inona ny maha samihafa ny fampirafesana sy ny fijangajangana

1. RanOBe ( 09/11/2008 22:39)
Miarahaba antsika mpamaky !
izaho dia mangataka fanazavana na soso-kevitra , ...
momba ny lohateny voalaza etsy ambony .
misaotra mialoha :-D
2. Papoose ( 10/11/2008 04:28)
amiko tsy de resaka fahasamihafana io fika io.... fa ny fampirafesana dia anisan'ny cause na fijangajangana....toy ny hoe ny tsembo-tonggotra anisan'ny mahatonga ny from! fa tsy resaka fahasamihafan'ny tongotsa tremboka shy fromazy! :lol:
3. Alaina ( 10/11/2008 08:34)
Lalana roa samy manana ny azy ireo na dia mety hitovy aza ny tanjona tiana hatongavana dia ilay fika be
4. ni81 ( 10/11/2008 08:45)
amiko tsy de resaka fahasamihafana io fika io.... fa ny fampirafesana dia anisan'ny cause na fijangajangana....toy ny hoe ny tsembo-tonggotra anisan'ny mahatonga ny from! fa tsy resaka fahasamihafan'ny tongotsa tremboka shy fromazy!
=)) =))
5. majakely ( 10/11/2008 10:56)
:lol: :lol:
6. MMS ( 10/11/2008 11:25)
Fampirafesana : ilay mampirafy mitazona vehivavy na lehilahy fixe ankoatra ny vadiny
Ny fijangajangana : de le tanjona iray ihany
fika be
sns......
7. ssendra ( 10/11/2008 12:21)
Ny fijangajangana : de le tanjona iray ihany

INONA ILAY tanjona iray ihany hoe mba azavao ry MMS :°)
8. vale ( 10/11/2008 12:31)
Alaina:

Lalana roa samy manana ny azy ireo na dia mety hitovy aza ny tanjona tiana hatongavana dia ilay fika be

:lol: .... :-D :-D :-D :-D :-D
9. Lejoba ( 10/11/2008 12:34)
Izao ny valiny: raha @ teny frantsay dia teny roa samy hafa no andikàna azy. fampirafesana = adultère;
Fijangajangàna = fornication.
Izany hoe raha adika, ny mampirafy dia olona efa manana nefa mbola mandeha any an-kafa.
ny mijangajanga kosa dia izay manao firaisana ivelan'ny fanambadiana. Izany hoe na manambady ianao na tsia, rehefa manao firaisana @ olona tsy vadinao dia izay ny atao hoe fijangajangana.
Misy mampirafy an'eritreritra fa tsy mijangajanga. Betsaka kosa ny mijangajanga fa fidèles.
:-D :-D :-D
10. ssendra ( 10/11/2008 12:40)

ka tsy iray ihany ve ireo raha izany
ny hoe ny mampirafy ouzy enao dia olona efa manana anefa mbola mandeha any ankafa, fa ny fandehanany any ankafa angaha tsy manao firaisana ihany koa sa fitiavana madio fotsiny :-D

dia hoy ianao hoe ny mijangajanga kosa dia izay manao firaisana ivelan'ny fanambadiana, rehefa manao firaisana @ olona tsy vadinao dia izay ny atao hoe fijangajangana.
ka ny fampirafesaka koa anie ka tsy vadinao akory iny hiarahanao iny e!....KA NY EO IHany no eo mitovy ihany ilay izy raha izany :-P
11. ni81 ( 10/11/2008 12:48)
amiko dia mitovy ny heviny fa ny fisehony no samihafa
12. ssendra ( 10/11/2008 13:32)
Ka zay mantsy, fa fotsiny lay mijangajanga ohatra ilay tsy mandalo katsa-maina ireny manenjika V.** eraky ny vody motitra rehetra ity pehana daholo izay manaiky sy izay itany fa ilay mampirafy juste oe manana amant na maitresse lay oul..... :-P Sa??????
13. Papoose ( 10/11/2008 15:33)
Lejoba:

Izao ny valiny: raha @ teny frantsay dia teny roa samy hafa no andikàna azy. fampirafesana = adultère;
Fijangajangàna = fornication.
Izany hoe raha adika, ny mampirafy dia olona efa manana nefa mbola mandeha any an-kafa.
ny mijangajanga kosa dia izay manao firaisana ivelan'ny fanambadiana. Izany hoe na manambady ianao na tsia, rehefa manao firaisana @ olona tsy vadinao dia izay ny atao hoe fijangajangana.
Misy mampirafy an'eritreritra fa tsy mijangajanga. Betsaka kosa ny mijangajanga fa fidèles.
:-D :-D :-D

dia le mandeha any ankafa manao in any? tsy handeha hijangajanga ve sa hihinana glace fotsiny!
ny ahy de zay lazaiko zay hoe fifamenoana io fampirafesana mahatonga fijangajangana dia fijangajangana koa miafara mety hiafara fampirafesana!
14. Veloo ( 10/11/2008 18:31)
Betsaka kosa ny mijangajanga fa fidèles.

hafa kely indray zany kle... 8O
15. vale ( 10/11/2008 18:34)
hihi..
16. ni81 ( 10/11/2008 19:07)
hoy lejoba
Betsaka kosa ny mijangajanga fa fidèles.
mba azonao azavaina ve ny tianao hambara eto azafady e!
17. ssendra ( 10/11/2008 19:51)
ny tiany lazaina angamba aky ry ni81 dia hoe mampirafy izy fa fidèle am lay oul sipa iarahany tokana iny ihany....izay no fahazahoako azy lou
18. fijo ( 10/11/2008 22:03)
efa voavalin'i lejoba,ny mahasamihafa azy ry ssendra dia hoe le mampirafy misy faharetany le fiarahana,
le mijangajanga kosa tselika fotsiny
19. Papoose ( 10/11/2008 23:03)
ssendra:

ny tiany lazaina angamba aky ry ni81 dia hoe mampirafy izy fa fidèle am lay oul sipa iarahany tokana iny ihany....izay no fahazahoako azy lou

=)) =)) =)) =))
amiko zany tsy mtombn
20. zoukimi ( 10/11/2008 23:05)
... reto kou ou! Ary raha heverina indray ary hoe ny mijangajanga miaraka amin' olona (sy manao an' le fika) mitady plaisir fotsiny fa ny fony am-badiny ihany, fa ny mampirafy kosa indray miaraka amin' olona (sy manao an' le fika) sady tena amoureux an' le olon-kafa! :roll:
Gay le anona a ... ny aza tratra fotsiny na le iray na ilay iray fa dia :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0598