Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bounany
(
20/01/2009 14:21)
MIKA SY DAVIS
Azafady mba mangataka ny tondrom-peo n'ny hiran'ny Mika sy Davis! Tsara ny hira ndry zalahy reo ka otrany mba tiko hotendrena @ gitara e! Misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i ainakelyio ny 21/01/2009 14:04
llk26
(
20/01/2009 14:09)
tsy ho very
mba omeo ny tonin io ah zay mba mahay zay de misaotramialoha....
tohiny
novalian'i Lejoba ny 20/01/2009 14:49
xxx
(
20/01/2009 13:53)
Dikan-teny
Hono hoa ry reto, inona tokoa moa ny dikan´ireto teny ireto amin´ilay teny faran´tsy hay( frantsay) fa tena tsy mety tafaverina mintsy: anjara, lahatra, vintana, tendry???
Misaotra mialoha o...
tohiny
novalian'i lovelyri ny 21/01/2009 07:07
tataka
(
20/01/2009 13:52)
Lazao koa fa nalatsak'Andriamanitra ndray koa ny TGV ary
Sepotra hono ny maika haka fahefana ka faly sy ravo fa nisy TGV hianteherana satria antidahy sy antibavy politika tsy mahita hirika sy efa naloan'ny Malagasy. Lazao koa fa nalatsak'Andriamanitra io TG...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 21/01/2009 12:38
Ritsoka
(
20/01/2009 13:46)
!!! Logiciels anti-piratage !!!
Miarahaba ny rehetra !
mba mangataka ny anaran'ny logiciel fanaovana ireny anti-piratage gasy ireny na ny lien mety ahitana azy fa tena tsara mihitsy.
tsy ilay manao redemarage automatique fotsiny...
tohiny
novalian'i orthon ny 30/01/2009 07:50
ngoiha
(
20/01/2009 13:03)
zay tsy mila saribakoli-dratsiraka oa
Aza miresaka oa rehefa nandra fa mbo mitady seza anefa ny masiso teo aloha ihany no tanisaina,rah tena enjana dia manaova aloh zavatra mbo m'lay ny zavatra notokanana aza kay bombna b,ndana manao dj a...
tohiny
novalian'i Andribe ny 21/01/2009 00:30
ari.malala
(
20/01/2009 12:50)
famafana sary
Raha tsy diso za de taloha afaka hoe coché na izay sary tiana fafana e? izao toa tsy maintsy klikena tsirairay le izy vao afaka fafana :? mandany fotoana beu! sode afaka averina le case à cocher aza...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 23/01/2009 13:45
daryprod
(
20/01/2009 12:39)
Mila fanampiana mba maika kely ihany
Tsy hoe be sehoseho fa izao, manana tv mobile Hantel Ht 625 za de mba mangataka raha azo atao, fa tsy mety hampidirana format mp4 mihitsy ilay izy, sa inona ny dikan'ny hoe true mpeg4, de format ?x? (...
tohiny
novalian'i comptezo ny 22/01/2009 15:55
mmmhh
(
20/01/2009 12:04)
film mampalahelo
Te hijery film mampalahelo, na le mandatsa-dranomaso ireny ny tenanay rah mba misy mahafantatra na mahatadidy film nampihetsi-po azy tany ho any.
teneno le titre-ny de omeo resume kely rah mety, mba ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 27/01/2009 18:11
bor2lais
(
20/01/2009 08:53)
Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza ?
hianareo = izaho, ianao, isika no mbola iantefan\'ny fanontaniana ankehitriny !
Fomba fijeriko : toa tsy dia ny fiheveran\'ny hafa Azy loatra akory no tena mahaliana ny Tompo fa ny fiheverantsika m...
tohiny
novalian'i LL52 ny 05/02/2009 08:29
naritsimba
(
20/01/2009 07:32)
MINOA FOTSINY IHANY
MINOA FOTSINY IHANY
Tsy mitsaha-mitombo ny vidin’ny vary
Ny miaina rehetra no tena marary
Ny vidin’ny menaka miakatra hatrany
Saingy minoa, hono, fotsiny ihany.
Ny vidin’ny hena dia mam...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 09:28
naughtyboy
(
20/01/2009 04:05)
Androany ny famindrampahefany bekintana @ Atoa B.Obama...
Dia androany ny fitokanana maha filoha faha-44 ny bekintana an'Atoa Barak Hussein Obama(afrikana amerikana)mpifaninana natolotry ny antoko demokraty ary handraisany fahefana feno @ mahafiloha azy ka i...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 21/01/2009 10:58
xxx
(
20/01/2009 03:40)
Izay afaka mamaly eh
Iza marina no tena ao ambadik'i TGV? Satria raha toa aza ka miala i Ra-8 nga i leiry mbola azo atao filoha akory amin'ity taonany ity. Sa mbola hanova lalam-panorenana indray?
Ny 4L sy ny Frigo isa...
tohiny
novalian'i hery ny 20/01/2009 14:49
titisoleil
(
19/01/2009 16:52)
mitady adresse
manaoana,saika mba hanontany aho raha azo atao,no ahazahoana adressena universite mandray mpianatra gasy any frantsa?mombany communication!misaotra betsaka mialoha. veloma!!!! ...
tohiny
novalian'i totty ny 20/01/2009 12:24
penguin
(
19/01/2009 15:47)
Fa mandray karama na vola indray ngah lé TGV ????
Efa ohatrinona izao no fitambaran'ny vola sy karaman'i lé TGV hatramin'izay araka ny voalazany hoe tsy handray izy na kely aza ? Sa fampihelezan-kevitra iny ?
Aleo mba omena aloha ny marina fa tombo...
tohiny
novalian'i Papoose ny 21/01/2009 23:13
ARINOFY
(
19/01/2009 12:56)
fofom-bava
aona ry reto ny manala lay fofombava fa misy olona akaiky ahy misy an'io probleme io nefa de miborosy nify tsy tapaka izy....
tohiny
novalian'i kamongo ny 16/02/2011 15:57
lupe
(
19/01/2009 12:52)
voatabia sy tongolo
Manahoana daholo eh !
Nanao course hono ny voatabia sy ny tongolo !
Dia rehefa nandeha kelikeky dia nianjera ny voatabia, dia hoy hono ny tongolo « toa maty le »,
Dia nitsangana haingana ny voa...
tohiny
novalian'i ktsif ny 24/02/2009 15:05
xxx
(
19/01/2009 12:45)
Ra 8 # TGV
Efa ela loatra no nilalaovan'ny mpanao politika ny vahoaka Malagasy. Ka nahoana indray raha mba ny vahoaka no mba hilalalo ireo mpanao politika???
-Maro ny zavatra azo ilalaovana azy ireo toy ny asa...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 17:53
ARINOFY
(
19/01/2009 11:33)
cuisse dame
sao mba misy mahay recette na cuisse dame nareo fa za te hanao fa tsy mahay....
tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:07
penguin
(
19/01/2009 07:27)
Foto-drafitr'asa TGV-Fanampiana Frantsay-Motraka????????????
Nirehareha fatratra ny TGV sy ny tariny nanokana ny Kianjan'Andohalo. Nirehitra tokoa ny hafalian'ny tarika isany satria tafavoaka nahatsangan-javatra ny fanampiana Frantsay.
Vao orana mafimafy iray...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 17:37
