Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
15/01/2009 09:54)
vavak'ilay Mpangala-badin'olona! atao fampiratina .
Miarahaba anareo, Nisy forum efa tamin'ny volana Aout -septembre tany ho any, nanao hoe "vavak'ilay Mpangalabadinolona" hatao fampiratina izy ireo raha sitrakareo, ka miangavy ireo izay rehetra ...
tohiny
novalian'i namanabe ny 05/02/2009 09:18
notron
(
15/01/2009 09:45)
Iza no tena mpanohitra e?
Voalaza fa mpanohitra ny TGV
Diso io amiko fa izao no tena izy:
Ny TGV no mitondra eto Antananarivo fa ny TIM no mpanohitra!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 11:46
niryna
(
15/01/2009 07:16)
Tsy misy olona mahafolaka ny lela ....feno ody mahafaty !
Fa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy manam-pijanonana izy sady feno ody mahafaty.[b] Jakoba 3:8[/b]
[img]http://www.deeperstudy.com/img/yelling_little.jpg[/img]
6 Ary hoy koa Izy ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/02/2009 06:41
deric
(
15/01/2009 07:07)
nasaina nitehaka hoe?
Efa nalahatry ny namana teo ny fizotran'ny fiaraha-mivavaka teny Mahamasina, ny tena noroiritin'ny mpiserana anefa dia ny politika sy ny momba ilay seminera vonjeo ny fianakaviana. ny nahaliana ahy an...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/01/2009 13:05
ari.malala
(
15/01/2009 06:40)
Farasisa
Miarahaba ny rehetra indray,
Hono hoa e, ohatran'ny ahoana kay ny fisehon'izany farasisa? Dia misy miteny hoe raha mpisotro toaka be lay rangahy dia mety ho voan'ny farasisa ny zanany, mitombina ve...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/01/2009 14:53
niryna
(
15/01/2009 06:35)
Tantaran'ny vitsika sy ny valala
Nandritra ny mafana andro dia mandehandeha sy misiditsidina fotsiny ilay vavala ary dia mihirahira sy faliifaly tsy misy toa izany .Tsy lavitra azy kosa anefa ity vitsika kely dia mitondra sakafo ke...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/01/2009 11:51
niryna
(
15/01/2009 05:55)
Tena ilaina tokoa ny filaminan-tsaina an !
Nisy ramatoa izay ,ny vadiny foana no manatitra ny zanany mianatra.Ny antony dia sady mianatra izy no miasa .Indray andro anefa izy dia nasain'ilay rangahy naka ilay zaza ary dia nataony tao anaty fia...
tohiny
novalian'i nikah ny 16/01/2009 11:43
ainaheri
(
15/01/2009 05:53)
Tena misy ve ilay demokrasia eto Dago?????
Manao fitondran'ny sinoa sy birmania ty Ra8 ty,diktatira,zay tiko iany...hidina ny atsy sakanana ny aroa,tsy mahazo milaza loharanom-baovao raha tsy avy ao aminy iany!!! Zay zany ilay takalon'ny 2002?...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 12:02
niryna
(
15/01/2009 05:42)
Volako mandehandeha ialahy
Hatramin'izao dia mbola fiteny foana io rehefa misy olona miampita ny arabe ka tsy mijery fiara dia izy indray no avo vava e. Ity indray dia hafa fa fotoanan'ny neige moa izao ka tena malama ny lalan...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2009 09:20
xxx
(
15/01/2009 04:53)
Mba lazao ahy hoe ny hevitrao?
Leh aho miresaka,manana sipa aho,tato ho aho nahatsikaritra zvtr hafa²(hafa² hoy aho) Satria mifandefa sms sy mifampiantso izy sy ilay bandy,fantatro ilay izy taty aoriana ,nanontaniako izy dia nol...
tohiny
novalian'i miarina ny 17/02/2009 10:34
Annie2006
(
14/01/2009 22:28)
Ato ny raharaa Daewoo
Izay te ahafantatra tsara ny raharaha Daewoo dia ato:
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Tribunes-politiques/MIALA-Ravalomanana.html
Gasikara mitotongana, izay tsy mahavita dia aleo ahongan...
tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 12:07
lemenakely
(
14/01/2009 20:35)
Aiza ny tafika eto MADAGASIKARA?
Raha ny fijeriko azy dia ny fitondràna miaramila dia mety ho vahaolana koa @ izao satria ho olana tsy misy farany ity resaka politika ity eto @ tanàna ity
Tsy ilana mandany andro @ izay fitond...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/01/2009 11:54
salopard
(
14/01/2009 19:45)
operation serasera Morte.
laingako kambony ry akam's a!
fa operation MOOV (site mpomba ny fanjakana) morte, sy PEGUIN morte aloha dia raikitra e! ...
tohiny
novalian'i Noue ny 14/01/2009 20:44
onja2
(
14/01/2009 19:34)
ouverture de viva TV elon l'article 61 de l'Ordonnance 92-0
Ito Article ito, izay hita avy tao amin'ny page d'actualité national avy tato amin'i Moov.mg dia mampiseho fa tena ara-dalana tantera mihintsy ny nikatonan'ny Viva-TV ary lalàna efa tamin'ny 1992 no...
tohiny
novalian'i olenja ny 21/01/2009 11:15
kofy
(
14/01/2009 19:25)
tokony hisokatra viva tv?
Ito Article ito, izay hita avy tao amin'ny page d'actualité national avy tato amin'i Moov.mg dia mampiseho fa tena ara-dalana tantera mihintsy ny nikatonan'ny Viva-TV ary lalàna efa tamin'ny 1992 no...
tohiny
novalian'i benasy ny 19/01/2009 10:14
kofy
(
14/01/2009 19:23)
tokony hisokatra viva tv?
Ito Article ito, izay hita avy tao amin'ny page d'actualité national avy tato amin'i Moov.mg dia mampiseho fa tena ara-dalana tantera mihintsy ny nikatonan'ny Viva-TV ary lalàna efa tamin'ny 1992 no...
tohiny
Zozoro
(
14/01/2009 19:00)
Procès hormone de croissance
Mba ahoana ry namana isany ny fahitanareo ireto dokotera sy farmaciens hafa-maina tamin'ity fitsarana ity ? Tanora kely daholo ireto maty voan'ny tsy fitandremana ! nisy 117, nefa dia hafa-main Raha ...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/01/2009 04:34
ikaretsaka
(
14/01/2009 16:57)
radio kato tsy omen dalana
Tsy haiko ity na. Politika na fivavahana fa somary mandray 2 ihany... tsy haiko loatra rahateo ny politika gasy ka aleo alefako ato @ fivavahana sy finoana.
Izao ary ilay tantara: ireo chaines radi...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/01/2009 14:30
sooah
(
14/01/2009 15:52)
ninie donie malilo
mba mila tonon'io maika be re a msotsa...
tohiny
nathie86
(
14/01/2009 13:53)
mangataka
mba mangataka ilay tononkira hoe \" avy taiza ianare ry zavavy e, avy natsaka izahay, taiza ianareo no natsaka tary @ rano tary sa tsy aiko\"
D misaotra mialoha ry reto an
cdt...
tohiny
