Ra 8 # TGV

1. xxx ( 19/01/2009 12:45)
Efa ela loatra no nilalaovan'ny mpanao politika ny vahoaka Malagasy. Ka nahoana indray raha mba ny vahoaka no mba hilalalo ireo mpanao politika???
-Maro ny zavatra azo ilalaovana azy ireo toy ny asaina manao boxe eo ambony ringa eo place ny 13 mai(Ra 8# TGV ohatra) round 3
-Tsy omena karama raha tsy mahavita ny asany sns...
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 17:53
2. penguin ( 19/01/2009 15:44)
Edrey f'angah moa naka ny karamany indray lé TGV ? Ny fantatra tany @'ny fampihelezan-kevitra dia tsy handray karama izy sy ny mpanolon-tsainy isany. Ka mba jereo sao maka ihany ny anareo. Lé iray zany vé no mety mangana {izany resaka saosy izany??? Izy mitsamy tsisy voa na inona hitranga fa ny TOHATRA mijanona TOHATRA eo ihany no mety fesona.
3. Papoose ( 19/01/2009 15:56)
anontanio ny mpanolontsainy peng a!
4. xxx ( 19/01/2009 16:23)
elah oun lety ry penguin tena mampme mits oun fa tsy mahazo ata parata akour oun ela nefa mamono tena aminireto oul marob reto miaro fon ny efa nalohambahoak reo !! ka misy koz ary oe elah oun zan manao lohana krevety zany e!! de lohany fotsiny no ngodabe fa itoeran'ny tainy fotsiny !! ka mb nalaelo anla ian aho lets ry penguin ataonnn pokna azan ela
5. naritsimba ( 20/01/2009 07:33)
Tsy nandray karama TGV hatramin'izay ka!
6. tsinjo ( 20/01/2009 07:49)
tsy voaporofo le tsy mandray karama e
7. xxx ( 20/01/2009 09:23)
tsy mandray karama izy papa a! aiza ary nareo zany!! zavatr tong de tsy nomena ny karamany rehef niteny izy oe tsy ho raisik nykaramako fa hanampiako ny volan'ny kominina !! sady lery kou ane loyale e! tsy ze iny karama iny no roritiny eo fa zavatr avobe no olana vahainy aminzao amity fanakendana roroka azy matetik ity
8. xxx ( 20/01/2009 10:20)
ny azy agegena , ko aiza no tsy tratran'ny genda roroka
9. andrywui ( 20/01/2009 10:51)
hagegena ve ra tsy iray atoko aminao no mba mihezaka manatsara sy manondrotra ny tanana, nefa enao ary teo tsy nisy niteny na de tsy nanjary aza! mahavita io TGV io fa fantany tsara ka tadiavin ho azera!! ny malagasy anefa vonona hitanty azy ka vao maika ifoteran'ny pokna nareo zanpoly a
10. tsiafoi1 ( 20/01/2009 11:35)
Izy mitsam ihany reo ry papany isany fa sokafy tsara ny maso a... Dadatoa eny antsisin'ny ringa mampiady angely
11. andrywui ( 20/01/2009 11:38)
tsimetyfoi
12. DMX ( 21/01/2009 09:47)
Tsy misy zavatra vitan'ny TGV zany toe ry Bainne a! ny lohan'ilay TGV ary ve fozaorana de ande ho aiza e !
13. andrywui ( 21/01/2009 10:06)
ahannn !! ah bon ! zay vo mazava amiko fa hay ve le penguin ndray ty miova anarana DMX ty e!! ahannn! hay novaina oe BMX ndray ty anarana e! ka innn fa tsy zay vao ho vaky pneu eto elah niany fa hitambaran'ny pokna eto ! ha ha ha kobo elah ry penguin a! miverena haingana fa ny olona rehetra zao ef mahalala daoul fa malhonnete elah !!! miovaova anarana
14. xxx ( 21/01/2009 13:08)
penguin zany tanalahy sa tarondro???
15. nyavo2000 ( 21/01/2009 16:02)
Sahy manao défi aminareo mpilahatra tsy amina pà ireo aho, tsy ny TGV no hampanana-karena anareo fa ny asanareo sy ny fikezahanareo ihany...

Tsy pblm asio ny korontana, fa ny fanamby ataoko 1EUR=50.000 Fr après ny actionareo, dia himohezan'i Andry fotsiny.

Aza mety fitaovana politika e! efa niananay ny 1989 GVT mfm, 1991 hery velona, 2002 Tim,....reraka milelaka tongotry ny mpanao politika eo fotsiny..

izay mahasoa atao.

16. olenja ( 21/01/2009 16:13)
aleo hilahatra ze t hilahatra refa zay no hitany fa mampety ny fiainany e! fa ra resaka tsin tô tsy ampy an-dra8 ra andry sa ahôna ouz enao?
17. kidoropamba ( 21/01/2009 16:52)
TSY ny hanakarena tampoka no tadiavina ry badolahy ity fa ny hisian'ny fiaraha monina mirindra ao dago ao ka misy fanarahana-dalàna sy ny fahaizana miaina.

IANAREO miaro tombotsoa io ihany n,o milaza fa hoe misy atao fitaovana politika. Io LEVALO IO MIHITSY NO TENA MPILALAO ANAREO.

GADRAO ANY HOA ITY RAVALO ITY FA TSY MISY ILAN'NY POKON'AZY E;

TSSSSSS!!!!!!!!!

Allez mandeha any Ravalo mpanaglatra sy mpivarotra tanindrazana a.
18. andrywui ( 21/01/2009 17:53)
zay nahazo tsara laisany mpisolelaka vesa be reo zay !!!!
rehefa tsy mande ry zanakoto ny firenena de miala tsy asiana sentiman zany io fa ain'oul 25tapitrisa ve ho lalovinao tsy misy ho atokona lava eo e:!!! fa reef tsy milay de mibona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.437