Ahoana ny fijerinareo mpamaky?
1. RanOBe
(
31/05/2009 08:06)
Hoy i RA-8 !
Indro indray omena anareo ny antso nataon'i Marc Ravalomanana androany alakamisy 28 mey 2009 tao amin'ny radiô fahazavana.
Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana izay mijoro sy mitaky ny ara-dalàna. Kely sisa dia olona afaka indray ny vahoaka malagasy. Midika izany fa ireo izay nisafidy nandika lalàna tamin'ny endrika maro dia hofaizina araka izany rehefa tafaverina ny ara-dalàna sy ny filaminana eto amin'ny tany sy ny fanjakana malagasy. Hotsaraina ihany koa ireo miaramila sy zandary ary polisy izay mbola manampy sy manohana an'i Andry Rajoelina sy ireo jiolahy namany amin'ny fandikan-dalàna rehetra ataony raha vao manapa-kevitra ny fianakaviambe iraisampirenena, tonga ny fotoana hamerenana ny fitondrana ara-dalàna sy ny filaminana ary ny fandriampahelamana eto amin'ny tanin'ny Repoblikan'i Madagasikara.
Miantso ireo miaramila, zandary, pôlisy rehetra tia sy filaminana sy fandriampahalemana aho ary manao ny asany amin'ny fiarovana ny aina sy ny fananan'ny vahoaka hametra-piadiana avy hatrany rehefa tonga ny fotoana asaina hanaovany an'izany. Iharan'ny sazy faran'izay henjana izay tsy manaiky an'izany.
Ireo olom-pirenena tsotra izay niharan'ny asan-jiolahy sy ny tsy rariny nataon'i Andry Rajoelina sy ireo jiolahy namany dia iangaviana tsy hanelingelina ny asan'ireo mpampandry tany. Manampy antsika izy ireo hamerina ny ara-dalàna koa avelao hanao ny asany ary omeo tanana raha misy ilàna izany. Miantso ireo olom-pirenena tsotra aho, izay niharan'ny asan-jiolahy sy ny tsy rariny nataon'i Andry Rajoelina sy ireo jiolahy namany. Aoka tsy hisolo ny asan'ny Fitsarana. Fantaro tsara ary tadiavo ireo nanao asan-jiolahy. Rehefa tafaverina ny ara-dalàna dia manaova fitoriana eny amin'ny manampahefana. Hosamborina izy ireo ary hotsaraina sy ho faizina araka ny lalàna.
Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana mijoro, mitaky ny ara-dalàna : Ampaherezo ny tapaka sy ny namana, ny fianakaviana, ireo mpiara-mitolona amin'izao fitsapana mamaivay diavin'ny firenentsika izao. Sahia mijoro hatrany ao anatin'ny firaisankina. Hifandray aminareo tsy tapaka aho, hilazako aminareo ny fandroson'ny tolona ataontsika ho an'ity tanindrazana malalantsika ity. Mahereza, manàna finoana, momba antsika mandrakariva Andriamanitra.
Ravalomanana Marc, 28 mey 2009
fa hoy kosa 'za hoe:
Fa i RA8 ve adala eh! raha manana credit holaniana isan'andro tsy aleo ve hisotrona ronono! de manomana propagande-na election presidentiel (raha ohatra ka TAFA ).

novalian'i belakely ny 02/06/2009 00:25
3. Mirananirina
(
31/05/2009 10:12)
Fa i RA8 ve adala eh! raha manana credit holaniana isan'andro tsy aleo ve hisotrona ronono! de manomana propagande-na election presidentiel (raha ohatra ka TAFA
ka samy manao izay tiany anie e,izay no mahafinaritra sy hitany mahasoa azy
4. locl
(
31/05/2009 19:55)
izy ary mba manome courage ny mpitolona ka hianareo indray no mba miseho mitsara azy eo.
Manambola hividianana crédit izy, ary important amin'ny vahoaka ny maheno ny feony.
Raha azony atao ary dia tokony isan'andro.

5. RavakaN
(
01/06/2009 06:46)
asa alo e! met marn ny an'ranOBe e!aiz ve ka miants d mankaer d zay iany, amk manokan d oe mil makaty mits iz ra to ka mil maeno ny feony ny vahoaka,ra zay antso nataony zay no nentiny aty mada angamb navita nanambotr ny simb rhtr na d tao @ magro iany az.
6. sapele
(
01/06/2009 10:55)
be ny nanao tsy mety eto amin'ny firenen-tsika,be koa ny nandatsa-dra!fa raha za i ra 8 de mangina mandinin-tena aloha,fa mbola tsy ampy ny fifonana nataony t@ vahoaka malagasy, ka raha za izy de tsy miseho manadio tena intsony fa zay mba hampitony ny vahoaka no fahendrena ary raha samy handalo fitsarana daholo reo manao ny tsy mety eto dago de izy aloha no voalohany tokony ho tsaraina raha tena olo-marina izy.de manaraka koa reo hafa tsy manara-dalana .aza faly mijery sy sombin-kazo eny @ hafa fa jereo aloha ny an'tena vao mitsara ny hafa.
7. xxx
(
01/06/2009 11:15)
Ka i Ra8 anie mbola manofy hoe ao an-dapa e! tsy mety mino mihintsy lery hoe efa lanin'ny kisoa. Mbola te hampiesona ny Gasy @ ilay hoe" mi-Noue Noue fotsiny ihany" :-D :-D :-D dia mbola mi-Noue Noue koa ny TIM
8. bonanga
(
01/06/2009 14:25)
marina zany xxx a!!! ny olona lasa chomeur t@ ravalo fa tazoniny ho azy rery ny tsena na kely toy ny varo-bary na ny import export. Tsara mitsy ny fialan'iny na t@ fomba ina na fomba ina
9. belakely
(
02/06/2009 00:25)
tsy ary mety daholo akory ny nataon-dravalo, fa raha hampitahaina amin'ny nataon'i tgv kosa dia aleo ny tantara no hitsara e! ny tamin'ny andron-dratsiraka moa angamba ririnin-dasa ka tsy tsaroana!!!! asa!!!!!