Liste des messages
Liste des messages, inserés par RanOBe, par ordre de date
RanOBe
(
31/05/2009 08:06)
Ahoana ny fijerinareo mpamaky?
Hoy i RA-8 !
Indro indray omena anareo ny antso nataon'i Marc Ravalomanana androany alakamisy 28 mey 2009 tao amin'ny radiô fahazavana.
Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana izay mijoro sy mitaky ...
suite
répondu par belakely le 02/06/2009 00:25
RanOBe
(
08/04/2009 23:04)
manana olana momba ny torimaso!
Slt!
'Za de mba mila vonjy aminareo namana fa ny torimasoko (fotoana hatoriana) dia mikorontana ambony ambany! tsy misy lera fikisa fa de rehefa te atory na @ firy na @ firy de te hatory be fara...
suite
répondu par Ratoa le 03/07/2009 21:06
RanOBe
(
09/11/2008 22:39)
inona ny maha samihafa ny fampirafesana sy ny fijangajangana
Miarahaba antsika mpamaky !
izaho dia mangataka fanazavana na soso-kevitra , ...
momba ny lohateny voalaza etsy ambony .
misaotra mialoha :-D ...
suite
répondu par kotobekibo le 18/12/2008 00:24
