo fa any foulpointe (nuremberg gasy) sy any tsiafahy ange ianao manao retirety e.
Izahay tsy mangataka andra8 hanao orin'asa hoanay satria hainay ny HALATRA vitan'ingahy levalo io, fa TSY EKENAY kosa izy mivarotra ny tanindrazana no sady manao ampihimamba ny harem-pirenena ka MANGALATRA ampahibemaso io.
(l) (l)

16. andrywui
(
09/01/2009 17:15)
alefaso ny hevitra milay ra penguin a!! aiza ary izy zany nama! i toi ihany manko zao no tena be mokony sy bebe loha eto de mila folahina sy ampihinanina mafimafy mihitsy i toi fa zaza maditra!! fa ny miaraka aminay no tsy lanin'ny voay!! ka mifonà mitsy enao ra penguin amin'ny kidoropamba oe ho tia tanindrazana marina amzay aho oe manomboka anio fa tsy hanao be mokony tsony!!kitana
17. molotra
(
11/01/2009 08:26)
lizabeth:
1) rehefa manao orinasa ve dia mangalatra ny dikany ?
2) rehefa manao orinasa ve : perte sa profit no tadiavina sa rentabilité à 0 ?
3) fahotana ve ny manao diversification rehefa manao orinasa ?
4) nateraka hanao orinasa daholo ve ny olona ?
de tena kivy aminao aho ry sakaiza lizabeth, ianao izay nantenaiko ho tena izy.
Izao fanontanianao izao dia rindra fototra (principe fondamental) ny harena n'orin'asa(economie d'entreprise). fatra kilasy voalohany (niveau 1ère année) ny anao, satria raha resaka rindra fototra dia miaraka aminao sy izaho ny rehetra, saingy alefaso fatra-na-lavipahaizana (niveau doctorat ) le izy e!
mila miezaka indry ry sakaiza. f'efa tsara na izany aza e!
18. xxx
(
12/01/2009 14:24)
O rey olona e, ilay rangahy io ange tena tsy misaina afa-tsy ny vola hiditra any aminy e, ka na fivavahana, na ody ratsy, na politika, na fanapotehana ny mifaninana ara-toekarena na inona na inona dia ataony fitaovana rehefa ahazoany saosy. Tsy mihemotra mihitsy izy, ny mpiara-miasa aminy dia toy ny voasary, potserina mafy ahazoana ranony, rehefa avy eo ariana rehefa lany hamamiana, dia mitady hafa indray.
Mbola tsy notereny alaina ho azy ny fanananao ry Lizabeth (orin'asa,tany,trano), na amidy faran'izay mora ny vokatrao rehefa avy fefeny tsy mahazo hivoaka (Ronono, vary, lavanilina, hazo, letchis) dia be resaka eo ianao. Ny tombony ara-panjakana alain'ny orinasany etsy manginy fotsiny (fadintseranana, taux de change a l'importation). Andramo ange ny manangana seha pihariana ka hoe mifaninana aminy na hoe sehatra vaovao fa mandeha tsara e

19. penguin
(
12/01/2009 14:59)
Aza miantsara ivelan-tsihy fa samy tsy misaina afatsy ny vola hiditra aminy daholo nareo. Ny zanaka vavy aza amidy ambongadiny @ vazaha. Sa lainga indray ?
20. gabidemony
(
12/01/2009 16:04)
ra penguin ko manao firesaka zazakely,in'ko no idiran'ny mamarotà zanaka vavy @'io sy ny hoe aza miatsaravelatsihy,maninona ko raha tsy amidy variboba eny an-tsena ny sipanao rehefa mila vola sady eto anie afaka m'kritika sy manome hevitra momba ny poltika any dago, sa mpanankarena be any dago no sady havan-Le8 i penguin de tsy miraharaha ze zavamisy ao dago "mamboly voky tsy mamboly voky" ka izany no mampanao toetra tahaka anio.ka raha izany no marina de aza tratrako ny ankodimirana hoy samoela zay