inona ny maha samihafa ny fampirafesana sy ny fijangajangana

41. fijo ( 14/11/2008 22:20)
aleoko janga raha izany toa izay mampirafy.raha hanao raikitra ihany ve,inona no hialako le efa eo.
42. fanih ( 14/12/2008 11:05)
Lohateny:Re:inona no maha samihafa ny fampirafesana sy ny fijangajangana ny fampirafesana dia anisany fijangajangana.mizara vatana@kil (lahynavavy)2 nomihoatra. no izany!tsy misy maha samy hafaaz!!!fa tao@fijangajangana no nipoirany fampirafesana.dia tahaka ny hoe zava pananana mamoaka rano maloto!!!
43. kotobekibo ( 18/12/2008 00:24)
fanih > ka ilay mijangajanga anie na d 1 fotsiny aza no anao kanefa tsy vita soratra mazava eo anoloan'ny fiangonana d efa mijangajanga ianao izay e!
( tsy misy tsodrano ) fa ny mampirafy farafahakeliny @ ol 2 no anaovanao izany ( ny 1 tompony ary ny 1 ihodonana ) .
Sa.... :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513