Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ARINOFY ( 14/01/2009 11:11)
IRSA
Aiza anie no mety ahitana ilay lois de finances 2009 fa za hanao état de paiement de tsy aiko ny manao ilay calcul ny IRSA vaovao?... tohiny
novalian'i HESHA ny 24/03/2009 10:21
ARINOFY ( 14/01/2009 07:10)
Entrée
za ry reto hanao fanasana nefa tsy manana idée mihitsy @ fanaovana entrée.Mba omeo recette ny entrée froide sy chaude ane za e.Lay moramora atao ireny fa za tsy de tena mahay mahandro loatra.Misaot... tohiny
novalian'i Noue ny 19/01/2009 12:04
ainaheri ( 14/01/2009 05:31)
Fiovana eo @ tsikera sary
Misaotra an'ny mpikarakara fa lasa misy hftr tonga any aminao raha misy mametraka tsikera ny sarinao.....Izay lay oe tranon-dandy ka ao anatiny vao manatevina lol... tohiny
novalian'i orona ny 23/01/2009 17:29
xxx ( 13/01/2009 23:25)
izay tvg ve
Mampalahelo eh ,tsy misy intsony ny mpanao politika sy mpanohatra credible eo imasombahoaka dia lasa ry tvg no mpanohatra dofisy.Milaza ny tenany victime foana nedala,tsy mbola natao toan'i ry tgv no ... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 11:48
vancleef ( 13/01/2009 23:11)
No comment
Faut-il en rire ou en pleurer ! A vous d'en juger, voir ces journeaux suisses [b]www.lematin.ch[/b] http://www.lematin.ch/actu/suisse/riaka-mere-franziska-alias-vasana-ne-veux-revoir-68001 [b]www.2... tohiny
sosopeta ( 13/01/2009 22:49)
mangidy
Mba andefaso ny tononkira "mangidy" hirain'ny Telo fangady.... tohiny
xxx ( 13/01/2009 18:51)
izany ny filohanareo !
izany ny filohanareo raha miasa sy mampidera ny raopilanina beee!! http://www.dailymotion.com/htantely/video/x7ya2v_jt-mbs-060109_news... tohiny
Annie2006 ( 13/01/2009 15:44)
Voatery HANDIDY NY vay mikiky azy ny vahoaka malagasy
Ratsy izany hoe mikorotana izany satria maro ny zavatra tsy maintsy afoy. Kanefa manararaotra izany ny mpitondra fanjakana ankehitriny mba hamoretana hatrany ny vahoaka malagasy. Tsy rariny tompo... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2009 16:18
niryna ( 13/01/2009 14:59)
Ohatran'ireny mijery sary mihetsika ireny :efa itako le film
Manao ahoana daholo e .Asa hianareo raha mba nandalo zavatra toy izao:Nandeha hiasa aho izany dia niandry ny jiro mena hiova,teo anoloako nisy camion iray lehibe ,avy any amin'ny ilako havanana nisy c... tohiny
novalian'i niryna ny 17/01/2009 04:53
benasy ( 13/01/2009 13:54)
Sô misy mhalala ny momba ity hain-teny politika ity nareo
Malala a ! Tiako ho tretrika ianao mba hitretrehako koa…. Malala a ! Diso fantatrao aho, ka aza odiana tsy hita re ny amiko. Tsapako anie fa te-homba ahy ianao ! Eny na tsy ianao ianao aza…. S... tohiny
novalian'i Zozoro ny 13/01/2009 17:55
benasy ( 13/01/2009 13:47)
Sao mba misy mahalala ny momba ity hain-teny politika ity !
Malala a ! Tiako ho tretrika ianao mba hitretrehako koa…. Malala a ! Diso fantatrao aho, ka aza odiana tsy hita re ny amiko. Tsapako anie fa te-homba ahy ianao ! Eny na tsy ianao ianao aza…. S... tohiny
novalian'i lupe ny 19/01/2009 13:13
poussyma ( 13/01/2009 13:23)
Veloma Finaritra - Feon'ala
Tena mba mahafinaritra ahy io hira io saingy tsy itako tao @ lisitry ny hira feon'ala, ka asa ra misy manana;... tohiny
naughtyboy ( 13/01/2009 12:24)
misy raha latera..
bobaka ihany reo asa ilaina fahaizana manokana fa santionany @ zany ireto W.C mandeha2 ,bizna be manadala http://co112w.col112.mail.live.com/mail/InboxLight.aspx?FolderID=00000000-0000-0000-0000-0... tohiny
cire ( 13/01/2009 12:02)
ny fitiavana
(l) Ny fitiavana ve de tsy maintsy misy eo @ fiainan'ny zanak'olombelona [b]Bold text[/b]... tohiny
cire ( 13/01/2009 11:53)
Rija ramanantoanina _ ny hirako
azafady mba saika hangataka ny hiran'rija io mo za e!zony mo e!... tohiny
novalian'i cutie ny 18/01/2009 20:20
tslem ( 13/01/2009 11:49)
saodia tokony baniavana
Sao dia tokony baniavana kosa itony e sa ahoana ny fiteny azy fa dia nahazo hafatra vao² ndray zah vao nanokatra namana serasera androany, d mitovy tsy misy valaka am'lay christy,babychristy.......ny... tohiny
novalian'i tslem ny 15/01/2009 08:14
allien ( 13/01/2009 09:07)
fangatahana tononkira
tratry ny taona daoly e! mba mangataka ny tonokiran'i Jerry marcoss:aia aia,mafy dozy,fitadiavana raha azo atao.Misaotra mialoha... tohiny
amejah ( 13/01/2009 08:57)
MITADY ASA RY RETO AAAAA!
Bonjour daholy! Za zany mitady asa tsy mifidy na assistante de direction na commerciale na coiffeuse.... Mety daholy dia ilaiko aingana fa mihaina irery aho!Dia mba ilaiko maika ra misy afaka mana... tohiny
novalian'i fafane ny 24/08/2010 13:14
texius ( 13/01/2009 08:09)
astisy
tsy aleo ve mba asiana resaka blagy e :lol: :lol: :lol: :lol: ;-) ... tohiny
novalian'i hery ny 13/01/2009 08:16
saranga ( 13/01/2009 06:30)
Raharaha tanin'ny DAEWO Logistics
En version malagasy. Izao no marina mikasika ity resa-be ity. Ny Ministeran'ny fanana-tany sy ny fanajariana ny tany (MRFDAT) dia tsy namoaka lalàna mihitsy hahazoan'ny Daewo io tany io. Noporofoiko... tohiny
novalian'i ainaheri ny 17/01/2009 06:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3479