Tena namarotan-dra8 saka-belo ra gasy kely

21. RanOBe ( 12/01/2009 18:17)
Miarahaba ny mpamaky rehetra!
Ny ahy dia tsotra ny teniko, marina fa manana orinasa i RA8, (magro, tiko, sns...)
Ny olana anefa dia idiran'iRA8 daholo ny sehatr'asa rehetra, raha tsy hiteny afa-tsy MAGRO ny tenako :
Raha miditra mitsidika ny MAGRO ianareo(ho an'izay mipetraka eto dago) dia jereo daholo ny entana ao . Fa sahiko tenenina aminareo hoe hitanareo ao daholo izay tadiavinareo (Na sakafo, na fanaka, na appareil menager, na broderie, indrindra fa ireo asatanana malagasy) sady amin'ny vidiny mora be .
Mety hoy ianareo hoe mahatsara ny malagasy izay efa ambany fahefa-mividy izany!, TSY DISO, Nefa aiza ho aiza kosa ny fahavoazana ho an'ireto "artisan" tsy miankina @ magro? Aiza ho aiza koa ny an'ireto mpandraharaha malagasy?
Ary ny tena mampalahelo dia resaka kitrano an-trano daholo ireo rehetra ireo! (havan'i dada sy havan'i mama ihany fa izay tsy ao anatin'izany dia voafonja).
Ka mba dinio ihany re-olona eh! aza faly mitsara ivelany fotsiny !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0923