inona ny maha samihafa ny fampirafesana sy ny fijangajangana
23. ssendra
(
10/11/2008 23:52)
zoukimi:tsy aleoko io raha samy ho tratra ihany
... reto kou ou! Ary raha heverina indray ary hoe ny mijangajanga miaraka amin' olona (sy manao an' le fika) mitady plaisir fotsiny fa ny fony am-badiny ihany,fa ny mampirafy kosa indray miaraka amin' olona (sy manao an' le fika) sady tena amoureux an' le olon-kafa! :roll:
:-D :-D :-D
Gay le anona a ... ny aza tratra fotsiny na le iray na ilay iray fa dia :!:
24. naughtyboy
(
11/11/2008 17:21)
ozy zokimi
"... reto kou ou! Ary raha heverina indray ary hoe ny mijangajanga miaraka amin' olona (sy manao an' le fika) mitady plaisir fotsiny fa ny fony am-badiny ihany, fa ny mampirafy kosa indray miaraka amin' olona (sy manao an' le fika) sady tena amoureux an' le olon-kafa!
Gay le anona a ... ny aza tratra fotsiny na le iray na ilay iray fa dia "
miala tsiny @ ze ho voakasika eto fa hevitra @ akapobeny fotsiny no lazaiko... ra samy mahataty ny vokany mo manina na lhl na vhv fa betsaka ny vhv de manana io toetra io mintsiny any anaty rany any na tsy lazainy aza matetika, sady manana vady ao antrano no manana ko any ivelany trano,ra tena matihanina izy de tsy ho kobon'iza2 ny atidohany ra tsy oe leo le fangalampiery nga izy, soa ihany fa tsy ny retraretra :-P
io antony io no mahatonga ny kofa maro ho mailo2 oe saode mbo tsy zanako ary ty velomiko @ vadiko ty fa an'olokafa satria ny vy tsy mikitrana irery (soa kalo fa efa misy ihany siansa napiditra ny DNA sample, reny matetika no le antsoina oe tsy faka taranaka na mbola misy ihany aza no maka(mbola sarotra ihany ny hino sy atoky ol @ zao fotoana e)..oh. efa hitako io @ le da'toa sy nenito zay samy malagasy izao avy izy mitsam ary ny zanany faharoa vavy de miloko volamena na somary henjana aza ny volony manga maso ary fotsy hoditra mila itovy @ menasofina(caucasian) fa lery aza tsy nikorapaka fa tsara saina nitondra ilay zaza toy ny zanany,mba mailomailo ihany ry zalah a
:°) :-D

25. ssendra
(
11/11/2008 18:02)
io antony io no mahatonga ny kofa maro ho mailo2 oe saode mbo tsy zanako ary ty velomiko @ vadiko ty fa an'olokafa satria ny vy tsy mikitrana irery (soa kalo fa efa misy ihany siansa napiditra ny DNA sample, reny matetika
ny gravy raha ny rainy ohatra fotsibe anefa ny zaza nivoaka avy ao maity na hoe maity ilay vadiny de ny zanany nivoaka avy tao metisy vazà :-D
26. ni81
(
11/11/2008 18:19)
hoy ssendra
ny tiany lazaina angamba aky ry ni81 dia hoe mampirafy izy fa fidèle am lay oul sipa iarahany tokana iny ihany....izay no fahazahoako azy louka efa famitahana daholo io koa :)
28. fijo
(
11/11/2008 22:05)
ary raha manao sipa fa tsy manao fa mifampinono fotsiny ve de mampirafy koa izay?
tsy manao an,fa mba kinononono fotsiny kely

29. ikaretsaka
(
11/11/2008 23:16)
ny mampirafy hono fomban'nyt lehilahy manambola
de ny mijangajanga fomban'ny lehilahy tsy ampy revy any antranony any

33. kotobekibo
(
13/11/2008 00:53)
MAMPIRAFY : olona efa manana ny azy ( fixe ) na vady na sipa io , nefa mbola mitsaingoka atsy sy eroa .
MIJANGAJANGA : olona tsy manana fixe fa mihodina @ izay hita rehetra eny .

34. Papoose
(
13/11/2008 04:23)
kotobeventre, ka efa manana ihany anie zany izy na tsy fixe aza eee dia ho lasa mampijanga v zany sa mijangarafy????
35. ni81
(
13/11/2008 07:31)
kotobeventre, ka efa manana ihany anie zany izy na tsy fixe aza eee dia ho lasa mampijanga v zany sa mijangarafy????:-D :-D
36. kotobekibo
(
13/11/2008 16:56)
Papoose > ouay ô! :P raha ohariko @ zvmisy anie dia toy ny lolo ny mpijangajanga e , fy daholo izay mandalo , tsy midika fa azy daholo ireny , ilay olona hita izany d au jour le jour e!
Raha vao miala eo d efa vita tanteraka .
Ilay mpampirafy kosa mitazona ny akoho tamantrano , nefa tsidihina ihany koa ny akanga tsara soratra .
ni81 > enao an! :oops:

37. ni81
(
13/11/2008 17:08)
ni81 > enao an!Zà manin anao? :lol: :-D mba mihomehy aho ary saika hanontany hoe aiza i faramalemy? =))
38. ikaretsaka
(
13/11/2008 23:52)
rehefa dinihina ange iznay de ny isany sy ny fahatezany no tena maha janga ilay olona e
raha 1 na 2 fotriny le izy ankoatran'ny vadiny de mijanona @ iny 1 sy 2 iny dia hoe mampirafy izy izay
fa raha hoe nisaraka t@ ndrazay omaly de androany Rasoa de adino ny momban-drasoa rampitso maraina de i Ketaka indray ny harivan'iny dia adino ny momban'i ketaka dia i Mavo indray ny manaraka dia adino i mavo nahita an'i birizity ... izay no mijangajanga...

39. Papoose
(
14/11/2008 00:03)
dia ahoana zany le mampirafy miova isan'andro reny @ ikotobeventre??? tsy mijangajangana ve zany???? :roll:
40. kotobekibo
(
14/11/2008 11:45)
tsy tena hoe mijangajanga fa mampirafy satria efa misy ny attitré(e) ao . Nefa toa sarotra ihany izy izany an! MPAMPIJANGA izany izy @ izay fotoana izay angamba :-D :-D