manana olana momba ny torimaso!

1. RanOBe ( 08/04/2009 23:04)
Slt!
'Za de mba mila vonjy aminareo namana fa ny torimasoko (fotoana hatoriana) dia mikorontana ambony ambany! tsy misy lera fikisa fa de rehefa te atory na @ firy na @ firy de te hatory be farak'izay zokiny !
De ohatr'izay koa na amin'ny fotoan tokony hatoriana indray de midiridiry eo fotsiny ! tsy mahita torimaso!
tsy fantatro hoe marary ve 'za matoa manao an'izany sa ahoana fa de raha misy vahaollana any aminareo, LAZAO ETO! de misaotra mialoha! :D
novalian'i Ratoa ny 03/07/2009 21:06
2. vale ( 09/04/2009 00:20)
Slt,
ny mahatonga anao te hatory na tsy amin'ny fotoana hatoriana , dia satria tsy matory enao rehefa fotoana tokony hatoriana dia mitaky amin'izay ilay izy.

Andramo ny mihinana poma , na ravitoto, na ronono 1 bol amin'ny hariva fa mampatory ireo sakafo ireo.
Tandremo raha manao douche hariva dia aza atao mafana be ny rano fa vao mainka tsy mampahita tory anao rehefa miala avye eo satria lasa ilay havizanana, nitsotra daholo ny muscles rehetra, mora matory manko rehefa somary vizana iny.
Bon courage!! :-*
3. soanja ( 09/04/2009 01:36)
Ireto misy tips saingy amin'ny teny anglisy. Lazao ihany raha mila fandikan-teny. Mahereza. Soanja

http://health.yahoo.com/experts/drmao/17735/6-natural-tips-for-deep-sleep/
4. salopard ( 09/04/2009 07:25)
RanOBe, rano, de manana olana @ torimaso,

donc : mandona na mandena ampandriana izany ise sa????


tsy olana izany, manaova couche...

sniff...

tchouf...
5. catalyn ( 11/04/2009 16:52)
andramo indray ny misotro tisane , izany hoe dité mampatory ireny rehefa alohan'ny hatory. Iezaho koa ny tsy mijery télé alina loatra. Ny mety aza dia forcena mihinsty ilay torimaso; izany hoe maka ora iray ianao natao lera hatoriana na mbola tsy tonga aza ilay torimaso,zarinao tsikelikely ny maso sy ny vatana mba hananany repère fa milamina io rehefa avy eo. somary henjana @ voalohany fa mila maharitra. Ezaho ihany koa ny manao zavatra rehefa tsy mbola lera fatoriana mba taitaitra ny hozatra sy ny vatana. Matoa anie ianao tsy mahita tory @ fotoana tokony hatoriana dia midika izany fa tsy reraka ny vatanao é! Miankina @ asanao koa io ka anjaranao ny mandamina azy araka izany.
6. Naxy ( 14/04/2009 06:08)
Aza matory mihitsy ny atoandro fa miezaha manao zavatra, dia rehefa hatory ny hariva dia misotroa dité veromanitra fa mampatory tsara ireny.
7. Lejoba ( 14/04/2009 12:47)
mihinàna magnésium.
@ maraina milera voasary
8. ni81 ( 14/04/2009 12:49)
@ maraina milera voasary
ilay filazanao azy koa tena mahatsikaiky :lol: :lol:
9. ikaretsaka ( 14/04/2009 16:20)
odry.. teny gasy madio mangarangarana izany
10. ni81 ( 14/04/2009 17:21)
odry.. teny gasy madio mangarangarana izany
mazava tsara mihitsy fa teny gasy madio ka! fa mampme fotsiny. Mbola misy karazany maro ankoatr'ireo aza: miseseha, mivokisa :lol:
11. lepa ( 15/04/2009 06:10)
za de ten a tsy matory mihitsy de lasa mikorontana ambony ambany ny fahasalamako manana probleme za io efa natao daholo na fanafody na otra nainn na inn fa eee depuis 15 ans eo zany hoe misy moment kely eo am 1 h eo ihany no matory de midiridiry apres zay tsy misy tsony
mba ampio rtaha misy efa voan'io e de lasa vizana be rehefa atoandro za nefa tsy matory rehefa am antoandro fa miasa
mba ampio e
fanafody efa nohanina antarax valium equanil ss fa tsy mety e tsy nisy vokany mihintsy
12. soanja ( 19/04/2009 16:00)
RanOBe:

Slt!
'Za de mba mila vonjy aminareo namana fa ny torimasoko (fotoana hatoriana) dia mikorontana ambony ambany! tsy misy lera fikisa fa de rehefa te atory na @ firy na @ firy de te hatory be farak'izay zokiny !
De ohatr'izay koa na amin'ny fotoan tokony hatoriana indray de midiridiry eo fotsiny ! tsy mahita torimaso!
tsy fantatro hoe marary ve 'za matoa manao an'izany sa ahoana fa de raha misy vahaollana any aminareo, LAZAO ETO! de misaotra mialoha! :D


Zavatra iray manampy koa dia ny manao massage/acupuncture ho mpanome hery hilaminan'ny fizotran'ny aina. Efa misy betsaka ny afaka manao an'io any Mada.


13. itaramasoandro ( 19/04/2009 17:22)
Izaho akory tsy radoko ka hoe hitsara ny fomba-mpiainanao Ranobe. Saingy ny fantatro sy ankasitrahako ary tsinjoviko hatrany dia ny manaisotra @ sakafo hoaniko ireo karazan-tsakafo misy tavin-kena, siramamy ary sira mihaotra ny izy. Tafiditra ao ihany koa ny karazajavampisotro misy rivotra na ireo mahamamo.

Hitako avy ety ianao manontany hoe "fa inona ihany ary ny hoaninao?" Dia hoy aho hoe ny rehetra toy ny anana, voankazo sy legioma isan-karazany maro tsy voatanisa, izay mitondra siramamy hafaka levonina tsisy olana. Eo ihany koa ny hanin-kotrana maro, ny sakay kelikely fotsiny ampisy tsirony saingy ireo karazana zavamaniry fihinamboa, fihinan-draviny, fihinambony samy matsiro avokoa.

Ny tondro andranomasina, ny andranomamy, ny voa samihafa dia mitondra fahasalamana nohon'ny mineraly samihafa hentiny.

Inty ary ny valiny mivantana @ fanontanianao: raha karazan'io voalazako io ny fombampiainanao dia ny torimasonao no ho tonga lavoray satria mety ho mavesatra tsy zakan'ny vavoninao sy ny tenanao ny sakafo hoaninao andavan'andro.

Hampio ao koa ny fanatanjahan-tena milamina mety @ao.

Tsara torimaso lalandava aho ary manify tahakan'ny zatovo!

Andramo fa tsy sarotra ary tsy andaniam-bola aman-karena.

itaramasoandro 8)
14. mitianah ( 18/05/2009 07:14)
slt! tsy mahita tory ve ianao, andramo iany ty mihinana vitamine K-POWER fa tena matory ianao, sady mampazoto homana be mihintsy
15. Ratoa ( 03/07/2009 21:06)
Dai aza avadika koa ny andro sy ny alina fa vao janahary ireo; Aza matory indray alina sy indray andro dia hatory tsar ianao ny alina manaraka. izany hoe mamboly fahazarana vaovao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5421